DIDY FOLO

181. Achia ( 03/03/2006 18:51)
marozevo:

Fa tokony hanaja ny alahady koa....

Afaka mipetraka eo ambony seza roa mifanaingina ve Ramaro :°)

182. dadabe ( 04/03/2006 05:49)
na koa hoe afaka misabaka ve ???

sady mivavaka alahady no mivavaka sabata hummm manao grand ecart tataka eo ny farany fa
183. diamondra27 ( 04/03/2006 08:06)
mamoaka didy vaovao indray ledada klé, sa mangataka faveur?
184. marozevo ( 05/03/2006 01:01)
Za angaha niteny hoe mivavaka amin'ny sabata, fa tsy hoy aho hoe MANAJA. Raha azavaiko ny tiana hambara dia izao : I dadabe mivavaka amin'ny andro sabata, dia hajaiko izy sy ny sabatany, fa za tsy voatery hivavaka amin'ny andro sabata. Dia mivavaka indray aho rehefa alahady dia mba tokony hanaja ahy sy ny alahadiko i lery, fa tsy voatery hivavaka miaraka amiko akory.
Tsy mipetraka amin'ny seza roa izany na misabaka fa tena mitombina tsara amin'ny ahy aho, ary manome haja ny an'ny hafa.
Fa angaha moa any amin'ny sinagoga koa misy seza le .. fa angaha tsy tsihy na tapis no ipetrahana any... Sa moa moské no misy an'ireny ?
185. Veloo ( 05/03/2006 02:03)
io samy manaiky izay ao am-pony ka tsy misy mi-forcer zany mihitsy, andriamanitra dia nanome antsika CHOIX, tsika ko dia manome ny hafa CHOIX ka... take it or leave it.
186. dadabe ( 05/03/2006 06:37)
hummm are you angry ??
187. marozevo ( 05/03/2006 15:20)
fai come vuoi !
188. Veloo ( 05/03/2006 20:05)
dadabe a nope
189. Achia ( 06/03/2006 14:38)
Toko sy andininy aiza ndray aza ty sabatan'dadabe sy lahadin'i Zevo ty e :roll::roll:
190. Veloo ( 06/03/2006 16:55)
achia namorona ho azy ry zareo ka :-D:-D
191. marozevo ( 07/03/2006 02:07)
Masiaka kely i veloo eto anh !
192. dadabe ( 07/03/2006 04:45)
yeeh :°)
193. Achia ( 07/03/2006 11:17)
Sabatan'iJehovah sy lahadin'Eglizy no izy e tsssssss :-D:-D:-D
194. Veloo ( 07/03/2006 18:15)
=))=))=))
195. marozevo ( 08/03/2006 01:00)
Ny an'i veloo ve aloha sabata sa Alahady eh ? Ho any amin'i dadabe sa hoentiko mitsangatsangana any Marozevo rehefa vakansy.
196. Veloo ( 08/03/2006 16:17)
za tsy mande any aminareo roa lahy ka ... fa manaja ny sabatan'i Jehova za^:^^:^^:^
197. Achia ( 08/03/2006 17:23)
:-D:-D:-D:-D
198. dadabe ( 09/03/2006 05:51)
veloo kosa e :(
199. Achia ( 09/03/2006 19:17)
Ary any amindry zevo zany nge tonga de mahazo tambiny e
200. Veloo ( 09/03/2006 21:06)
:(:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1669