DIDY FOLO

201. dadabe ( 10/03/2006 02:59)
:-D:-D:-D
202. Veloo ( 10/03/2006 18:18)
:twisted:
203. Achia ( 10/03/2006 19:43)
fa mainona ny zokiko no mivadika otranio e
204. marozevo ( 11/03/2006 01:17)
Tsy tambiny ny mankany Marozevo fa izaho mila mankany hamangy ny vazoko, ka afaka miaraka amiko izay te handeha kah... Ngah heverin'i dadabe hoe i veloo no hataoko vazo any ? sanatria... Na mavomavo aza leiroa ny any, na vakivakin'ny ando vao maraina ny tongony, na tsy mahay taratasy, na somary ambakaina fa tambanivohitra... any no misy ny tena vazo fa tsy any Frantsa. sady voararan'ny didy folo koa ny ... ny ahy ilay "tokako" nilaozako vetivety ihany.
Raha ohatra moa ka tian'i dadabe anie dia afaka entiko koa i dadabe eh... Omby olona dimy ny taomabilona.
205. dadabe ( 11/03/2006 04:23)
kii zah angaha lety nilaza hoe i veloo a, fa izany hoe misaotra t@ invitation fa ny vazoko anie lety avy etsy manjakandriana e , donk aleoko tonga de mijanona eo mankakandriana fa tsy mbola hamakivaky ny ambatoalaona sy mandraka ,sady ny sipa any anie lety nofosana be daholo e(voky mangahazo ):-D
206. marozevo ( 12/03/2006 00:48)
Ngah leity izany sipa le aza ity ah... mandika ny didy raha maka sipa. Tsy hitan'ialahy angaha io lohahevitra io? Tena vazo le izy fa tsy sipasipa handaniana andro fotsiny ka... Mipetraka ao Marozevo ao izy izao, miandry ny hiverenako any Madagasikara. Rehefa tafaverina aho dia hikarakara ny rehetra momba anay, dia asaiko daholo ny namana, ary aza matahotra fa ho "tondraka be ilay vary sy le toaka".
207. dadabe ( 12/03/2006 04:55)
HUMMM izany an ! ka ny ahy koa anie lety vazo e:°)
208. marozevo ( 13/03/2006 01:06)
Fa tsy atoroko an'ialahy kosa aloha ny tranony eh.. raha miaraka amiko any ialahy dia avelako eo amin'ireo hotely kely be dia be ireo, fa izaho mandeha an-tongotra mamakivaky iny tendrombohitra sy alaala iny hamangy azy, ary ny lakilen'ny fiara entiko any am-paosy sao entin'ialahy mitsoaka ny vam-ko.
209. Veloo ( 13/03/2006 01:31)
inn no idiran'i veloo ato ndray8O:roll::roll:
210. marozevo ( 14/03/2006 00:23)
inona no antony ivoahan'ny veloo eto koa ?
211. jentilisa ( 16/03/2006 13:48)
tsy haiko intsony koa izany resaka izany an!
212. Veloo ( 16/03/2006 20:54)
marovezo:-D:-D:-D:-D:-*
213. marozevo ( 17/03/2006 01:14)
Tandremo ny didy eh..
214. Veloo ( 22/03/2006 01:56)
zany mihitsy a isika rehetra mila mitandrina ry marovezo a:wink:
215. jentilisa ( 22/03/2006 06:27)
Mifankatiava ihany! raha mbola velon'aina, tsy misy toy izany no mahafaly saina. Ny maty efa lasa, tsy ho azontsika antsoina, isika no mikasa, ny ratsy ho adinoina...
216. dadabe ( 24/03/2006 03:14)
hummmm hira ve i0 rajentl sa..o^o
217. jentilisa ( 24/03/2006 12:32)
hira mihitsy io! hira ataon'ny maro amin'ny fianakaviana rehefa tafavory maro iny!
218. Veloo ( 24/03/2006 21:07)
hirao kely oe henoko:wink:
219. marozevo ( 25/03/2006 00:46)
Raha ha ha tsy fotoana ela... No ho ho ho hipetrahana eto. A a a Andeha re mba hifame-e-la . Andeh mba hifamela mba tsy harahin-tsento.

Raha miteny aho hoe "tandremo ny didy", dia tafiditra ao anatin'izay baikoina hitandrina ny didy koa aho fa tsy ivelany akory.
220. Achia ( 25/03/2006 04:21)
marina zany zevo a de tandremo sy hajao zany ny sabata fa didy io izay natsangan'iTompo :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1458