DIDY FOLO

141. Veloo ( 17/02/2006 17:23)
:-D:-D
142. dadabe ( 18/02/2006 06:02)
:-D:-D:-D
143. jentilisa ( 18/02/2006 08:07)
levonin'ny kibo anie ireo e!
144. Veloo ( 20/02/2006 00:32)
inn mo no tsy levon;ny kibo ry jentilisa a:^):^):^)
145. marozevo ( 21/02/2006 01:42)
Rehefa misakafo anie l'ty tsy ny kibo ihany no considerena eh... raha tsy hoe hanao izay danin'ny kibo angaha. Raha ny kibo ihany no jerena dia mitovy, sanatria... sanatria... tena sanatria, amin'ny kisoa isika, velona mba hihinana.
Rehefa misakafo dia jerena daholo ny zavatra rehetra : Fahalalam-pomba, hafalian'ny saina, fifampizaràna sy fifampitsinjovana, fifankatiavana, fahasalamàna.... "Dis-moi qu'est ce que tu manges, et je te dirai qui tu es".
146. jentilisa ( 21/02/2006 06:06)
" ze soi sinoà"
tsy misy milaza hoe izay danin'ny kibo kosa aloha eo e! fa ny mihinana tsy amin'ahiahy sy ny tsy mihinana sao tsy tafiditra any an-danitra no resaka eto.

Tsy ny fihinanana na ny tsy fihinanana no mahatafiditra any an-danitra! na hoe hoe mifady sakafo na tsy mifady sakafo!
147. dadabe ( 22/02/2006 16:55)
:?::?::?::?:
148. Veloo ( 22/02/2006 17:05)
:?::?::?::?::?:
149. Achia ( 22/02/2006 17:08)
Tena maro mitsy ny mpanaraka didy folo fa mba misy fanampiny kely ty @ tsika zao ra manao math kely de zao 1+1= 2 otrizany koa 10-1=9 nefa @ ANDRIAMANITRA hafa izay angamba no mahatonga azy miteny hoe
150. Achia ( 22/02/2006 17:20)
marozevo:

dadabe > Averiko aminao eto ny voalazako tary ambony tary. Izaho dia manaiky fa misy ny zavatra tsy azo hanina, fa ny antony dia tsy voatery ho ara-pivavahana ihany. Raha ny ara-pivavahana na ara-pinoana kristianina dia efa mazava : Nodiovin'i Kristy ny zavatra rehetra.
fa misy antony hafa mahatonga ny FADY ihany koa... Fahasalamana, Ara-lovan-dRazana na antony hafa. Ohatra iza no tsy mihinana akoho, nefa amin'izao fotoana izao izao dia FADY ny akoho ho an'ny olona sasany satria misy grippe aviaire (Fahasalamana), Ohatra misy tsy mihinana sorohitra (Voronkely nanavotra ny mpiafina taloha, hono). Misy ny tsy mihinana alika, ny antony dia samy manana ny azy, fa ny ahy dia hafatra avy amin'ny dadanay no tsy ihinanako azy.
Misy koa ny tsy mihinana zavatra iray noho ny antony azy irery, satria tsy tiany. Za mahita olona fady trondro... fa tsy noho ny finoany fa noho ny tsy fitiavany fotsiny izao.
Ny bibilava ohaniko raha mahita ilay matavy tsara iny aho; Ny saobakaka haniko ny Cuisse de nymphe, bitro c'est mon plat preferé, Rameva mbola tsy nahita aho ka tsy fantatro na ho tiako na tsia. kadradraka sy famakyloha ohaniko rehefa mamangy any Chine aho, voangory, voanosy, valala haniko rehefa tsara endy. fa ny voangaly tsy tiako satria maty an-kazo tokana.

O ry Marozevoa mba jereo nge hoe iza moa zany Jesosy zany ary inona no missiony teto de avy aiza ty fivav ahana netiny ty e

151. Achia ( 22/02/2006 17:48)
Misy hamaliako kely ny tenin'iHery ty refa namaky enao hoe hoy Jesosy tsy ny miditra rehetra ao ambava no mahaloto ny olona izany hoe ny fiheveranao io zan y de madiodaholo ny zavadrehetra de t@ iPetera ndray izy le nahita fahitana iJesosy nefa t@ io efa lasa tany andanitra ka ta alohan ny hazo fijaliana ve zany no nanaiovana ny zavadrehetra sa tao aoriany ka jereo tsara refa mamaky baiboly fa t@ iJESOSY niteny io de resaka tanana tsy misasa no resaka teo sady tsisy olona hafa firenena t@ teo fa jiosy dahol o ka te hanitsy ny jiosy izy handinika sy handalina ny soratra masina mba ahfantarany an'iJESOSY ny jios y mantsy miseo malala fombabe nefa tsy nandinika ny soratra masina De mba dinio koa ty comandement coutime lois
152. Achia ( 22/02/2006 17:50)
dadabe:

hery sy marozevo > zah tsy handresy lahatra anareo fa izao fotsiny e, raha toa ka efa nodiovina marina tokoa ny zavatra rehetra , dia zah maniraka anao ," hano avokoa aza ny zavatra rehetra (araka ireo hita tao anatin'ilay lamba )"
MENU
1-ALAHADY: henakisoa sy voanjombory
2-alatsinainy: alika sy tsaramaso
3-talata :saobakaka sy petsay
4-alarobia:henakisoa sy bibilava
5-alakamisy: rameva sy bitro dia somary asina vorondolo roti
6-zoma:kadradraka sy famakiloha ,de saosisy sy rajako @ hariva
7-maka souffle kely de manao aperitif

sur ve ianao fa telinao avokoa ireo zavatra noteneniko ireo ??

zah mino fa tsy telinao ireo fa ilay kisoa ihany no tenatianareo harovana , de izao aza no hamaranako azy mikasika ilay kisoa indray e
isaia :66:15-17
15 Fa, indro, Jehovah ho avy amin'ny afo, Ary tahaka ny tadio ny kalesiny, Mba hanao famaliana amin'ny fahatezerany mirehitra, Sy ny fitenenany mafy amin'ny lelafo.

16 Fa ny afo sy ny sabany no ho entin'i Jehovah hifandahatra amin'ny nofo rehetra; Ary ho maro ny voaringan'i Jehovah.

17 Izay manamasina sy manadio ny tenany ho ao an-tanimboly, Ka manaraka ny iray ao afovoany, Ary mihinana ny henan-kisoa sy ny zava-betaveta ary ny totozy; Dia hiaraka ho levona avokoa, hoy Jehovah.

zavatra mbola ho avy io
ka dia asakasak'isika re rey olona na mbola ihinana ihany ianao na :{tsia e

Ne dadabe ku tonga de mikapokabe kay

153. Achia ( 22/02/2006 18:00)
Refa tonga nge Andriamanitra de de mitsonika daholo reny olona voky biby maloto reny e sady lasa menaka mampirehatra le afo e
154. marozevo ( 23/02/2006 00:08)
jentilisa:

" ze soi sinoà"
tsy misy milaza hoe izay danin'ny kibo kosa aloha eo e! fa ny mihinana tsy amin'ahiahy sy ny tsy mihinana sao tsy tafiditra any an-danitra no resaka eto.

Tsy ny fihinanana na ny tsy fihinanana no mahatafiditra any an-danitra! na hoe hoe mifady sakafo na tsy mifady sakafo!



Ao ambony manko misy milazaa hoe "sakafio levon'ny kibo daholo anie ireo eh".
Izay no nahatonga io resaka danin'ny kibo io.
155. marozevo ( 23/02/2006 00:12)
Achia:

marozevo:

dadabe > Averiko aminao eto ny voalazako tary ambony tary. Izaho dia manaiky fa misy ny zavatra tsy azo hanina, fa ny antony dia tsy voatery ho ara-pivavahana ihany. Raha ny ara-pivavahana na ara-pinoana kristianina dia efa mazava : Nodiovin'i Kristy ny zavatra rehetra.
fa misy antony hafa mahatonga ny FADY ihany koa... Fahasalamana, Ara-lovan-dRazana na antony hafa. Ohatra iza no tsy mihinana akoho, nefa amin'izao fotoana izao izao dia FADY ny akoho ho an'ny olona sasany satria misy grippe aviaire (Fahasalamana), Ohatra misy tsy mihinana sorohitra (Voronkely nanavotra ny mpiafina taloha, hono). Misy ny tsy mihinana alika, ny antony dia samy manana ny azy, fa ny ahy dia hafatra avy amin'ny dadanay no tsy ihinanako azy.
Misy koa ny tsy mihinana zavatra iray noho ny antony azy irery, satria tsy tiany. Za mahita olona fady trondro... fa tsy noho ny finoany fa noho ny tsy fitiavany fotsiny izao.
Ny bibilava ohaniko raha mahita ilay matavy tsara iny aho; Ny saobakaka haniko ny Cuisse de nymphe, bitro c'est mon plat preferé, Rameva mbola tsy nahita aho ka tsy fantatro na ho tiako na tsia. kadradraka sy famakyloha ohaniko rehefa mamangy any Chine aho, voangory, voanosy, valala haniko rehefa tsara endy. fa ny voangaly tsy tiako satria maty an-kazo tokana.

O ry Marozevoa mba jereo nge hoe iza moa zany Jesosy zany ary inona no missiony teto de avy aiza ty fivav ahana netiny ty e





Ka mbola tsy io aloha ny lohahevitra eto anie e... manokafa raha ilaina, nefa toa efa misy mifandray amin'io hevitrao io any ho any. Fa izaho manokana tsy dia mila manadihady izany loatra satria :"fantatro ilay ametrahako ny tokiko... i Kristy ilay tsy mivadika mandrakizay".
156. jentilisa ( 23/02/2006 13:11)
fa mitsonika ahoana koa ary? ny omby matavy koa anie mety mitsonika e! sady nahoana moa no hitsonika ny efa lasa vovoka?
157. Achia ( 23/02/2006 15:09)
:-D:-D:-D le efa vovoka nge ktay de le mbola vel mano me menake ary tsza nge no niteny oe levoniko @ afo Jesosy e
158. Achia ( 23/02/2006 15:25)
Marozevo voalohany lo refa miaraka @ Kristy ve mbola manarka ny fombandrazana tsy mifanaraka @ sitrapon' Andriamanitra ary ra mifanaraka @ sitrapony ndray de ahoana
159. Veloo ( 23/02/2006 17:11)
:-w:-w:-w
160. marozevo ( 24/02/2006 00:48)
Achia:

Marozevo voalohany lo refa miaraka @ Kristy ve mbola manarka ny fombandrazana tsy mifanaraka @ sitrapon' Andriamanitra ary ra mifanaraka @ sitrapony ndray de ahoana



Raha azo navadika ny pejy manaraka dia ho hitanao any fa efa niadiana hevitra lava dia lava io. Le fipèetraky ny fanontanianao aloha tsy dia mazava, fa hovaliako kely fotsiny. I Kristy tonga handavorary ny fomban-drazana eh... Raha atao ohatra matavy tapaka dia ny TT no fomban-drazana ary ny TV no hevitr'Andriamanitra ambaran'i Kristy. Dia isika no mandanjalanaja hoe inona no tokony mbola hajaina ary inona no hita fa efa niha tsaratsara kokoa satria nolaviorarian'i Kristy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0131