DIDY FOLO

81. xxx ( 06/02/2006 09:37)
ary ilay hoe mihinana kisoa fahafiry?
82. diamondra27 ( 06/02/2006 11:24)
iny indray zavatra hafa e! tsy didy

efa voadion'ny ràn'i Kristy nge ny zavatra rehetra e!De tsy eo ambany lalàna intsony isika fa sous la grâce
83. dadabe ( 06/02/2006 14:55)
veloo
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 06-02-2006 02:55:45
Lohateny : Re : DIDY FOLO
dadabe ity ka:

Voalaza teo :
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 04-02-2006 09:18:07
Lohateny : Re : DIDY FOLO


vao maika tsy azoko
84. Veloo ( 07/02/2006 20:42)
diamondra a zany ve? raha efa voadion'ny ra an'i kristy ny fihinana kisoa maninona no tsy ho hanina doly ny biby rehetra, ny elephant, ny bibilava, ny vorondolo etc.....

diamondra oy injy oe:
De tsy eo ambany lalàna intsony isika fa sous la grâce
azavao kely oe retsy azafady?:-*



dadabe a tsy maninn lesy a oka zao. :wink:
85. marozevo ( 08/02/2006 00:24)

Izao no lazain'i veloo etsy ambony etsy :

raha efa voadion'ny ra an'i kristy ny fihinana kisoa maninona no tsy ho hanina doly ny biby rehetra, ny elephant, ny bibilava, ny vorondolo etc.....

Tsy hisolo vava an'i Diamondra aho akory raha hitondra fanazavana kely:

Nahoana no fadiana (tsy azo hanina) ny zavatra iray ?
Misy antony maro : Ara-pinoana, ara lovan-drazana, ara pahasalamana sns...
Tsy misy Finoana milaza hoe aza mihinana ALIKA, nefa tsy misy mihinana alika ny gasy. Ny Aziatika misy mihinana. Fa ny momba ilay kisoa dia tafiditra amin'ny resaka finoana na tafandray amin'ny finoana ilay izy, ka izany no mahatonga azy ho jeune cultuel (tokony hisy sirkonflexe io "jeune" io fa tsy misy ny ord/nay.
Raha miteny ny Dokotera hoe "Mifady sira ianao", tsy misy hoe nodiovin'i Kristy daholo ny zavatra rehetra koa nahoana aho no raranao tsy hihinan-tsira.
86. dadabe ( 08/02/2006 14:28)
izany hoa le atao hoe mandray ambolony , dia raha misy hevitra efa hita fa diso dia mbola tohanana ihany .

ny soratra masina dia milaza manao hoe

ISAIA 66:17

" FA @ AFO SY NY SABATRA NO ENTIN'I JEHOVAH HIFANDAHATRA @ NOFO REHETRA , DIA ...HO RINGANA SY HOE LEVONA IZAY REHETRA MIHINANA HENAKISOA SY NY TOTOZY SY NY ZAVA-BETAVETA "
humm anisan'ny zava betaveta ny alika , rameva , bibilava ets...
fa ny 666 no mampihinana an'olona ireo tsy fihinana rehetra ireo
87. diamondra27 ( 08/02/2006 16:42)
hum!
marozevo: misaotra @ fanampiny fanazavana

de inona ary no nahatongavan'i Jesosy taty antany raha mbola miaina eo @ lalàna ihany isika.

Zavatra rehetra azokoataio fa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa. Koa raha tsy mahasoa anao io de aza mihinana ary aza mandràra ny olona tsy hihinana.

Tsy hoe manao tsinotsinona ny tenin'Atra voalaza etsy ambony io ny tenako fa kosa Kristy no arahiko, de ny zavatra rehetra efa voadiony avokoa ,eny fa na de ny otantsika aza, de mahazo mihinana kisoa za izany.

Tsy ny fihinana na tsy fihinana kisoa no hidirana any @ fanjakan'ny lanitra fa izay manaiky fa Jesosy ho tompo sy mpamonjy azy ary mino sy mitandrina ny didiny...
88. diamondra27 ( 08/02/2006 16:57)
Raha ao @ filazantsara indray no hojerena de hitantsika @zany ao MARKA 5:1à13, le devoly no nangataka ma hiditra eny @ kisoa ze tonga teo au mauvais endroit sy au mauvais moment= andininy faha 12: alefaso izahay ho any anatin'ny kisoa. ary le kisoa maty refa avy eoItalic text= andininy 13: ka dia maty tany @ ranomasina izy.

De 'zay 'zany ny histoire ny le kisoa

sao de tokony atao size hafa manokana kosa ary io e!
89. diamondra27 ( 08/02/2006 17:10)
Ikorintiana6:12
Ny zavatra rehetra azoko atao nefa tsy dia ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra; ny zavatra rehetra azoko atao nefa izaho tsy mety andevozinjavatra na inona na inona

andininy faha13:
Ny hanina dia ho an'ny kibo, ary ny kibo ho an'ny hanina; nefa samy holevonin'Andriamanitra izy roroa

Donc ataoko fa ny tenin'Andriamanitra no tokony asiana fitandremana bebe kokoa fa tsy ny kojakoja ( fomba fitafy, sakafo hanina, manao satroka refa mivavaka na misarondoha etc...) Izany rehetra izany de fihetsika ivelany doly , FA NY ZAVATRA JEREN'I TOMPO DIA NY FONTSIKA
90. Veloo ( 08/02/2006 21:15)
oy i diamondra oe:
de inona ary no nahatongavan'i Jesosy taty antany raha mbola miaina eo @ lalàna ihany isika

Diamondra ny antony nahatongavan'i Jesosy taty antany dia ny ny hamonjy atsika @ fahotana,nalatsany ny ra-ny ho hamonjena atsika (tena be fitiavana tokoa izy) marina ny lazaina-njy oe 'cest par la grace que nous sommes sauvés,(Ephisiana 2: 8) mais a travers la foi ko... vakio anie e... fa izao kosa no tokony ho jerena...tsy midika oe efa voavonjy par la grace isika dia tsy manao na inn na inn intsony... jereo fotsiny misy ny fanjakana eto an-tany manome lalana ry zareo raha tsy manaraka ny lalana isika dia lasa fanjakan'ny barora ity tany ity tsy marina ve zany???
Dikan'izany ny lalany dia mbola misy dikany, no sady oy ko anie Jesosy e: raha tia ahy ianao dia tandremo ny didko jereo ao @ jaona14:15, I john 5:3 ko, I john 2:3 ko
Ny fahotan'ny olombelona no voafafa t@ ran'i Jesosy fa tsy ny sakafo ho anin-tsika...Ny lalana dia mbola lalana ihany sarotra ny manantanteraka azy fa rehefa manaiky an'i Jesosy fa izy hanampy antsika hanantanteraka azy dia vita tsika foana :-*:-*
91. Veloo ( 08/02/2006 21:21)
Oy diamondra:

Zavatra rehetra azokoataio fa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa. Koa raha tsy mahasoa anao io de aza mihinana ary aza mandràra ny olona tsy hihinana.

Jereo ao @ levitikosy 11. Milaza ny zavatra rehetra tokony ho hanina sy ny tsia...
Tandremo tsara anefa fa io tsy milaza oe tsy mahazo fa manoro anareo ny tsy ihinana..
andriamanitra dia manome antsika "pouvoir de choix"
antsika sisa no mieritreritra:wink:
ity misy experience mba ataovy raha te-ahafantatra zavatra njy: maka nofona kisoa une petite portion dia asio coke ilay izy dia avelao eo hialon'andro dia jereo ny ampitso inn ny mivoka eo...:wink:
Nous sommes libres de faire ce qu'on veut, Dieu nous donne le pouvoir de choisir. Il nous conseille seulement car il voit que ce'est pas bon pour notre santé.
92. Veloo ( 08/02/2006 21:31)
rapitso tohizako:wink:
93. marozevo ( 09/02/2006 00:51)
nanaitra kely ahy io experience lazain'i veloo io. Izaho tsy ho afaka hanao ilay experience noho ny antony tsy miankina amiko... fa inona kay no mivoaka eo.
Ilay coke ve "Coken'ny Coca cola" sa inona ?
94. Veloo ( 09/02/2006 01:21)
marovezo a ie coca cola... an3 mila manao experience mihitsy nareo ka... za tsy hiteny fa tiko mihitsy nareo no ahita azy...:wink:
95. Veloo ( 09/02/2006 01:55)
oy i diamondra oe:

Tsy ny fihinana na tsy fihinana kisoa no hidirana any @ fanjakan\'ny lanitra fa izay manaiky fa Jesosy ho tompo sy mpamonjy azy ary mino sy mitandrina ny didiny...


an3 misy tokotrany moa izany
vakio ity lazain\'i dadabe ity:
ISAIA 66:17

\" FA @ AFO SY NY SABATRA NO ENTIN\'I JEHOVAH HIFANDAHATRA @ NOFO REHETRA , DIA ...HO RINGANA SY HOE LEVONA IZAY REHETRA MIHINANA HENAKISOA SY NY TOTOZY SY NY ZAVA-BETAVETA \"
humm anisan\'ny zava betaveta ny alika , rameva , bibilava ets...

Tsy ho vovonjy izay mihinana anireo oy Isa.66;17 etsy ambony. Fa izao kosa anefa Andriamanitra dia Andriamanitra be famindram-po ka mamela an;izay mahafantatra fa nanao diso eo amin\'ny fiainany.:wink:

oy ndray diamondra oe:

Tsy hoe manao tsinotsinona ny tenin\'Atra voalaza etsy ambony io ny tenako fa kosa Kristy no arahiko, de ny zavatra rehetra efa voadiony avokoa ,eny fa na de ny otantsika aza, de mahazo mihinana kisoa za izany


izay rehetra te-hanaraka an;i Kristy dia manaraka izay rehetra lazainy ao @ baiboly, fa tsy maka an\'izay tsara tian-tsika dia avela izay tsy tian-tsika.
tadidio fa tempolin\'Andriamanitra ny tenan-tsika I Cor 6:19.
Ka raha sombaina @ zavatra ny-conseiller-ny jesosy tsy tokony ho hanina na sotroina satria fantany fa hanimba ny sain-tsika ary ny sain-tsika dia tokony ho mazava tsara (clair) rehefa mamaky ny baiboly na mihaino ny filazantsara na eo @ fianan-tsika andavan\'andro mahalala / sy mahay mi-distinguer ny tsara sy ny ratsy. Tsy tokony ho donto mihitsy ny sain-tsika. Ary tadidio tsara fa ao @\'ny SAIN-TSIKA no fi-contacter-ny Jesosy/Antra antsika. Io irery no partie ny tenan-tsika tsy ahafahan\'i Satana miditra. Satana dia fetsy ary eny @ fihetsi-tsika no ahamitany antsika, ary rehefa mivavaka am-pahanginana isika dia tsy fantan\' i Satana izay lazain-tsika amin\'Andriamanitra.I Cor.2:16:-*
96. Veloo ( 09/02/2006 02:08)
oy diamondra oe:

Donc ataoko fa ny tenin'Andriamanitra no tokony asiana fitandremana bebe kokoa fa tsy ny kojakoja ( fomba fitafy, sakafo hanina, manao satroka refa mivavaka na misarondoha etc...) Izany rehetra izany de fihetsika ivelany doly , FA NY ZAVATRA JEREN'I TOMPO DIA NY FONTSIKA


Ka inn ary ny tenin'Andriamanitra e? tsy ny Baiboly ve? dikan'izany dia ny baiboly ray manontolo no notokony arahina satria teni'Andriamanitra io.
Antsika ny misafidy na hanaraka izay lazain'i Jesosy na tsy. ary arak'ilay lazain-njy oe tokony asiana fitandremana bebe kokoa ny tenin"andriamanitra... Ao @ baiboly doly ireo rehetra ireo...:-*

ny momban'ny fitafiana sy ny fisarondoha zavatra afa ndray io.Fa izay rehetra miditra ao @ tenan-tsika dia important doly:-*
97. jentilisa ( 09/02/2006 05:14)
Misy moa mireska hoe raha ny henakisoa no asiana coke! fa izaho koa efa mahalala hoe raha ny coke no asiana aspirine! mahavita inona iny? koa any amin'ny henakisoa no danger sa any amin'ny coke?

misy ny antony matoa tsy maintsy masaka tsara iny henakisoa iny vao azo hanina!
98. dadabe ( 09/02/2006 14:23)
zao le izy lehiretsy a, zah tsy handresy lahatra antsika , fa io efa nomeko io ny zavatra ambaran'ny soratra masina ,tsy azo hanina ny kisoa sy ny zavabetaveta , efa hainao izy izay , hihinana ianao dia anao sy Tompo izay any @ farany , tsy ihinana ianao dia isaorako ny Tompo fa nanaraka ny teniny ianao :D
99. diamondra27 ( 09/02/2006 15:42)
ao anatin'ny fitondratena kristiana daholo izany rehetra rehetra 'zany e!

veloo: raha ny baiboly 'ray manontolo no jerena de 'zao hoe: ny zavaboahary nataon'Andriamanitra de tsara avokoa.=

genesisy 1 :26 Andeha isika hamorona olona tahaka ny endritsika , araka ny tarehintsika, ARY AOKA IZY HANJAKA AMIN'NY HAZADRANO ao @ ranomasina sy ny voromanidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny bibyrehetra ze mandady na mikisaka @ tany


GENESISY 1:29Ary ATRA efa nanao hoe:indro efa nomeko anareo ny anana manitsamboa,rehetra ze ambonin'ny tany rehetra ary ny hazo rehetraizay misy voa sady manitsamboa, dia ho fihinana ho anareo

100. diamondra27 ( 09/02/2006 15:49)
ny zava debe angamba de io lazain'i dadabe io oe: zay no voalazan'ny soratra masina de aleo ny tsirairay no mieritreritra ze mety aminy satria vie personnelle-ny 'zany

Raha manaradia an'i Jesosy nge enao ka nanana toetra ratsy na nanana sampy(zavatra tsy foy= mety ho namana, fianakaviana, materiels, vola....), de tsy ho ary voàlanao iray minitra ireny e! mila fanarahana tsikelikely.
Ohatra hoe: taloha 'zao ny kristiana vhv tany dago , raha vao manao pataloha de hafa ny fijerin'olona azy, kanefa mety mangatsika le olona ohatra de nanao pataloha etc...
De le olona be firavaka ireny koa ...
Kanefa raha nanaraka an'i Jesosy izy an! de ho resy lahatra moramora, miandalana de ho afaka @ zany rehetra 'zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.9223