Iza no antikrista
83. marozevo
(
06/02/2006 01:38)
Elisany ho'aho ry dadabe sy veloo... maninona kay raha miteny na dia "i" ihany aza eh... Matiko ialahy dadabe ah.
85. marozevo
(
08/02/2006 00:28)
dadabe > laingako izany fa za tsy mamono zany eh... Miverena haingana re fa malahelo izahay ah.
Veloo : Azafady eh.
Veloo : Azafady eh.
88. marozevo
(
11/02/2006 00:18)
8O8O8O8O. Dia atovy dimy indray ny an'i dadabe ary ataovy enina ny an'i veloo, dia ataoko fito ny ahy avy eo.
92. marozevo
(
12/02/2006 18:10)
Hitan'i dadabe izany fa tsy zakan'ny jeu-ntsika i veloo... hafa ihany leitsy ny olona misaina ah... Mba kozy eh.
97. marozevo
(
14/02/2006 01:15)
LASA ANTIKRISTA OHATRA AN'AHY EO IALAHY ISANY IREO NO FARANY RY DADABE SY VELOO, DIA EFA MITENY AHY IZAY...