Iza no antikrista

101. marozevo ( 21/02/2006 01:54)
Veloo:

:^):^):^)



Azonao ny voalohany eh... 3444 points be izao.
102. Achia ( 23/02/2006 17:02)
Ze manolana ny tenin'ANTRA ho diso na de Kristiana aza aza ne defa izy e maika moa fa ny tsy mino:°)
103. Veloo ( 23/02/2006 17:06)
:-w:-w:-w
104. marozevo ( 24/02/2006 00:37)
Ka izay mihitsy ange ry Achia no nilazako tao ambony tao hoe izaho ilay antikrista e... fa tsy eken zalahy le izy dia tsy sahy niteny intsony aho.
105. Veloo ( 24/02/2006 02:17)
iza ry marovezo?8O
106. dadabe ( 24/02/2006 11:53)
tsara resaka izy mitsam le :°)
107. marozevo ( 25/02/2006 00:24)
raha tsy azon'i veloo ireto resaka farany ireto dia somary jereo kely eto amin'ity lohahevitra ity ny voalaza tamin'ny 24.01.06. Dia ho azonao ny tiana hambara.
108. Veloo ( 26/02/2006 16:56)
:roll::roll::roll:
lazao doly zay tinareo lazaina :roll::roll::roll:
109. Veloo ( 27/02/2006 15:47)
inn moa ny olana? :roll::roll:
Azonao ny voalohany eh... 3444 points be izao.
110. marozevo ( 28/02/2006 00:37)
Averiko soratana eto ity, ho an'i veloo noho ny fanontaniany eo ambony manao hoe "Iza ry marozevo?", sy ho an'ny hafa mety mila azy koa :


IZAHO ry zareo ilay antiChrist ah... Izaho no izy raha tsy fantatrareo.
Izao manko,
Izy nilaza hoe mifankatiava ianareo, nefa izaho variana miady amin'ny NAMANA ato amin'ny serasera fotsiny.
Izy nilaza hoe tiavo ny fahavalonareo, manaova soa amin'izay mankahala anareo, nefa izaho tena tsy afaka alahelo amin'i tsimiandravola. Ny ataoko ato amin'ny serasera dia ny manamari-tena fa tsy haiko ny mijery ny marina lazain'ny hafa
Izy nilaza hoe izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana, nefa izaho mbola mitady an'ireo andriamanin-kafa izay efa tamin'ny testamenta taloha, na tamin'ny mythes samihafa.
Izy nilaza hoe "Avia hanaraka ahy". Izaho anefa rehefa mifanena aminy dia tsy mijery azy akory na manopy maso aza izy.
Be dia be eh... Izay iray vakiako ao amin'ny baiboly, toa tsy misy ataoko akory.
Ka aza mitady olona hafa na zavatra hafa ianareo, fa izaho no ANTIKRISTA.

111. Veloo ( 28/02/2006 13:57)
marovezo a oh ok ka inona moa no azo atao raha ianao ny anti-krista?8O
112. dadabe ( 01/03/2006 07:10)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 26-02-2006 20:56:56
Lohateny : Re : Iza no antikrista

lazao doly zay tinareo lazaina

Miverina ery ambony

humm tezitra veloo

marozevo > zah kjosa lesy tsy hanaiky raha elah no anti christ a
113. Veloo ( 01/03/2006 20:24)
114. marozevo ( 02/03/2006 15:58)
Fa anti-inona indray ary aho, hoy i dadabe ?
115. Veloo ( 02/03/2006 21:07)
anti-veloo:-D:-D:-D
116. Achia ( 03/03/2006 18:30)
anti-veloo =))=))=))=))
117. marozevo ( 05/03/2006 01:08)
Gravy leitsy ialahy ity raha hampiady olona ry dadabe ah...
118. Veloo ( 05/03/2006 02:23)
:-D:-D:-D
119. marozevo ( 05/03/2006 15:25)
Soa fa mbola tsy tonga teto i dadabe fa hay diso io nolazaiko eo ambony io. Tsy i dadabe kay io manoratra io fa olona hafa... Miala tsiny Radada ah...
kay aza i veloo ihany io koa... Za kosa tsy anti-anao izany ry veloo ah!
120. Veloo ( 05/03/2006 20:09)
:-o:-o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2524