Iza no antikrista

41. Veloo ( 24/01/2006 01:02)
42. jentilisa ( 24/01/2006 07:22)
Fa inona ity nahazo an'i marozevo? ô ry zareo e! inona no nataonareo an'i marozevo?
43. lapino ( 24/01/2006 08:53)
Ka mitady olona holazaina fa 666 kosa ny sasany, ... :wink:

Ny 666 dia isa fa tsy olona. Bediabe ny olona/institutions/marika ahitana soritr'io 666 io.

Ny atao hoe Antikristy dia efa iry ambony be iry ny famaritana omen'ny baiboly. http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m43d0ba5d46bf4#m43d0bafaa1067 Bediabe koa ny olona no mandà an'i Jesosy Kristy tsy ho Andriamanitra

Ka iza àry no Antikristy? Ny famaritan'ny baiboly no amalio an'izay, dia aza asiana komantera!

Ny resaka 666 indray dia mbola resaka lavabe ankoatra an'izay. Ity no andininy misy azy ao amin'ny baiboly:
Apokalypsy.13:18:
18 Indro ny fahendrena. Aoka izay manan-tsaina hanisa ny isan'ny bibidia, fa fanisan'olona izany; ary enina amby enim-polo amby enin-jato no isany.
44. dadabe ( 24/01/2006 15:01)
lapino sokay injay aza ny size de aleo hiposaka eo ny marina e :D
45. diamondra27 ( 24/01/2006 15:19)
samia tonga @ zay iriany vay e
46. lapino ( 24/01/2006 16:19)
Tsy azoko mihitsy ange ny firesak'i diamondra izany e! Sady mbola tsy nazavain'i diamondra ihany ilay démonstration teo.

dadabe: hosokafako àry, kanefa resaka ahiako hivily sahady ilay izy.
47. dadabe ( 25/01/2006 00:45)
hihih aza matahotra e, ny Fanahy Masina no miaraka aminao :D
48. marozevo ( 25/01/2006 00:50)
Rava ny Fanjakana miady an-trano... Ataon'ny satana ahoana no hiady amin'ny satana... Izay tsy manohitra antsika dia momba antsika... Fantaro izao andro ankehitriny izao... Hisy hilaza hoe aty na ary i Jesoa, fa aza manaraka azy ianareo.

Inona ary ity mahazo an'i marozevo hozy izao ianareo.
49. dadabe ( 25/01/2006 01:13)
:°):°):°)

ary ahona ilay tenin'i Kristy hoe " ataonareo fa tonga hitondra fiadanana ve aho ?TSIA hoy Aho fa hitondra fampisarahana "


mpanakorotana ve izany i Kristy ??


raha najerany latabatry ny mpanakalo vola tao antepoly izy dia mpanakorotana ve ?? sa nikatsaka ny fahamarinana ?

raha nilaza ny haratsian'ny fariiseho sy ny mpanora-dalana teo imason'ny olona izy dia midika hoe fanakorotanana ve ??

raha nitarika ny olona hivoaka tao @ fivavahana fanahondrazanai Kristy dia midika hoe manakorotana ve ?

raha nanasitrana olona t@ androp sabata i Kristy izay fady t@ andron'i jiosy dia midika ho nanohitra sy nanakorotana ve ??

asa re !!

marozevo> zah mahazo ny tianao holazaina , nanetry tena ianao , ary nieritreritra fa hoe miady isika eto raha toa ka misy maoka ny fahamarinana , zah anefa manambara aminao fa raha vao mivoaka eo ny fahamarainana dia ho be ny tsy ahazaka ary tsy maintsy hiavaka ny vary sy ny tsimparifary ( na zah ihyany koa aza anie mba matahotrasao dia mitory aho , nefa zah tsy ao anatiny e :(:( )

dia mirary soa hatrany e
50. marozevo ( 25/01/2006 01:27)
marozevo> zah mahazo ny tianao holazaina , nanetry tena ianao , ary nieritreritra fa hoe miady isika eto raha toa ka misy maoka ny fahamarinana , zah anefa manambara aminao fa raha vao mivoaka eo ny fahamarainana dia ho be ny tsy ahazaka ary tsy maintsy hiavaka ny vary sy ny tsimparifary ( na zah ihyany koa aza anie mba matahotrasao dia mitory aho , nefa zah tsy ao anatiny e )

Mbola tenin'i dadabe aloha io ambony io, fa eto vao ahy. Tena marina fa tsy mora ny ady amin'ny tsy fahamarinana, ary ireo zatra mpanao am-pihimamba dia miady fo mba tsy hahomby i Kristy... Aminay Katolika misy hira manao hoe : "Ny olombelona vesaran'ota dia tsy nahazaka ny marina, ka novonoiny tsy ho eo anivony ny Tompo". Dia inona fa tsy mbola izany no ataon'ny maro ankehitriny. Voambary anefa i Kristy, raha lo sy maty izy dia mamokatra zato heny, fa raha tsy maty dia mitoetra foana.
Faly aho ankehitriny fa tena miroso sy mihazakazaka ny firosoan'ny Ekiomenisma... Ut omnes unum sint.
51. dadabe ( 25/01/2006 01:53)
Ny olombelona vesaran'ota dia tsy nahazaka ny marina, ka novonoiny tsy ho eo anivony ny Tompo". Dia inona fa tsy mbola izany no ataon'ny maro ankehitriny. Voambary anefa i Kristy, raha lo sy

zao no tohiny
..." tsy zakany ka novonoiny tsy ho eo anivon'Izy Tompo ...Eny e! (2) Izany tokoa ny filohantsika hoaa (2)

i Izany tokoa Jesoa Tompo

hehehe haintsika raha hira katolika marozevo a! zaza notezaina tqao @ masera anie zah e:-$
52. diamondra27 ( 25/01/2006 11:47)
te- hihira masina aho izany...........
53. dadabe ( 25/01/2006 13:57)
alefao e! sady mba mamelombelona fanahy e:D
diamondra a> tsroandry ve ilay hoe andeha ankafalina.....:-$
54. Veloo ( 25/01/2006 16:56)
zao ry reto a alohan'ny kamakinareo ny baiboly dia aza adino ny mivavaka deep from your heart.. dia ho itanareo ny vokatsoa azonareo fa ho ampin'Andriamanitra ahita ny fahamarinana ianareo. OY aho oe "
Deep in your heart
" ... manana finoana fa hanampy tokoa Antra.
Mba jereo ny apokalipsa 1: 1... dia ho itanareo fa hazava @ anareo doly ny rehetra...
55. marozevo ( 26/01/2006 00:36)
Dia mbola averiko indray, satria misy tsy mino fa izaho no antikristy.
Izaho dia tena mino an'i Kristy tanteraka ary vonona ny hanompo azy hatramin'izay takiany amiko, saingy indrisy, hitako fa mifanohitra be amin'izay lazainy ny ataoko.
Mifankatiava... Mivavaha lalandava fa tsy fantatrareo ny andro... Avia hanaraka ahy... Izay tia ny rainy na ny reniny mihoatra noho izaho dia tsy mendrika ho.... be dia be eh..
Io indrindra anefa no tena itiavako azy na antikristy aza aho, satria ny azy ny FAHAVALONY rehetra dia nahazo famelana daholo, raha nifona taminy. Ny miaramila namono azy aza nataony KOnfesy fahobe hoe .. "Avelao ny helony fa tsy fantany izay ataony".
Eny eh... Eny eh Zany tokoa ny Filohantsika ho'aho... eny eh.. eny eh.. zany tokoa i Jesoa Tompo.
56. Veloo ( 26/01/2006 02:17)
Marovezo a mino an;i Kristy ianao tsy misy tsara otran'izany fa ahona ary ianao no miteny ndray oe antikrista ianao contradictoire anie izany e.. marina fa tsy misy parfait ny olona eto an-tany ary isika dia mihezaka ny hanao ny tsara arak'io lazainao io ambony io...ary aza manao fahavalon;i Kristy ianao fa tsy mitombona izany...
zao fotsiny ry marovezo a, na katolika ary ianao nefa manaraka tsara sy mahalala ny baiboly tsy misy olana anie izany e...ny maha Kristiana anao no important inona ny dikan'ny Kristiana, dia ny mpanaraka an;i Kristy, ny mpanaiky an;i Kristy fa izy no mpamonjy, ny mpino an;i Kristy ... izay no tena important... Tsy ny maha adventista, na protestant na katolika no mahavonjy akory fa ilay nolazaiko etsy ambony io...
57. Veloo ( 26/01/2006 02:55)
nisy zavatra adiniko kely...
Nefa kosa tadidio tsara mbola avereko eto indray : oy Jesosy oe izay tia ahy dia tandremo ny didiko... cercle iray izy io.. tia an'i jesosy --- mitandrina ny didiny --- tia ny namana ---- manaja ny sabatany ---- mamaky ny baiboly, izay teniny ... dia miverina indray..
58. naritsimba ( 26/01/2006 04:41)
Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an'i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka.
IJaona 2:22

Izay mandà an'Andriamanitra sy Kristy dia Antikristy, araka io voalaza io.

Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra
Efesiana 2:8

Ny fahasoavana dia tsy ananan'iza na iza afa-tsy Andriamanitra sy jesoa Kristy zanany ihany.
59. marozevo ( 27/01/2006 01:12)
Raha araka ny hevitr'i naritsimba kosa aloha no atao hoe antikristy dia tsy izy aho ehh...
fa noheveriko hoe rehefa mifanao atsimo sy avaratra amin'ny Teniny ny ataoko dia ANTI aho izay.
Misaotra anareo ry veloo sy naritsimba fa tsy antikrist indray aho izany ah... tahakan'ny ho voavonjy ihany aho raha izany oh ?
60. dadabe ( 27/01/2006 11:05)
marozevo> hivavaka aho mba hifanena @ i Kristy ianao dia ampahafantariny ny lalany(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3327