Iza no antikrista

21. marozevo ( 22/01/2006 02:03)
lapino:

Veloo: :roll::roll::roll: efa hoe ...

Veloo: http://baiboly.org/ raha hijery teny gasy.



Asa i veloo na nijery fa izaho efa nitsatsaingoka nijery vetivety. Amiko dia tsara io site io.
22. dadabe ( 22/01/2006 04:06)
tena tsara mihitsy !!indrindra fa ilay version Louis second

marozevo > dia ahona izany ilay hoe solotenan'ny zanak'Andriamnitra ?? ahoana no fomba hamantarana fa hoe Jesosy no naniraka azy ?? nefa raha ny didiny aza ohatra laviny
23. diamondra27 ( 22/01/2006 11:05)
ny antikrista ve tsy hoe: izay mandà an'i Kristy e!sy ny fampianarany...
24. Vahinala ( 22/01/2006 11:58)
Amiko ny antikrista dia ireo mpanao siansa amzao fotoana, tsy manaiky mihitsy fa te hanao "défi" amin'Andriamanitra hoe ry zareo koa mahavita ny vitany,toy ny manamboatra olona ohatra. Dia izay rehetra tsy mino ny fisiany koa dia antikrista daholo.
25. nani ( 22/01/2006 12:28)

Amiko ny antikristy , dia ireo olona rehetra izay manao ny zavatra tsy mifanaraka amin sitrapon Andriamanitra sy ny didny !
Tiavo ny namanao sy ny fahavalonao tahaka ny tenanao !!
26. marozevo ( 22/01/2006 19:57)
dadabe:

tena tsara mihitsy !!indrindra fa ilay version Louis second

marozevo > dia ahona izany ilay hoe solotenan'ny zanak'Andriamnitra ?? ahoana no fomba hamantarana fa hoe Jesosy no naniraka azy ?? nefa raha ny didiny aza ohatra laviny



fantaro amin'ny voany ny hazo eh... Ny hazo tsara tsy mamoa voa ratsy... Dia misy koa ilay hoe izay tsy manohitra antsika dia momba antsika, na koa somary misy aspect negatif kely hoe Izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka (disperser fa tsy ilay hevitra hoe manaha-dray, ohatra). Araka ny hevitro dia izay no hahafantarana fa irak'Andriamanitra io olona io na tsia. Marina tokoa fa mety tsy ho lavorary io, ary tokony tsy ho lavorary mihitsy aza satria raha lavorary dia ohatran'ilay Praiministra taloha nilaza hoe, izaho tsy mbola nahantra ka tsy fantatro izay fahantrana.
27. Veloo ( 22/01/2006 20:49)
nani a marina izany lazain-njy zany ka diniho ihany oe iza avy no manao an'io lazain-njy io?

Amiko ny antikristy , dia ireo olona rehetra izay manao ny zavatra tsy mifanaraka amin sitrapon Andriamanitra sy ny didny
28. dadabe ( 22/01/2006 23:51)
ilay anti christ ve izany tsy ilay 666 e?:^):^):-w:-w
29. diamondra27 ( 23/01/2006 16:24)
indrindra no tena atao hoe: ANTI -CHRIST = 666
Afaka manazava @ détails ve enao dadabe a!
T@ voalohany de Atra nahary zao tontolo 'zao, ka andro 6ihany no niasany fa ny andro fahafito natao andro fitsaharana, tsy hiasana fa natokana ho an'i TOMPO
, de ataovy le calcul: MATHS e! démonstration ho hitan'ny be sy ny maro

ny lettre F= 6
@ chiffre romana de ny V = 5
I = 1
D= ? L=? ... Tohizo

PAPE = ?
De ho hitanao eo ze anti-christ

MAZOTOA
30. Veloo ( 23/01/2006 16:51)
dadabe a ilay 666 dia antichrista.. ka iza ary izy io?:-w:-w:-w
31. cutie ( 23/01/2006 17:43)
veloo, misy sticker apetaka @ tomobile zay aty we: "who would jesus bomb"
efa hitan-jy ve??8)
32. nani ( 23/01/2006 17:44)

Veloo !! tsy afaka ho fintinina ho antoko anie ilay izy , fa enao mahafantatra hoe zao no tokony atao rah manaradia an Tompo , de izay olona rehetra manao ny mifanohitra amin iny no antikristy , na lahy na vavy , na gasy na vazaha , n izan iza tsy akan -avaka .
33. cutie ( 23/01/2006 17:46)
marina ny an-jy nani 8)
34. lapino ( 23/01/2006 17:48)
diamondra27:

indrindra no tena atao hoe: ANTI -CHRIST = 666
Afaka manazava @ détails ve enao dadabe a!
T@ voalohany de Atra nahary zao tontolo 'zao, ka andro 6ihany no niasany fa ny andro fahafito natao andro fitsaharana, tsy hiasana fa natokana ho an'i TOMPO
, de ataovy le calcul: MATHS e! démonstration ho hitan'ny be sy ny maro

ny lettre F= 6
@ chiffre romana de ny V = 5
I = 1
D= ? L=? ... Tohizo

PAPE = ?
De ho hitanao eo ze anti-christ

MAZOTOA




Mba azavao hoe ry diamondra ilay démonstration-nao, fa tsy azoko mihitsy. Mba tonga dia omeo ny vahaolana fa aza ajanona ho lalao ilay izy, fa manjary tsy hahazo mihitsy ny tsy mahay ohatra anay e!
35. lapino ( 23/01/2006 17:50)
Vahinala:

Amiko ny antikrista dia ireo mpanao siansa amzao fotoana, tsy manaiky mihitsy fa te hanao "défi" amin'Andriamanitra hoe ry zareo koa mahavita ny vitany,toy ny manamboatra olona ohatra. Dia izay rehetra tsy mino ny fisiany koa dia antikrista daholo.


Za tsy manaiky, satria tsy défi amin'Andriamanitra mihitsy ny tanjon'ny siansa!!!

Raha misy siantifika mikasika an'izany resaka izany, dia tsy siansa no ataony amin'izay , fa filôzôfia!
36. diamondra27 ( 23/01/2006 17:52)
lapino: aleo hiandry an'i dadabe e! za foana kosa ve no hamaly raha vao resaka chiffres? MAHANDRASA KELY :wink:

TSY KILALAO ITSONY NY ETO FA RESAKA TENA IZY AN!
37. Veloo ( 23/01/2006 18:02)
cutie a an3 mnbola tsy itako ndray iny retsy a...
38. Veloo ( 23/01/2006 18:04)
nani a mety ho instution ko anie aky io e... pas forcement oe individuel an:wink:
39. marozevo ( 24/01/2006 00:10)
IZAHO ry zareo ilay antiChrist ah... Izaho no izy raha tsy fantatrareo.
Izao manko,
Izy nilaza hoe mifankatiava ianareo, nefa izaho variana miady amin'ny NAMANA ato amin'ny serasera fotsiny.
Izy nilaza hoe tiavo ny fahavalonareo, manaova soa amin'izay mankahala anareo, nefa izaho tena tsy afaka alahelo amin'i tsimiandravola. Ny ataoko ato amin'ny serasera dia ny manamari-tena fa tsy haiko ny mijery ny marina lazain'ny hafa
Izy nilaza hoe izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana, nefa izaho mbola mitady an'ireo andriamanin-kafa izay efa tamin'ny testamenta taloha, na tamin'ny mythes samihafa.
Izy nilaza hoe "Avia hanaraka ahy". Izaho anefa rehefa mifanena aminy dia tsy mijery azy akory na manopy maso aza izy.
Be dia be eh... Izay iray vakiako ao amin'ny baiboly, toa tsy misy ataoko akory.
Ka aza mitady olona hafa na zavatra hafa ianareo, fa izaho no ANTIKRISTA.
40. diamondra27 ( 24/01/2006 00:53)
aiza kosa de hoe "izaho"(marozevo no antikrista)?

Ny olona rehetra de samy manana ny fomba fisainany sy finoany ka raha tsy mitovy @ hafa ny ataonao de tsy voatery hoe: antiXTY ianao. Ny Fanahy Masina no mitaona antsika mba hananatra sy nhanao ny marina ary hanoro ny lalana fa raha ny hery maha olombelona de ho mpanota eto foana isika rehetra. NY FANAHY REHETRA IZAY TSY MANAIKY AN'I JESOSY dia tsy mba avy amin'Andriamanitra ary izany no fanahin'i ANTI-KRISTY...I Jaona 4:3 (vakio Ijaona4: 1-3)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5824