Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Iza no antikrista
141. Veloo
( 22/03/2006 01:53)
marovezo a zany ve? aleo ndray ary za hitsangana e=))=))=))
Répondre
142. marozevo
( 23/03/2006 00:37)
Inona koa no mitsanagana eo fa aza mba mananihany kosa anh...
Fa angaha tsy nandeha indray ialahy? Sa moa rahoviana ?
Répondre
143. Veloo
( 23/03/2006 23:36)
marovezo a an3 mbola tsy lasa ka fa ahona ary aho no asain-njy mande sa tsy tina intsony ny ahitana ahy eto @ forum:-D:-D:-D:-D:roll:
Répondre
144. marozevo
( 25/03/2006 00:39)
Koa ialahy anie nilaza tary aloha tary fa handeha hitety villes eh... Ho any Cologne dia amin'ny 37 avril vao hiverina eh... Za aza mba malahelo be hoe tsy ho eto ialahy koa... Kay io ihany ka faly njay aho.
Répondre
First
Previous
6
7
8
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049