Iza no antikrista

121. marozevo ( 07/03/2006 02:13)
Nanontany an'i dadabe aho hoe

"Fa anti-inona indray ary aho, hoy i dadabe ?

Dia i veloo no namaly hoe : "anti-veloo"..

Izay no antony nanoratako io ambony io.

Nefa raha ny marina tsy anti-veloo aho fa angamba i veloo no anti-zevò (zevou - izay voa).
122. Achia ( 07/03/2006 10:57)
fa voan'inona ty zevo e
123. Veloo ( 07/03/2006 18:11)
achia asa retsy ????:-D:-D
124. marozevo ( 08/03/2006 01:07)
Zevou (izay voa) manodidina ry reto ah... Hiragasin'Ambanitsena io. fa tsy maro no zevou fa iray ihany anh..
125. Veloo ( 08/03/2006 16:20)
:roll::-D:-D:-D
126. Achia ( 08/03/2006 17:38)
Izany hoe i Papa ihany zany no Jean paoly sa i zevo ihany no maro
127. Veloo ( 09/03/2006 21:08)
:-D:-D:-D:-D
128. marozevo ( 11/03/2006 01:29)
An3... tsy Lanpause (Jean paul manko eh) daholo akory ny papa, ary tsy maro akory no Zevo fa tokana ihany, fa maro no mivezivezy manodidina azy angamba dia nampiany maro eo alohan'ny zevony.
Any ianao ry ilay tokako...
Lay tafasirintsika amorom-patana eh...
129. Achia ( 11/03/2006 05:43)
Efa mivoka ny size nge zany resatsika zany ry namana e .Fa zany hoe le zevonao nge zany marobe noeo alohany e bedabe zany le maro
130. marozevo ( 12/03/2006 01:00)
Mivoaka ny size ve... Koa hita fa izaho efa miteny fa anti-krista nge aho ho'aho fa nareo tsy mino eh...
Ilay Marozevo kosa ange aloha anaran-tany no niantombohany eh... Dia avy eo nandalo tany i .... (izaho io fa tsy azo lazaina ny anarako), dia nahita vazo tambanivohitra tsara fo sy tsara fanahy, dia nanjary olona hhhmm... fa mbola jerijeren'ny vazo sasany ihany i Zevo avy eo... Fa mbay tany !!! Efa voafatotr'i ... ny fon'i Zevo.
131. diamondra27 ( 12/03/2006 15:36)
tsy araka
132. marozevo ( 13/03/2006 01:12)
Ka izao no mahatonga ilay hors-sujet eh... I Kristy aza toheriko ny teniny sasany, koa maika fa izay sujet eto. Efa in-100 amby 1000 aho no niteny fa izaho no antikrista...
133. Veloo ( 13/03/2006 01:35)
:-D:-D
134. marozevo ( 14/03/2006 00:35)
Za mila namana amin'ny maha anti-Christ ahy, fa tsy mila an'i veloo sy dadabe ary Achia sy diamondra. Ry tsimiandravola sy ry fijo no teny mety ho namako.
135. Achia ( 14/03/2006 18:19)
8O oay tezitsa be nga tonton velo zany
136. Achia ( 15/03/2006 14:42)
i zevo manko fa tsy velo e
137. Veloo ( 15/03/2006 20:23)
achia :-D:-D:-D:-D
marovezo a anao ny safidy e:wink:
138. marozevo ( 17/03/2006 01:22)
safidy amin 'inona indray ary ity lazain'ise ? Za kambo tsy hanao anti-krista izany sao dia .... Aza matahotra ianao fa na lazain'i dadabe fa 666 aza izahay dia tsy anti-Christ eh.
139. Veloo ( 17/03/2006 03:40)
=))=))=))=))
140. marozevo ( 18/03/2006 01:15)
Dia miteny amin'ialahy aho ry veloo fa ho tapaka eo io tsinain'ialahy io amin'ity sady mihomehy no mivadibadika am-pandriana ity. Rehefa mihomehy tokony hiarina, hoy ny dokotera, fa manimba fahasalamana ny mihomehy mandry.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1564