Iza no antikrista

61. Veloo ( 27/01/2006 16:01)
marovezo a , dia maniry antsika rehetra ho voavonjy lesy a afaka miresaka mivantana @ jesosy ary manontany azy ny questions rehetra izy nanitikitika antsika teto an-tany :-*
62. marozevo ( 27/01/2006 23:46)
Veloo > Misaotra eh... fa araka ny vaovao henoko toa hoe tsy misy fotoana hiresahana sy hanontaniana izany any an-danitra, fa ny midera an'A/tra tsy ankijanona no atao any. Manja kosa eh..
63. dadabe ( 28/01/2006 04:10)
humm marina izany aloha raha ny soratra masina no resahina e, kanefa anie izay zava-bitanao ety antany ihany no htsarana anao any andanitra e, ;-)
64. routa ( 28/01/2006 05:46)
:D:D:D
65. Veloo ( 29/01/2006 00:28)
marovezo a an3 misy mihtsy knou... za zao betsaka mihitsy ny fanontaniana omeko an'i Jesosy...:wink:
66. dadabe ( 29/01/2006 03:28)
:wink::wink:
67. marozevo ( 30/01/2006 00:18)
dadabe:

humm marina izany aloha raha ny soratra masina no resahina e, kanefa anie izay zava-bitanao ety antany ihany no htsarana anao any andanitra e, ;-)



Tsy le fitsarana anie no lazaina amin'izany fa aorian'ny fitsarana eh... Alohan'ny fitsarana tsy hay ialahy na ho any amin'ny afobe na ho any amin'ny afokley na ho any an-danitra. Rehefa any an-danitra dia mihira sy midera no atao fa tsy miresaka. Sao dia mitovy amin'ilay miresaka any am-piangonana indray.
68. marozevo ( 30/01/2006 00:20)
Veloo:

marovezo a an3 misy mihtsy knou... za zao betsaka mihitsy ny fanontaniana omeko an'i Jesosy...:wink:


Apetraho aminy dieny ety ny fanntanian'ialahy fa tsy afaka mamaly an'izany intsony izy any. Raha mbola eo am-baravarana dia mety ho azo atao ihany, fa rehefa tena any ... tsia....
69. Veloo ( 30/01/2006 00:43)
marovezo a tsssssss afaka wa izy ...mino ahy fotsiny :°)
70. marozevo ( 30/01/2006 01:02)
sa angaha mivoaka kely aloha ianareo mitsamy dia any ivelany no miresaka... fa ivelan'ny inona anefa... Any tsinona tonga dia iray ngoda be fa tsy misy hoe trano fiangonana sy tokotany. Nefa ao ary fa mino an'ialahy aho eh..
71. Veloo ( 30/01/2006 17:16)
marovezo za wa vavy fa tsy lehilahy :-D:-D:-D
tratrako njy...:P:P
72. marozevo ( 30/01/2006 23:31)
Mifona retsy ry veloo ah. Kay ve ianao tsy ialahy eh... Za anefa efa nahita olona anankiroa lahy sy vavy dia samy IALAHY daholo no teny ampiasain'izy anankiroa. Tsy fantatro na mpifaninona ireny na mpifaninona.
73. Veloo ( 30/01/2006 23:50)
:-D:-D:-D8O8O8O
74. dadabe ( 31/01/2006 01:46)
hummm miha masaka ahatrany ny fifankatiavana kle :-w:-w :-D:-D
75. Veloo ( 31/01/2006 21:40)
:roll::roll:
76. marozevo ( 31/01/2006 21:42)
:?:
77. Veloo ( 02/02/2006 20:08)
78. marozevo ( 04/02/2006 00:36)
:twisted: indraindray sary mitovitovy amin'io ry zalahy ireny.
79. dadabe ( 04/02/2006 05:22)
kiii:evil:

:-w:-$
80. Veloo ( 05/02/2006 01:35)
:roll::roll::twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.439