Ary raha homo ?

121. mamzelkely ( 28/10/2005 12:20)
herimiafina< ie g des beuax yeux jereo anie 8O:-D
122. Veloo ( 28/10/2005 17:26)
8O8O
123. majakely ( 29/10/2005 12:32)
Io koa anie arakarakin'ny manodidina sy ny toe-tsaina ihany e!!taloha tany zao ohatra ny mainty sy ny fotsy tsy azo sainina mihitsy indray andro hoe hifangaro toy ny amin'izao fotoana izao e,,, satria tsy noeken'ny sain'ny fotsy hoditra mihitsy hoe . ny mainty anie dia tahakaz'ireo ihany e ¨!!!olombelona tahak'azy ,ary tsy inferieur zany !!"nefa mbajereo fa niova ihany io toe-tsaina io amin'izao fotoana izao ,, ary zah mino fa indray andro any mety hiova io toe_tsaina hananan'ireo sasany vis avis ny Homo:( !!
124. majakely ( 29/10/2005 12:33)
vis a vis ny homo no tiko lazaina an!!!Fa tsy zavatra hafa tsy akory!
125. Herimiafina ( 29/10/2005 21:43)
Marina daholo ireo voalaza rehetra ireo ary dia mankasitraka. Voalohany indrindra dia zah zany tsy homo fa mi-comprendre ny homo e. Mi-comprendre koa nefa tsy hoe mankasitraka tsy akory fa mahita hoe ilaina fantarina aloha ny antony maha-homo an'iny olona iny vao afaka mi-accepter na tsia.

Mbola vitsy ny fikarohana mikasika marina ny origine génétique ny homosexualité. Ny mifanakaiky azy akaiky indrindra angamba dia ity ohatra ity:

*Ny akoholahy raha toa ka misy fahasimbana ny fitaovampananahany (ohatra vokatry ny ady) dia mivadika lasa akohovavy ka manatody.
*Ny voay alohan'ny haahfohy ny atodiny dia miankina amin'ny hafanan'ny andro no maha-vavy na lahy azy (30 degré Celcius rah tsy diso aho) ka raha latsak'io ny hafanana dia vavy izy raha mihoatra an'io dia lahy izy.

Aiza no tiako hiaviana?
Ny tiako hiaviana dia ny phenotype na ny toetra ivelany amin'ny olona iray dia vokatry ny toetra nolovaina na gènes miampy ny fiasan'ny milieu misy azy (éducation, alimentation, climat, sns).
Phénotype=génétique+milieu (P=G+M).

Ny toetry ny olona iray izany dia miankina bebe kokoa ny milieu nioainany sy ny zavatra azony rehetra, fianrana, sns.

Ka izay no mahatonga ny antsoina hoe Mutation génique na toetra niova tampoka noho ny milieu ka lasa manaranaka, sy ny Somation na toetra niova tampoka saingy tsy manaranaka.

Amin'ny filozofia dia navahana ny antsoina hoe caractères sy ny antsoina hoe personnalités. Ny caractères dia ilay génétique, anaty tsy miova (ohatra petakorona), ary ny personnalité dia ilay toetra miova hita ety ivelany (ohatra olona masiaka)izay miova arakaraky ny zava-mitranga iainan'ilay olona.

Noho ny fisian'ireo herin'ny milieu ireo dia mbola manontany tena foana zah hatranmin'izao raha tena génétique marina ny maha-homosexuel an'ilay olona na tsia, raha avy amin'io mutation io na io sommation io.

Tsy afaka manameloka avy hatrany izany ny tenako, saingy kosa afaka manameloka raha toa ka fanahy iniana ny maha-homo.

Misaotra anareo rehetra. (l)
126. Veloo ( 30/10/2005 02:10)
ikala hery a lava lotra aky a :-D:-D:-D
127. annie ( 30/10/2005 18:19)
saika hamaly fa aoka ihany!!!! kamo be anaraka ilay dialogue lava be!!!!
128. Herimiafina ( 31/10/2005 01:08)
Ilaina ny hevitrao fa avohay e, ampahafirin'ny halavan'ny gazety vakinao isan'andro ary io klé?
129. Veloo ( 31/10/2005 16:55)
hery a za kamo :-D:-D:-D:-D
130. Herimiafina ( 01/11/2005 00:54)
Veloo:

hery a za kamo :-D:-D:-D:-D


Eeeeh, sady efa tsy be resaka i toi no tsy tia mamaky teny, eeeeh, perta be amin'izany eo, marina moa e.
131. dadabe ( 01/11/2005 07:49)
Mpandefa : hery [ Valio ] 24-10-2005 12:24:39
Lohateny : Ary raha homo ?
Tohin'ilay resaka sarimbavy sy sarindahy tatsy.
Raha toa ka misy namanao tena namanao na ao amin'ny fianakavianao (rahalahy na anadahy na anabavy na rahavavy) na koa ny zanakao miteny aminao tampoka indray andro hoe "homo aho" dia inona no ho réaction-nao?

henjana koa zany kle :-w
soa ihany kalou fa tsy nisy tao aminay e:@
132. ravakamalala ( 01/11/2005 14:05)
Tsara be ilay fanazavan i Herimiafina :D fa ny indro kely lazaiko fotsiny angamba di ahoe isika anie manana saina hieritreretana sy handanjalanjana e! mandanjalanja, mety sa tsy mety, ka rehefa tsy mety dia amboarina ny saina hoe TSIA tsy fanao izany dia tsy atao.

133. dadabe ( 01/11/2005 14:50)
ka ilay izy anie filana de sarotra be e
134. yonikafopl ( 01/11/2005 16:58)
Fa hono wa eee, mba manontany za we inona moa ny but amin'ny fanaovana sipa fa koa fanambadiana???

moa ve fitadiavana fitiavana, sa resaka sexe ?????

Ny homo ve tsy mahay manolotra fitiavana toy ny hetero???

135. Herimiafina ( 02/11/2005 01:14)
yonikafopl:

Fa hono wa eee, mba manontany za we inona moa ny but amin'ny fanaovana sipa fa koa fanambadiana???
moa ve fitadiavana fitiavana, sa resaka sexe ?????
Ny homo ve tsy mahay manolotra fitiavana toy ny hetero???


Jereo ny tenanao dia jereo ny olontinao dia mety toa izany ihany no ao antsain'ireny homo ireny.
herin'ilay hormone ambehivavy any anaty rà-ny io.
136. dadabe ( 02/11/2005 05:56)
rehefa nandinika aho ry zareo dia tena ambany noho ny biby ireny olona ireny a,satria na ny biby aza anie mahalala hoe ity lahy ,ary ity ny vavy,donk ny lahy sy ny vavy no miaraka
mba ilazao ihany aho raha mahita akoholahy mitaingina akoholahy ianareo ,na hoe alika lahy ,namely alika lahy,na omby na kisoa rehefa mmety ho biby e,izany hoe satria hain'i devoly tsra fa isika olombelona no mitovy endrika @ Andriamanitra dia isika no atakeny voalohany,noho izany amiko ny filana olona mitovy @ tena (homo)dia asan-devoly izany fa tsy resaka ara-nofo tsotra fotsiny
misaotra betsaka e:)
137. majakely ( 02/11/2005 06:31)
dadabe angah mpitsara? ,mety zao andriamanitra tsy hitsara an'ilay olona tahaka ny nataonao io ¨¨8)
138. Herimiafina ( 02/11/2005 06:46)
dadabe, non, misy biby manoa an'izany kou kah.
Ao anatin'ny valan'ombalah izany no matetika mitranga ohatra.

Tany Chine tany, tany Corée du Nord tany taloha de nampitoviana tamin'ny olona manankilema, malemy, moana, tsy salama saina ny homo ka dia novonoin'ny fanjakana.

De hitovy amin'izany ve isika, hanavaka ary hamono hahafaty ny olona smihafa amintsika.

Asandevoly kou ve zany ny fahasamponana, ny tsy fananana tongotra roa afaka hamindra ohatra?
139. xxx ( 02/11/2005 07:16)
xxx:


L\'amour gay, c\'est comme les orchidée,
cela fait partie de la beauté de la nature.
:*


Mafinaritra ahy mihitsy ny fanazavanao.Mba te hanontany fotsiny za satria ianao toa mahalala B.
Dossi ngah?:wink:
140. mamzelkely ( 02/11/2005 07:56)
za alo de d'accord à 100% amin herimiafina e...:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5995