Ary raha homo ?

101. Herimiafina ( 25/10/2005 21:04)
Interessé amiko ngah i toi ry xxx, hehehehe:-D:-D:-D
102. cutie ( 26/10/2005 03:05)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 25-10-2005 22:27:49
Lohateny : Re : Ary raha homo ?
cutie a momban'ny homo ve no tian-njy lazaina? safidy io aky a ka izay tiany no ataony ka

dain ko ty hery de inn ko?

veloo ie voalazan-dry :-*
103. ari.malala ( 26/10/2005 06:04)
tsy haiko alo zareo fa za tsy mbola nahita ary mivavaka wa tsy hifanenako @ reny ol ireny. Eny ef anisy ol niteny t@ko ihany we homo, fa choquee b alo za e, ary tena naika tsy nino, fa taty aoriana niova ihan le lhl, d faly ah, ary nitohy tsara ny firesahako t@ fa za sadaikatra b ny niresak t@ t@ 1... tsy haiko fa ny saiko mintsy no tsy miaccepter e... maly ah zao nahita t@ vaovao firenena maromaro manaiky ny fananganan-jazan'ny homo d gaga sy variana ah we hosimbana v ny zaza avela hatsangan'izy ireny, satria l'exemple vient d'en haut d mahita ny fanaon'le homo milaza ho ray amandreny le zaza d iny ko fa hanao toa azy ireny.. d aiza ho aiza @zay le resaka genetik tenenin'i Herimiafina? ary tena rikoriko tanteraka nahita lhl 2 nifanoroka t@ molotra... dain..beurkk...mitovy @ inceste ihany zany ny homosexualite amiko e...
104. Herimiafina ( 26/10/2005 06:41)
ari.malala, fa maninona no tsy tinao ny homo? Izao no atoroko anao, mitadiava mintsy homo de resaho mivantana de anontanio ze tinao ho fantatra rehetra de jereo izay tokony hatao.
Aza de mionona loatra amin'izay lazain'ny olona na ze lazaiko, fa mety samihafa le homo hitanao sy le homo hitako.
105. ari.malala ( 26/10/2005 09:46)
herimiafina, efa nisy ol niteny t@ko wa we homo izy, fa choquee b mints za... hitanao le fait we ty lhl hanoroka lhl mitovy mainy ihany d zay no maharikoriko b ana... ts accepter ny saiko mintsy e... d'accord mitns za we ol reny, manana sentiment fa amiko manokana wa d we lahy sy vavy no tokony miaraka satria efa toy izay hatrany am-piandohan'izao tontolo izao d zay ihany no tokony ho izy fa ny ankoatr'izay tsy norm amiko. tsy ho tafaresaka @le hoho akory az ah satri tonga d misy blocage sy barrage b mints entre anay ko dommage...
106. majakely ( 26/10/2005 10:42)
raha toa mo ka ny ankamaron'ny olona teto an-tany moa zao ohatra ka homo fa tsy hetero !! de mba mipetraha ianao amin'ny toerany !!!!izay manankinà sy manenjika azy ireny hoe :ahoana no mba nataoko amin'ny fandraisan'ny olona ahy toa diso foana ! maloto saina sns ...sns ??
107. mamzelkely ( 26/10/2005 12:02)
nareo ary mbola ts tratran kôtin homo knouuuu..:-D
108. majakely ( 26/10/2005 14:06)
Fa i mamzell angaha efa nikotina homo:D??? mba tiko hiainana ilay experience !!!:roll:
109. mamzelkely ( 26/10/2005 14:57)
ie loza fa oziz le sipa miantso ana..: 't'as de beaux yeux tu sais".. ts hitako zay navaly..:-D
110. Herimiafina ( 26/10/2005 15:08)
Tsy homo zany ry mamzel an. Ny sipa hétéro aza miteny an'izany daholo. Tena t'as des beaux yeux tokotrany ve ry mamzelkely?

Atoroko anao ny aprochy homo: "Tsy miteniteny na manao fomba fitenenana milaza fitiavana izany fa tonga de mikitikitika".

Raha miteny otsan'izany namanao zany mantsy izy de tonga de mahina be ianao de mitsoaka de very fihinanana izy.
111. xxx ( 26/10/2005 16:39)
arakaraka ny tany misy an´ny tena ny fitrangany na accepte ilay olona na tsia. fa samy manana ny safidiny, ny fianany, ny fisainany, ny finoany, misy koa marary no mahatonga azy ho toy izany , anjaran´ny tsirairay ny mandanjalanja ny tokony ataony fa hoe mbola ho tsaraina any aoriana any e.
112. cutie ( 27/10/2005 00:00)
ho tsaraina @ in ry xxx?
113. mamzelkely ( 27/10/2005 08:12)
oui je c fa le sipa niteny ana anzany de tena homo de lasa hafahafa be za... de ho tohizako eto kosa e ny tohiny ny fikôtiny ana e...:roll::-D
114. xxx ( 27/10/2005 08:23)
mhh zelkely kle:-D
sw
115. xxx ( 27/10/2005 08:40)
mhhhhhh sw klé.. anao io a..:-D:-D
zelkely
116. diamondra27 ( 27/10/2005 15:11)
nisy homo lehilahy fantako fa efa hatramin'izy ados hono d'efa fantany fa homo izy fa mba hanalana ny fijerin'olona de naleony nody niaraka t@ vehivavy sans rapport sexuel fa zao izy efa 35ans de mi afficher et assume son homosexualité-ny; Tsy génétique ny azy akory satria manjay sy reny izy saingy ny dadany efa maty fony izy 6 ans;
117. Herimiafina ( 27/10/2005 15:21)
Zava-misy io noho ny fiaraha-monina.(l)
118. mirabel ( 27/10/2005 17:28)
zah aloha dia mitovy hevitra @ mandrindra sy herimiafina ary majakely e
tsy hoe ange rehefa homo ny olona iray dia tsy olombelona e sady tsy nisy naniry ny ho enjehin'ny fiarahamonina raha tsy hoe sadique angaha
atsipy hono ny teny any ampon'ny mahalala !!! :D
119. tsangana ( 27/10/2005 18:43)
Aretina ny homosexualite,deviation sexuelle(tsy choix na orientation araka ny theorie sasany!)kanefa azo tsaboina tsara.
Tsy azo ekena koa ny tendance ankehitriny milaza fa tsy maintsy leferina izy io.Ny maha-olona azy dia tsy maintsy hajaina, kanefa tsy maintsy hazaavaina aminy fa ny lehilahy dia natao hiaraka amin'ny vehivavy, mba hanana taranaka.
120. cutie ( 27/10/2005 18:57)
samy manana nhy heviny marina ny tsirairay 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3407