Ary raha homo ?

81. ravakamalala ( 25/10/2005 16:36)
Tsy mivazavaza ho ren tany ren danitra ve izy ho ianao mitaky ny zony azo atao mariazy any ampiangonana, mitaky ny afaka hananganjanaka? ahoana no anekeko izany?
raha any atranony izy tsisy problema ka, any anie samy manao izay tiany e! Za manoratra aminao izao aza anie zao mety hoe miboridana e :lol: fa tsisy mahita tsisy mandre, fa matoa aho mimenomenona momba ny homo dia satria manomboka mi s'affiche izy.

malahelo aho satria ny olombelona miseho be saina, tian alahana daholo izao rehetra izao dia tsisy intsony ny atao hoe soa toavina.

Herimiafina > homosexualité kosa anie rah any fahalalako azy ary ny ankamaronay dia olona misafidy ny hanao izany e! zany hoe afaka mieritreritra sy mandanjalanja (mahalala ny tsara sy ny ratsy).
fa ny mahamainty ny olona iray dia toetra efa raiky tampisaka, tsy nisafidy ny ho mainty izy.
82. Herimiafina ( 25/10/2005 16:40)
Ravaka an: misy ny nisafidy fa misy koa no efa génétika ilay izy, de ireo tratran'io anomalie génétique io no mampanaelo anah.

Le nisafidy indray, adalany azy faza mifanena amiko fotsiny.
83. ravakamalala ( 25/10/2005 16:46)
Herimiafina > olona marary izy izany, tokony ho sitranina, na omena fikarakaran mitokana ohatran'ny orchidée blanche ,tsy azo atao hoe olona mitovy amintsika fa hafa mihitsy. noho izany miavaka d'office!

84. Veloo ( 25/10/2005 17:17)
o ry hery a za tsy mba mino an'izany genetique zany mihitsy asa ataon'ny Satana io Homo io mba hihalaviran-dra- olombelona amin'Andriamanitra un point c'est tout.:wink:
85. Herimiafina ( 25/10/2005 17:22)
Veloo: Ie, asan'i satana tokoa le manova le composition génétique anlé olona, saingy arinao ve ze victime an'i satana?

Ravaka chérie: De ahoana indray aza ny olona manana fahasamponana hatramin'ny vao teraka? Sitranina manakory?

Love be hoa anareo rehetra, love(l)
86. Veloo ( 25/10/2005 17:25)
Hery a mais non tsy arina kosa ka.. raha misy zavatra azonao atao dia namapy kosa ka.. samy olombelona mivavaka ho azy no azo atao. Io anie ry hery choix eeeee nomen'Antra hisafidy isika ka apres tout conseil rehefa tsy te hihova izy c'est son prob kosa an
87. Herimiafina ( 25/10/2005 17:27)
Zah lou tsy mino loatra anlé safidy na dia misy aza le izy e.
Ny homo hitako de tena plis ke sa, tena génétique, tena misy anomalie sexuelle mintsy, tsisy fanafana favy.
88. Veloo ( 25/10/2005 17:29)
za tsy dakioro aminao ooooo:wink:
89. Herimiafina ( 25/10/2005 17:41)
Raha omeko ohatra moa enao hoe zah homo sady genetika be fa tsy safidy de ahoana hoy enao?
90. Veloo ( 25/10/2005 17:44)
mais non mais no ianao mbola manana ny mind-nao afaka misafidy oooooooo
91. Herimiafina ( 25/10/2005 17:48)
Tsy kestion-na mind le izy kah, efa hain'ny psykology zany.
Fa jereo fotsiny anie hoe, ianao tia lehilahy de maharikoriko anao izany miaraka amina vehivavy izany, de meteza ianao eo amlé situation homo hoe ohatr'izay koa izy, ary tena sahirantsaina be izy fa tsy azony le mahatonga an'izay.
92. Veloo ( 25/10/2005 18:20)
hery a raha misy manoro azy oe ratsy io tsy ho sahiran-tsaina izy e
93. Herimiafina ( 25/10/2005 18:27)
Ka ny homo anie efa mahafantatra hoe ratsy izany satria tsy mitovy amin,ny olona rehetra sasany izy e.
94. Veloo ( 25/10/2005 18:36)
nefa mbola mikiry fona (nonsense) Tsy mitombona anie izany e?:{:{:{
95. cutie ( 25/10/2005 18:50)
refa tsy mitovy @ oul sasany ve de ratsy ??
96. Herimiafina ( 25/10/2005 19:09)
Veloo: tsy hoe nonsens fa uncommonsensical.
97. Veloo ( 25/10/2005 20:27)
cutie a momban'ny homo ve no tian-njy lazaina? safidy io aky a ka izay tiany no ataony ka

dain ko ty hery de inn ko? :roll:
98. booboo ( 25/10/2005 20:43)
fa ratsy @ aôna zareo ? namono oul zareo sa nanakarontana filaminan'ny fokonolona sa naninn ? Mitia oul mitovy sexe aminy fotsiny no nataony dé zay ve no "hitoram-bato" an-dreo ? ianaro ihoarana ange lay tsy mijery hafa-tsy lafiny sexe dé ho hitanao fa tahaka ny olombelona rehetra ihany reo !



99. Herimiafina ( 25/10/2005 20:47)
boobou mon ami be mahintsiny.(l)
100. xxx ( 25/10/2005 21:02)
faly be leity, ao raha :)
sw
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1752