Ary raha homo ?

61. xxx ( 25/10/2005 06:37)
Veloo:

Satria tsy nataon\'Andriamanitra ho otran\'izany ny olombelona. Na ny biby ary tsy manao an\'izany kle tssssssssss.


Tsy ekeko indray aloha ilay teneninao e! :wink: Marina fa raran\'ny baiboly io.Raha ny tena marina anie, tsy ny \"homosexualité\" no raran\'ny baiboly fa ny firaisan\'ny samy \"lehilahy\" (mahagaga ihany koa aloha hoe fa maninona no tsy voaresaka ny samy vehivavy e!).Nefa ao anaty fiarahan tsy maintsy misy ny \"relation sexuelle\".Fa ianareo ve mihevitra hoe ninian\'ny olona atao ilay izy? Ny marina angamba dia efa ao anatiny (nature).Misy ny tsy manaiky azany ny \"homo\" ka manambady sy miteraka ihany.Tsy afaka ao anatiny anefa ny maha \"homo\" azy ka Rehafa any aoriana any dia miverina aminy ihany.olona maro noho izany no voadona satria ankoatra ireo havany sy RAD dia ao koa ny vady aman-janaka :(:?:( .TOkony hieritreritra sy handinika tsara ihany ny homo alohan\'ny hanapahana hevitra ny hanao toy ny olon-drehetra ka anam-bady aman-janaka.
Misy indray ireo olona milaza fa asan\'ny devoly ireny ka tokony alana amin\'ilay olona:roll:. Matetika ny asan\'ny devoly dia azo alana @ vavaky ny mpiandry sy ny tahak\'izany fa ianareo ve mino fa afaka @ izany ny \"homosexualité\"? Reraka eo fotsiny ny olona anala izany fa efa ao anatin\'ilay olona ilay izy.
Misy indray anefa ny olona izay manandrakandrana fotsiny 8) (lamaody hoy ny olona sasany).Ireny indray dia voasinton\'ny lafiny \"sexe\" fotsiny ka mazava ho azy fa mety ho afaka amin\'izany ihany izy.
Ny momba ny biby indray dia fantatra fa maro ireo biby no \"homosexuels\" ^^ izany hoe biby mitovy sexe aminy ihany no manintona azy.Matetika biby lahy no manao izany.
Info :arrow: : Araky ny fandinihan\'ny manampahaizana dia raha misy kambana teraka, raha ny iray @ireo no \"homo\", betsaka ny chance maha \"homo\" ny faharoa. misy ahafantarana ny maha \"homo\" ny olona koa dia @ tanany izany (ce n\'est pas très sûr). Ary ianareo ve tsy mahatsikaritra fa na aiza na aiza dia mitranga foana io \"homosexualité\" io? Na taloha fahagola teo @ Grec sy Romain, na @ silamo, na ny tandrefana na ny tatsinana, eny fa any @ fiangonanao io aza.
Izay ry zareo a! lava loatra ny resako fa mba tiako tenenina fotsiny, raha toa ka misy milaza fa \"homo\" @ manodidina anareo, aza alilikilika izy :cry:. Tsy maninona, hoento any @ mpiandry na mopera na hafa koa fa tsy dia ahita vokany @ izany ianao.:?: Hadihadio tsara ny mety ho nahatonga izany, :?: firy taona izy no nahatsapa izany ary efa niady ve izy mba ialana @ izany? Dia raha zaon\'ny sainao ekena re, mba ekeo izany satria toa ianao sy izaho ihany io. :-*
L\'amour gay, c\'est comme les orchidée,
cela fait partie de la beauté de la nature.
Italic text :*
62. Herimiafina ( 25/10/2005 06:39)
Le blem anie refa manomboka amin'izay le puberté e. de misy mahatsapa ry zalahy fa zalahy mitovy aminy no tiany. De nefa ny bandy akama miresaka sipa daholo, de tonga de tsapan'ilay bandy le diferansa, hoe izy tsy mitovy amin'ny bandy akama.

De lasa rebelle be tsy miteny tsy mivolana tampoka izay de manaonao foana.
63. ari.malala ( 25/10/2005 08:05)
mamzelkely a, olona mitovy amiko ihany f ty accepterko fts tsotra izao e.. hafahafa b amiko izany... tsy haiko alo fa za ts mbola sendra e, ary mivavaka mba tsy ho sendra ihany koa...
64. mamzelkely ( 25/10/2005 08:37)
ari.malala< mbola ts ni frequenter an reny olona eny njy de miteny anzany fa za ko tena ôtran njy zao ny position-ko talo fa zao za manana namana homo bdb ny mpanjaitrako ary homo fa ce sont des gens comme les autres, fa aza haratsina be amizao ry zareo fa na ry zareo ary lasa menatra satri bdb ny olona manenjika azy fa olona normal reo sady amizay ry zareo de namna tena namana araky lay lazain'i herimiafina we "akama bonne" reny ... tena je t'assure..
65. sonwin ( 25/10/2005 08:59)
:roll:
66. ravakamalala ( 25/10/2005 09:02)
satria ve izy mamzelkely akama bonne (tsara fanahy, sarika, maha te hotia) dia ho ekeko ilay toe javatra iray hoe manao ny tsy fanaony amina olona mitovy seksa aminy?
an3 tsy mety akia zany an, ny anadahiko zao ohatra tiako be satria anadahiko, manao zavatra tsy mety ve izy dia tsy hiteny aho satria hoe izy anadahiko? tsy afaka ny hikipy maso am zany aho.
8-)
67. mandrindra ( 25/10/2005 09:06)
ravakamalala, inona no moraly mendrika entinao andrarana ny homosexualité? aiza ny tolérance, ny fahalalahana, ny fahafahana sa tsy moraly izany?
lalakely, mifankatia ry zareo matoa miaraka, ary safidiny malalaka izany. Aza adino fa olombelona nofo sy rà, ary manana fo mitepo sy saina mieritreritra toy ny rehetra izy ireny, saingy ny safidiny no hafa.

Satria hoy ianareo hoe tsy mendrika eo anatrehan'ny fiarahamonina izy ireny dia ahoana izany ny vadin'ny olona migadra? Tokony hisaraka amin'ny vadiny daholo ve izy ireny satria tsy mendrika eo anivon'ny fiaraha-monina ny vadina fa nanagalatra na namono olona dia any amponja?
68. mamzelkely ( 25/10/2005 09:12)
miombo-kevitra total am mandrindra za tokony mba hisy tolérence le izy satri zvt efa misy le izy ary ts afaka ts hisy de tokony asina tolérence misy ny homo sinon ts nisy ko io mot io fa misy le izy...

ravakamalala< na ho teneninao ary ry zareo we ts mety ny homo sarotra be ny hanova azy satria efa ao aminy le izy ôtranao amin'ny sipanao de ts afaka hovana... ra enao ve no lazaina we aza mitia ny sipanao enao de ho mety de zay le izy ts afaka ny hanala an'io ao aminy tsony enao satri sentiment le izy..:)
69. ravakamalala ( 25/10/2005 10:01)
Mandrindra > inn no moraly mandrara ny homosexualité? efa tsy nekena hatram izay izany satria principe efa mipetraka. Ny lehilahy sy ny vhv no natao hifankatia fa tsy ny ankoatran izay, ny hafa noho izay dia tsy ara moraly.
tolérance hoy ianao, tsy misy degré ny tolérance, fa na tolérer-na na tsia, ny homosexualité tamin ny voalohany dia tsy no tolérer-na mihitsy fa satria ra olombelona be saina dia tsy maninn fa lasa anisan ny zavatra azo ekena ny homoséxualité.
Fahafahana sy fahalalahana : "ma liberté commence là où s'arrete celle des autres"

mamzelkely > Manana sentiment am lé soavaly atsy ambany andrefana aho, tiako izy ary iny aho fa andeha hanao ny fanaon ny mpifankatia amin ilay soavaly, satria aho manana sentiment, dia mety ve zany hoy ianao?:roll:
70. ari.malala ( 25/10/2005 11:28)
mamzelkely sy mandrindra, za alo sy hoe manaratsy be fahatan anie e, fa tsy miaccepter fts zao za wa... ts haiko ny manazava le izy fa zay e, ôtrany tsy normal amiko le izy d zay fts, fa raha misy ol miteny @ko we izy homo ny reaction anko voalohany alo sure ah fa tsy mainsy ho choquee, d tsy miresaka @ tsotra fts za, ts miteny ah tsy mi mepriser ah tsy miblâmer ah tsy mani tsy manin ah fa tsy miteny fts d zay...
71. mamzelkely ( 25/10/2005 12:12)
ravakamalala< entre sôvaly sy olombelona kosa alo de misy différence be ary na misy ary ny sentiment de ts mitovy fa zay le défaut mandray atendrony ny zvt lazaina... lanjalanjao tsara alo le izy fa ny fitiavanao biby sy ny fitiavanao olombelona ts mitovy fa raha oziz enao we mitovy reo de mitovy zany de mitovy ny fitiavanao ny sipanao sy zay biby tinao fa za miteny we sentiment enver une personne le izy de zay ko no eprouvern'ireny homo reny amin olona tiny..

ari.malala< ka hitanjy izy anie ra hiresaka aminjy de ts hiresaka ny homosexualité-ny e... ôtrany miresaka amin'ny olona rht ihany ny miresaka amireny..:)
72. majakely ( 25/10/2005 12:55)
Amiko aloh de tsy hitako ny olana gravy amin'izany ! tsy hi-abandonne ny havako na ny zanako satria homo izy ,franchement??!!! Non ça jamais ! au contraire zah haneho azy fa tiko izy fa zanako ,ary tsy ho hariako na oviana na oviana na homo izy na tsia!!
73. Samoana ( 25/10/2005 13:12)
Ezahiko "sitranina" mandra-paha-tapitry ny aiko satria tiako izy ireo, na zanaka izany na mpiray tam-po.
74. ravakamalala ( 25/10/2005 13:20)
mamzelkely > hay sentiment entre olombelona a! tokony no faritana tsara.
izao indray ary e! manana sentiment amin ny anadahiko aho, tsy haiko fa dia tiako izy!! satria misy sentiment dia andeha hanao ny fanaon ny mpifankatia izahay? d ahoana hoy ianao? samy olombelona ireo an!!!

Ndao koa mba compreniavana ny olona mpanao inceste fa olombelona ohatrantsika ihany, sady manana sentiment.

Hevitra no miady mamzelkely an! :-*
75. mandrindra ( 25/10/2005 15:20)
ravakamalala, hoy ianao hoe "ma liberté commence là ou s'arrête celle des autres". Dia ahoana ny hevitrao raha ilay homo no miteny anao an'io, sa ianao irery ihany ny mahazo milaza izany?
Amiko raha sentiment réciproque no hiarah'ny mpiandahy na RAR sy zanaka dia tsy misy olana satria safidy malalaky ny tsirairay. Fa raha kosa misy fanerena ankolaka dia izay no tsy ekeko.
76. ravakamalala ( 25/10/2005 16:12)
Mandrindra > Mandaitra ho an ny olon drehetra io ka! fa ny tiana mambara anie dia hoe miara miaina aman olona ianao ka tokony hisy ny norme sy ny regla fa tsy hoe malalaka aho dia ataoko izay tiako atao e! (ohatra: mitia olona mitovy sexa amiko)

Amiko raha sentiment réciproque no hiarah'ny mpiandahy na RAR sy zanaka dia tsy misy olana satria safidy malalaky ny tsirairay

:cry:No comment , mazava ny hevitrao.
77. Herimiafina ( 25/10/2005 16:14)
Misy ny normes sy ny lalànan'ny fiaraha-monina, izay mahatonga exclusion sociale be dia be ankehitriny satria tsy manaiky mi-accepter differansa ny fiaraha-monina.

Ny tokony hatao dia miezaka manao intégration sociale ireo olona exclus foana taloha: ny mainty, ny vehivavy, ny homosexuel, sns.
78. ravakamalala ( 25/10/2005 16:19)
Fanontaniana : raha ohatra ka manontany anao ny zanakao hoe fa maninona dada (na neny) ireo lhl (na vhv) ireo no mifanoroka? dia inona no valinteninao?
79. Herimiafina ( 25/10/2005 16:25)
Valiny hoe homosexuel ireo tsy mitovy amintsika.
Hitanao mitovy amin'ny zana-bazaha manontany an-dreniny hoe fa maninona iry olona iry no mainty?

Ravaka, le intégration sociale anie tsy sanatriavina tsy akory fi-accepter na le maha-homo anlé olona e, fa ny firaharahiana azy, jerena hoe inona no antony maha-homo azy, dia entina amin'izay.
80. mandrindra ( 25/10/2005 16:28)
inona no mampalahelo an'i ravakamalala ?
Ny hevitra tiako hatongavana dia tsy tsara ny mitsipaka foana ny safidin'ny hafa. Ireny olona ireny anie ka nisafidy e. Ary izy tsy mivazavaza ho rentany rendanitra fa hafa izy, fa ny mpanondro molotra no manosika azy. Ka io fanosehana io no mitarika disadisa.
Ohatra izao raha misy olona miboridana rehefa ao antranony, ianao mpifanolobodirindrina aminy dia andeha handidy azy ve ianao hoe miakanjoa ianareo. Izy anefa tsy mieritreritra na inona na inona fa ianao mijery no tsy mahatanty.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.459