Ary raha homo ?

201. rachid ( 23/11/2005 12:21)
ngah moa ianao efa nanandrana ka nahalala fa blao samy blao no miady tout est posssible amiko ary rien est imposssible , mety tsy le araky ny eritreritrao akory aza no mety hiseho sy hiainany

raha resaka kristianina tsy zay rarany baiboly akory de ekeko na koe hoe marina daholo , averiko ihany fa mbola olombelona no nanoratra an'io ary samy hafa izay voasoratra , de plus tsy nanao ratsy ahy ny rahalahiko ka ndeha ho hankahalaiko noho ny maha homo azy vao maika aza aho , miezaka manazava ny manodidina anay ny momba azy mba aha l'aise azy , devant nos amis
ary naiza na iza milaza fa voarara zany za miteny fa efa naturel ao aminy io fa tsy niniana natao na andrakandrana , mety misy anefa ny cas toy izay , nefa ho an'i hafa zay ka tsy hidirako lalina
202. ravakamalala ( 23/11/2005 14:04)
mora be ny miteny hoe natioran'ilay olona izany ka tokony ekena. Maivana be ilay argument.
marina fa tsy manao ratsy antsika zareo, fa ny antsika zany dia rehefa misy fiantraikany ratsy amintsika vao hiteny tsika?
za nefa hiteny azy satria ratsy izany, ratsy ho azy.

marina kosa ny tenenin i lapino hoe blao sy blao e!:-D

mahagaga ahy rachid ny hevitrao moba ny baiboly hoe tsy ekenao ny voalaza sasany ao, io ihany anefa no lalana ahafahantsika mahafantatra ny sitrapon'Andriamanitra, dia lavinao tsotra izao ve?
203. lapino ( 23/11/2005 14:21)
tout est posssible amiko ary rien est imposssible

Aza diso hevitra! Manjary mampi-triche izany any amin'ny fanadinana.

Sa asa angamba hoe "A coeur vaillant, rien d'impossible". Kanefa sao dia mifangaro indray ny taovam-pitiavana, fa tsy mitovy mihitsy ny coeur sy cul!

Ny adihevitra momba ny baiboly sy ny kristiana aloha lasa hors sujet fa ary amin'ny "Fivavahana sy finoana" efa misy bedebe.
204. mandrindra ( 23/11/2005 15:10)
lapino, io fefy tonga dia ato famaritana io no ato hoe statika.
ravakamalala, tsy marina ny hoe statika ianao satrai olona misaina sy mandeha, noho izany misy hetsika foana ataonao izay mitondra fiavoarana eo amin'ny tenanao, dia izay no dynamique. Dia toa izay ihany koa ny fivoatran'ny fiainana amin'ny akapobeny.
205. rachid ( 23/11/2005 15:14)
eny e aleo hilamina any ary ny resaka baiboly sy ny resaka kristianina e, io mbola ady hevitra be tsy ho vita koa raha atao fa zao angamab e eto tsy misy hanaiky ho diso izany na ahoana na ahoan satria samy mahitany fahamarinany ho an'i tenany daholo , jka zao samia mihazona ny heviny
valiko kely i ravakamalala ami le resaka baiboly za mivavaka , fantatro fa misy ny andriamanitra hivavahako , fa teniko aminao fa za tsy mifototratanteraka aminzay fombafomba pivavahana zany na hoe ty lalan de tsy atao na ty atao satria mpivavaka , ny ahy mivavaka amiko de miresaka amin'andriamanitra fa tsy hiaino andranona na ranona ,
206. lapino ( 23/11/2005 15:31)
mandrindra:
lapino, io fefy tonga dia ato famaritana io no ato hoe statika.

Famaritana ohatra an'izao ve? :wink:

Fa tsy nitady hamaritra aho teo, fa i ravakamalala izay toa manana "les pieds sur terre" no lazainareo fa statika be ny position-ny! Dia hoy aho hoe izay manana "la tĂȘte en l'air" ve izany no atao hoe dynamique? Tsy azoko manko ilay voambolanareo!
207. ravakamalala ( 29/11/2005 18:53)
Tsy azo afangaro ilay izy e! Manaiky mihitsy aho fa mivoatra ny fiainana ary tokony hanaraka izany, ohatra hoe amin ny lafiny teknolojia zao ohatra efa betsaka ny fandrosoana sy ny fivoarana entiny, dia manara-drenirano eny ianao fa tsy te ho taraiky, normale be.

fa tsy voatery kosa hoe mivoatra ny fisainana, efa miha malalaka izao ny fomba fisainana dia afangaro daholo zao adala sy hendry rehetra izao.

raha izay no maha bonaika dia aleoko bonaika fa tsy maninn
208. fijo ( 01/12/2005 05:44)
aza variana bonaika eo kosa ndry an
209. ravakamalala ( 01/12/2005 11:17)
D tsy tiano intsony ve za raha bonaika?
210. mandrindra ( 02/12/2005 14:28)
izany no fitia varavarana e, tiana fa atositosika.
Indraindray ny olona hendry manao hadalana, ary indraindray ny olona adala manao fahendrena, hoy ilay hira iray izay, noho izany raiso daholo fa aza misy atositosika.
211. ravakamalala ( 10/12/2005 15:22)
i ravakamalala zao amin i Mandrindra hendry manao hadalana sa adala manao fahendrena?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6219