Ary raha homo ?

161. Herimiafina ( 03/11/2005 20:13)
Ie, devoara moral ny anataon'i Mao Tsetoung sy ny tariny satria hono tsy misy ilavana azy sy mandrebireby saina ny olona manana fahasamponana, ny kilemaina, sns de tsy maintsy vonoina.

toy izany koa tany Chine, mal à l'aise ny mpitondra fa mitombo be ny mponina de any amin'ny fiterahana raha vao vavy kely le zaza de égorger-na ho faty tsotra izao.

Tsy te-hicomprendre e.
162. Veloo ( 03/11/2005 21:07)
:roll::roll:
163. Herimiafina ( 03/11/2005 21:13)
Antsay e, mipitrapitra kely le sarinao, mampanaelo be le zava-nitranga tany Chine sy Corée du Nord taloha.

Nefa anie ny olona de miaina isan'andro toa tsy mahatsiaro an'izany zavatra rehetra izany e, tantara lasa, verivery foana ny rà mandriaka.

I Ratsiraka ary moa tony toa vao maika be mpitia klé.
164. fijo ( 03/11/2005 21:33)
avelao izy hiaina e.
165. Veloo ( 03/11/2005 22:16)
:-D:-D:-D:-D
166. ari.malala ( 04/11/2005 13:39)
Veloo:

ary a,
oy injy oe:
zay zany ko... samy miaina ny fiainany fts d samy @ zao

de ho mandry ve aky ny fisainan-jy tsy niteny oe tsy mety no nataonao?
Tsy mety o?:wink:



an an an ny tiko notenenina d zao, miezaka miteny alo za, fa refa tsy azoko tenenina izy d io we samy miaina ny fiainany fts fa tsy mifampiteniteny...fa amiko manokana alo zavatra tsy normal ary tsy ho normal mandrakizay zany vhv hanoroka vhv na lhl hanoroka lhl na hivady mintsy e... anormal b zany amiko d zay...
167. Veloo ( 04/11/2005 20:52)
ari.malala a zay mihitsy wa aky a...
herimiafina :twisted:
168. fijo ( 04/11/2005 22:57)
ka io,fitiavana toa ny fitiavana rehetra ko.ny tiavina fotsiny no miova ny azy.
169. tsangana ( 06/11/2005 23:04)
Averiko eto indray fa "deviation sexuelle" ny homo.
Izany hoe anomalie.Azo tsaboina anefa!Kanefa na izany aza dia mendrika fanajana toy ny marary rehetra izy ireo.Aza havakavahana.
170. Veloo ( 07/11/2005 19:48)
zany an:?:
171. Herimiafina ( 07/11/2005 21:20)
Veloo:

ari.malala a zay mihitsy wa aky a...
herimiafina :twisted:



Mba tiatia an'ity sarin-demony iray ity koa i Veloo an. hehehehe:-D:-D:-D:-D
172. 2luv ( 08/11/2005 05:55)
xxx:

Veloo:

Satria tsy nataon\'Andriamanitra ho otran\'izany ny olombelona. Na ny biby ary tsy manao an\'izany kle tssssssssss.


Fa ianareo ve mihevitra hoe ninian'ny olona atao ilay izy? Ny marina angamba dia efa ao anatiny (nature).Misy ny tsy manaiky izany ny "homo" ka manambady sy miteraka ihany.Tsy afaka ao anatiny anefa ny maha "homo" azy ka Rehefa any aoriana any dia miverina aminy ihany.olona maro noho izany no voadona satria ankoatra ireo havany sy RAD dia ao koa ny vady aman-janaka :(:?:( .TOkony hieritreritra sy handinika tsara ihany ny homo alohan'ny hanapahana hevitra ny hanao toy ny olon-drehetra ka anam-bady aman-janaka.
[...] Misy indray anefa ny olona izay manandrakandrana fotsiny 8) (lamaody hoy ny olona sasany).Ireny indray dia voasinton\'ny lafiny "sexe" fotsiny ka mazava ho azy fa mety ho afaka amin\'izany ihany izy.

[...] L\'amour gay, c\'est comme les orchidée,
cela fait partie de la beauté de la nature.
Italic text :*


Tena daccord aminao mihitsy za aloha e! Tsy fantatro ianao na izy na tsia fa manaitra ahy ihany.Toy izany koa ireo voalazan'i Herimiafina. Ny marina, tahaka ireo zavatra vaovao (vaovao anefa diso be satria efa ela no nisiany teto) dia mihevitra ny olona fa lamaody avy any ivelany ny homosexualité. ny fanehoana azy tsy am-patahorana intsony angamba no vaovao eto amintsika fa raha io zavatra io dia efa nisy hatramin'izay. Marina ny notenenin'i xxx fa na "milieu" inona na milieu inona dia misy io avoko eny fa na dia ao am-piangonanao io aza.
zay fa lava loatra e!


173. fijo ( 08/11/2005 23:03)
aza mba fehezin'ny tsy fahalalana rey olona fa ratsy an.fantaro aloha izy vao tsaraina fa tsy hoe satria izao dia diso avy hatrany.
174. lapino ( 12/11/2005 00:01)
L\'amour gay, c\'est comme les orchidée,
cela fait partie de la beauté de la nature


NON, NON, NON, et NON
C\'est contre nature!


Ny olombelona lahy sy vavy dia:
- tsy mitovy anatomia, fiziôlojia, sns
- tsy mitovy piskolojia, sns
- ary mila miaraka vao mampisy aina
Ny Orchidées tsy ohatra an\'izany!


L\'amour gay c\'est deux épées qui se rencontrent!


Génétique ve ny maha homo? Tsia :lol:
- satria olona tsy homo vao afaka niteraka azy
- satria raha homo izy dia tsy manan-janaka, tsy manan-taranaka.

Raha amin\'ny manodidina ahy aloha no misy gay dia izay fitsaboana hatao azy no hoeritreretiko kle! Soa ihany fa mbola tsy misy hatram\'zao 8)
175. cutie ( 12/11/2005 00:27)
de tsaboina @ in ry lapino :-D
176. lapino ( 12/11/2005 10:43)
cutie:

de tsaboina @ in ry lapino :-D

@ in zao no mampme an'i cutie io? :?::lol:
177. cutie ( 12/11/2005 12:58)
enao le hitsabo no mampime ahy aka, tsaboina @ in wa :-D
178. lapino ( 12/11/2005 14:00)
Ka vao hoeritreretina ange le izy e! Fa rehefa tsy normal ny mari-pàna dia mila fanasitranana. Tsy maintsy mbola fantarina hoe aiza amin'azy le misy aretina mikiky :)

Fa za aloha hatr@ zao tena tsy mi-kompr mihitsy hoe @ fomba ahoana no hahafahana mitia bandy izany, encore moins hoe hil*$§#~ly!
179. ravakamalala ( 12/11/2005 14:13)
Aretintsaina io lapino a! mila ananganana trano manokana zareo,asiana mpikarakara sy mpitsabo,rehefa mitady hanao crise dia avoaka ny camisole, atokana fa sao mamindra ny aretiny, dia alefa ny fikarohana amin ny fitsaboana azy !
180. cutie ( 12/11/2005 23:42)
lapino , ho lany eo ny andronao hieritreritra an'zany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2353