Ary raha homo ?
141. dadabe
(
02/11/2005 13:57)
herimiafina > zavatra roa samy hafa anie izany e,ny iray fahasamponana voajanahary ,fa ny iray kosa filana tsotra izao ,aza afangaro kosa e.
ny iray hatramin'nny naha -izy azy dia mety tsy nisy tongotra na tanana ,donk tsy fidiny azy ,fa ny iray rehefa manomboka tonga saina izy dia nanomboka ny fitsiriritana vokatry ny tontolo manodidina azy .
hoy i majakely
zah tsy mpitsara ,ary tsy nitsara fa namoka hevitra fa ianao no tsy mahazo resaka ,zah dia nanazava ./.:D

Mpandefa : majakely [ Valio ] 02-11-2005 10:31:33
Lohateny : Re : Ary raha homo ?
dadabe angah mpitsara? ,mety zao andriamanitra tsy hitsara an'ilay olona tahaka ny nataonao io ¨¨
zah tsy mpitsara ,ary tsy nitsara fa namoka hevitra fa ianao no tsy mahazo resaka ,zah dia nanazava ./.:D
142. majakely
(
02/11/2005 15:34)
dadabe ny hevitra avoaka angah tsy mety hoe fitsarana indraindray ry dadabe ???asa aloh ko ¨!!!!
143. Veloo
(
02/11/2005 18:36)
eeeeeeee na inn na inn lazainareo ny an'i dadabe ihany no marina e=D=D=D
144. ravakamalala
(
02/11/2005 21:03)
Merci dadabe an, zay mits ilay tiako tenenina hoe tsy azo ampifandraisina ny mainty sy ny sampona ary ny homo, ny an ireo roa voalohany efa voajanahary, ary tsisy mahadiso ny amin ny maha maintsy na maha sampona azy, fa ny an ny homo dia zavatra fantatra fa tsy mety nefa iniana atao.
Hiteny herimiafina hoe ka nature, génétique, izany hoe tsy azo anoharana fa efa innée, voaporofo ve izany akia?
fa na izany na tsy izany aza anie dia azo lazaina hoe aretina ilay izy ka mila tsaboina, tsy afaka ho jerempotsiny, tsy afaka atao hoe OLONA MITOVY AMINTSIKA (amiko hétéro aloha e!):)

145. fijo
(
02/11/2005 21:51)
tsy hitako mihintsy ny hitsarana sy hankahalana ny olona manana safidy hafa noho ny tena.ajao fotsiny izy rehefa manaja ny anao dia izay.
147. Herimiafina
(
03/11/2005 00:02)
Porofoy amiko kalongany hoe tena SAFIDY marina no mahatonga ny olona iray ho homo, ny mahatonga azy manana filana amina olona hafa mitovy sexe aminy de mety hiandany aminareo ireo ihany zah.
Amiko mantsy ny SAFIDY tsy ampy hanazavana hoe ilay resaka filana.
Raha safidy fotsiny dia mety ho kiriko ilay olona na hanoroka lehilahy aza.
Misy ihany anefa no mivoan toy ny hoe te-hanoroka lehilahy mitovy aminy ohatra fa ça n'explique pas hoe maninona izy no mandany andro mikaoty, manao fitiavana, amin'ny même sexe aminy.
Mbola mitazona ny teniko zah hoe misy resaka hormone ao. Raha atontsika hoe aretina de tsy mety izany ny manavaka ny homo satria toy ny olona kilemaina ihany izy.

148. cutie
(
03/11/2005 04:31)
lava loatra le resaka homo fa zao fotsiny: rehefa tsy manakorontana ny fiainanareo ry zareo de tsy hitako ze olana. Samia miaina @ fiainany.
152. mamzelkely
(
03/11/2005 06:39)
aleo ry zareo ts juger-na fa zay le choix e... ils existent de zay ts afaka ny hanala anzany tsony tsika we ts hisy ny homo ary ra henjehina ry zareo de vizana fotsiny satri efa nisy izy ary mbola misy ary de hisy fôna...:°):)
154. Herimiafina
(
03/11/2005 08:26)
Préciser-ko kely, ilaina ny jugement kah, raha tsy nisy ny jugement dia tsy nahalala ny tsara sy ny rstay ny olombelona.
Ny tsy mety ary tsy tokony hatao dia ilay jugement négatif nefa mbola tsy niezaka nahafantatra tsara akory na manana ny information rehetra ilaina hi-juger-na.
Ny tsy mety ary tsy tokony hatao dia ilay jugement négatif nefa mbola tsy niezaka nahafantatra tsara akory na manana ny information rehetra ilaina hi-juger-na.
157. mandrindra
(
03/11/2005 16:00)
aza atositosika ny ondry botry fa .....
oay hay moa samy ondry lahy !!!!
oay hay moa samy ondry lahy !!!!
158. Veloo
(
03/11/2005 18:29)
ary a,
oy injy oe:
de ho mandry ve aky ny fisainan-jy tsy niteny oe tsy mety no nataonao?
Tsy mety o?:wink:
oy injy oe:
zay zany ko... samy miaina ny fiainany fts d samy @ zao
de ho mandry ve aky ny fisainan-jy tsy niteny oe tsy mety no nataonao?
Tsy mety o?:wink:
159. Herimiafina
(
03/11/2005 18:31)
Veloo an, mi-comprendre alou vao miteny hoe mety na tsy mety.
Zah ne zao raha tsy te-hi comprendre de afaka miteny aminao hoe, o ry Veloo an, fa maninona no iny kiraro ratsy be iny no nanaovanao e, tsy tiko iny fa tsoahy.
De nefa rehefa tena jereko de marary ny tongotrao ohatra de iny kiraro iny no nanaovanao fa iny mantsy confortable kokoa.

160. Veloo
(
03/11/2005 20:07)
ty kala hery ty ko. devoir moral angaha mitovy @ izay kiraro lazainao. tssssssss
mba mieritrereta ihany lety a:twisted:
mba mieritrereta ihany lety a:twisted: