Ary raha homo ?

21. Herimiafina ( 24/10/2005 16:08)
hery:

Tohin'ilay resaka sarimbavy sy sarindahy tatsy.
Raha toa ka misy namanao tena namanao na ao amin'ny fianakavianao (rahalahy na anadahy na anabavy na rahavavy) na koa ny zanakao miteny aminao tampoka indray andro hoe "homo aho" dia inona no ho réaction-nao?


Tsy maintsy ao ny fahatairana noho ny principe sy noho ny maha-olombelona ze mahita tsy homo bedabe lavitra noho ny homo.

Jerena tsara alou raha génétika le izy na resaka psykolojia fotsiny de raha le voalohany de tsy misy atao afa-tsy ny manaiky, raha le faharoa de tsaboina izy.
22. Veloo ( 24/10/2005 17:29)
za dia mitovy hevitra @ ari.malala sy ravaka ka...Tsy ho tantiko izany....arak'ilay lazain'i ari.malala azavaiko ny sainy fa tsy mety mihitsy izany. Satria tsy nataon'Andriamanitra ho otran'izany ny olombelona. Na ny biby ary tsy manao an'izany kle tssssssssss. Asan'i Satana io fantany fa efa tsy ho ela ny ahafarany ka ataon'ny izay ahazoan'izay rehetra azony. Efa raharahasn'ny baiboly io.:(
23. ravakamalala ( 24/10/2005 18:00)
Hoy i Mandrindra :
valiako fanontaniana ihany aloha ny fanontanianao : fa inona ny ratsy nataon'ireo olona ireo? Misy lalàna ve mandrara ny fifankatiavany?


fa zay tsy raran ny lalana zany dia mety daholo!!! tsisy intsony ny atao hoe moraly?

mandrindra a?!!?
24. Herimiafina ( 24/10/2005 18:30)
De ahoana zany zah, za zany te-ho homo tampoka teo njay klé? hehehehe:-D:-D
25. Lalakely ( 24/10/2005 19:11)
ka izay indrindra anie ry Mandrindra ilay tsy azoko e! mifankatia ahoana? dia mampiaraka koa ve? dia mba mety ho manan-danja ve ohatra ny tenin'ilay bandy amin'ilay bandy sipany hoe: je t'aime.na @ilay sipa sy ny sipany toa izany koa.
26. Herimiafina ( 24/10/2005 19:31)
Ny akamaroan'ny akamako homo daholo, fa manja be ny revy miaraka amin-dry leirony sy ry zavavy isany. (l)
27. ravakamalala ( 24/10/2005 20:16)
herimiafina > :evil:
28. Herimiafina ( 24/10/2005 20:17)
Ary njy tô tezitsa be, zah ne tsy homo e, fa zah tia be vevavy le sistout mitovy aminjy reny, hehehe:-D:-D
29. ravakamalala ( 24/10/2005 20:19)
an3 enao mitady tsy menatra ny hamadika palitao!! efa politisiana ndray an!
30. Herimiafina ( 24/10/2005 20:20)
Non, fa tsy ananontany anah njy hoe fa maninona no pelaka ny akamako de lesb? Fa sa ve pas dir hoe zah anie tia an'izany e. Njy zao no hitako metimety amiko. hehehe:P
31. Veloo ( 24/10/2005 20:29)
:-D:-D
32. ravakamalala ( 24/10/2005 20:37)
ianao koa mety maiko dia ahoana ny hevitra?:roll:
33. Herimiafina ( 24/10/2005 20:51)
De asio bizy kely ary alou hisantarana azy, hehehe:-D
34. Veloo ( 24/10/2005 21:19)
ravaka a
:-D:-D:-D:-D
35. Herimiafina ( 24/10/2005 21:21)
Ahoana izay ry Veloo?
36. cutie ( 25/10/2005 00:03)
ny lhl pd alou mahafinaritra daholo fa ny vhv no tsy haiko
37. Herimiafina ( 25/10/2005 00:30)
Fa maninona no mahafinaritra ry cutie?:-D
38. cutie ( 25/10/2005 02:27)
tsara fanahy koa, ze haiko io a
39. LazaRandri ( 25/10/2005 02:28)
hery:

Raha toa ka misy namanao tena namanao na ao amin'ny fianakavianao (rahalahy na anadahy na anabavy na rahavavy) na koa ny zanakao miteny aminao tampoka indray andro hoe "homo aho" dia inona no ho réaction-nao?


Hery,
Raha toa ka misy namanao tena namanao na ao amin'ny fianakavianao (rahalahy na anadahy na anabavy na rahavavy) na koa ny zanakao miteny aminao tampoka indray andro hoe "marary saina aho", na koa hoe "mpamosavy aho" dia inona no ho réaction-nao?

40. Herimiafina ( 25/10/2005 02:32)
cutie:

tsara fanahy koa, ze haiko io a


Tsara fanahy izy satria tsy tara aminao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2922