Ary raha homo ?

41. cutie ( 25/10/2005 02:33)
fa ny ratsy fanahy no tara amiko zany ????:-D
42. Herimiafina ( 25/10/2005 02:36)
Non sa depend. Misy karazan'olona rehefa tara de misy manao ny contraire ny tokony hataony, mody tsy tia, de mi-éviter de manao masiaka be kou.

Ny pelaka nefa tsy tara aminao de mandray anao toy ny akama bonne.(l)
43. cutie ( 25/10/2005 02:47)
hay :-D
44. Herimiafina ( 25/10/2005 02:48)
Akama bonne angaha i toi ry cutie?8)
45. cutie ( 25/10/2005 03:14)
efa voalazanao io , koa manontany ndray :roll:
46. Herimiafina ( 25/10/2005 03:18)
Aiza zany ry cutie, avereno kely hoe mba hankafizako le fanenony. lol(l)
47. cutie ( 25/10/2005 03:24)
teny gasy tsy miverina indroa :-D
48. Herimiafina ( 25/10/2005 03:29)
Ataovy teny frantsay ary de avereno fona ho henoko soa, hehehehe:-D:-D
49. cutie ( 25/10/2005 03:44)
za tsy mahay teny frantsay :-D
50. Herimiafina ( 25/10/2005 04:30)
Ataovy ze teny tinao aza de avereno foan mba ho henoko soa, hehehehe:-D:-D
51. cutie ( 25/10/2005 04:34)
teny gasy ihany no tiko , de nefa io tsy miverin-droa:-D
52. Herimiafina ( 25/10/2005 04:36)
Nefa efa hitako tampoka le izy, hehehehe:-D
53. cutie ( 25/10/2005 04:41)
sady toa efa niverina iany kou anie izy zany e :-D
54. Herimiafina ( 25/10/2005 04:44)
Inn njay no niverina ry cutie kely?:D
55. cutie ( 25/10/2005 04:46)
le teny gasy ka :-D
56. Herimiafina ( 25/10/2005 05:06)
Njy ty tena sipa mpananihany otsanah mahintsiny. hehehehe:-D:-D:-D:-D
57. pika ( 25/10/2005 05:14)
raha mahita ankizy milalao afo tsy maintsy miteny mba tsy hisian'ny hoe raha mba niteny moa aho mety tsy hihafara @zao izy
anjarany na hanaiky na tsia fa mba afaka adidy aloha
izany hoe tsy misy manaiky mora2 foana no tiako lazaina ry mandrindra rehefa afanenina bon anazy izany
58. Herimiafina ( 25/10/2005 05:44)
Le resaka zany tsy maintsy atao foana e.
Zah zao mahalala bandy mipipi mipetraka i nedala de manao akanjobehivavy tamzay mbola kely, de miara-mialalao saribakoly amin'i nedala zah de miaraka manao tsikonokonona de ileiry hono no mamako tamin'izay.

De lasapelaka nedala taty afara de natao ny rasaka matotsa tamin'i maman sy papa de bedy tsy mahazo mivoaka ny trano tsony.

De namono tena de maty, de nampanaelo be.
De vaky be le lohako hoe fa nahoana ary de izay le tokony resahantsika ato kou hoe fa maninona sy nahoana ary no de lasa tany amin'izay le izy e?
59. pika ( 25/10/2005 06:02)
ireny koa indraindray anie misy fahadisoan'ny fianakaviana na ny fiarahamonina e
za izao nahita olona tsy mba niteraka vavy nefa naniry izany fatrtra dia t@ mbola kely dia ampanaoviny lokomena sns farany lasa sarimbavy
tsy notezaina t@ ireny fikambanan lhl ireny oh hoe tily sns na nampanaovina sport sns
60. dadabe ( 25/10/2005 06:20)
:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2314