Ianareo Protestants.

81. dadabe ( 13/05/2005 03:43)
:cry: :cry: :cry:
82. ari.malala ( 13/05/2005 10:53)
Mifenty:



fa raha tsy nanohitra ny fivavahana jiosy izy dia tsy kristianina aho kle.

Foana atram toriteninndry paoly kle.





Fa angaha t@ fivavahan'ny jiosy nisy Jesoa? tsy azoko! :roll: inona no tokony hahafoana ny toritenin'dry Paoly @ le resaka? Tsy nanohitra bêtement nge Izy ê! fa nanitsy aza no marimarina kokoa, satria tsy mey tokoa anie raha ianao miteny hoe any ankavanana ny lalana nefa ianao miankavia, dia izy no nahitsiny satria izay no nataon'ny mpanora-dalàna sy ny farisiainina.

83. Mifenty ( 13/05/2005 11:29)


d'acc aho ry ari malala a.

raha nanitsy izy. Ny dikany dia nisy noheveriny fa tsy mety (na tsy mifanaraka am tokony ho izy);


Ohatr'izay ihany ny nataon'ny katolika romana, ny propestant sy ny sisa.

Noheverin'ireo oul tam zany fa misy tokony hahitsy ny tao am fiangonana katolika (ilay universelle io fa tsy Kato romana kory) dia nanome izay noheveriny fa mety izy.

oatra talou de manambady na ny eveka na ny damopra sns.
hoy ny katolika romana oe tsy mety zany, de nanjary tsy manambady ny pretra sy ny eveka am zao fotoana?

hoy ny protestant hoe tsy ilainay ny misy mpanelanelana sy ny sisa dia tsy noraharahiany ary nesoriny ny resaka konfesy rehetra.

Otr'izay le tohitra tiako tenenina.


>>vegas tompo iza klou le ivavahan'la io eh. Ngôdy diso adiresy kle.
84. kinaoly ( 13/05/2005 12:35)
za aloha tsy mahay baiboly, fa ny mba haiko de we raha ho adika sy ho raisina araky ny fijerin'ny tsirairay io de ho sahirana eto aby tsika, na katolika na protesta sa advanatista na inn na inn,
samy hanana ny marina doly tsinn kou
de toy zay koa ny finoana, matoa enao nifidy hanaraka finoana ray nohon'ny hafa de heverinao fa marina zany io fa zany akory tsy midika we ratsy ny an'ny hafa, samy olom-belona doly no nametraka ny dogmes an'ireo ka samy azo tsikeraina fa ny essentiel de we, raha tsy diso aho aloha, de Andriamanitra ray any ni ivavahan'ny rehetra
85. yonikafopl ( 13/05/2005 19:24)
zay !
86. Mifenty ( 13/05/2005 20:30)


zay mitsy ry kinaoly.

87. pitchou ( 13/05/2005 21:31)
kay! tsy voavakiko intsony daholo ny resaka rehetra hatr@ ny nidirako farany!
fa nisy valiny resaka statues sendra tazako: fomba fijery samy manana ny azy io! fa ny ahy d izay! ary ny ankasitrahako aza d ilay mivavaka mitokana mangingina iny satria resaka mivantana le izy entra ahy sy ilay ivavahako!
ny protestanta dia misy karazany maro araka izay nahatonga azy niala teo @ fiangonana niandohany (na io katolika io az

nisy resaka didy folo koa: ilay didy folo amiko dia tsy contexte tao @ kristiana fa talohan'ny kristiana!
88. pitchou ( 13/05/2005 21:54)
nisy tapaka tery aloha: na io fiangonana katolika @zao fotoana io koa aza d protest raha niala t@ ilay fiangonana nipoirany

mety misy protestanta mampiasa statues, fa ny fiangonana "iangonako" (au sens large io otran'ny hoe katolika romana, advantista sns) dia tsy mampiasa izany!

ari malala (angamba raha tsy diso aho)> maro ny fomba azo entina mitory, samy manao izay mahafinaritra azy ny RAD raha hananatra fa mandaitra amiko kokoa ny fitoriana @ fitiavana fa tsy fampitahorana! dia sahala @ le ankizy mianatra hoe mahazo loka ianao raha mianatra tsara (fa tsy hoe ho voasazy ianao raha tsy mianatra tsara!!!! asa raha azon'i ari malala ny nuance apetrako? ny iray positif ny iray negatif na dia heverina ho iray ihany aza ny tanjona) - balise hoy i ari malala, fa ny ahy tsy ny fefy no repère-ko fa ny tanjona (fomba fijery samihafa izany hoe manao an'ity sao dia sanatria ...., sy ny hoe manao an'ity mba hahatratra an'iry ...), satria ny ahy safidy malalaka fa tsy misy fanosehana an-kolaka! ka izay no mahatonga ahy hoe hafa ilay mitory famonjena mety ho azo raha mivavaka, hafa ilay mampirangaranga afobe (na fandiovana io na inona!!!) raha tsy mivavaka!

marozevo> izaho no nanazava ny identité! diso fandray kely angamba enao @ le we miavaka @ tsy kristiana satria identité kristiana! asa raha azonao ny mahasamihafa ny hoe tsy kristiana (ohatra silamo) sy kristiana (ohatra katolika na protestanta na loterana)! tsy manohatra ny finoako @ finoana silamo aho eto satria ny identité mihitsy no samihafa! fa efa nazavaiko io (azonao iverenana vakiana) hoe naninona no protestanta no safidiko fa tsy katolika na pentekotista na sahala @izany (fivavahana samy kristiana ireo)!
89. sangojy ( 14/05/2005 10:29)
Oufff
Misy any amintsika le hoe FFKM, ekiomenisma, anisan\'ny lasa lavitra io momba ny firaisam-pinoana Kristiana eran-tany, satria ataoko fa mirona kokoa @\'ilay FIRAISAM-PINOANA eo amin\'ny \"fiaraha-miaina\" sy \"fifaneraserana\" mivantana am samy mpiara-belona eo anivon\'ny fiainana andavanandro, mivady @soatovina FIHAVANANA malagasy. HAfa le Firaisam-pinoana manao katro-doha amin\'ny resaka Telojika (Contenus de Foi, Doctrines, Bible)
Raha izaho manokana de ilay no tsara itondrana ty resaka ty, fa raha hitsikera \"fotom-pampianaram-pinoana\" (Traditions, doctrine, dogme) sy votoatim-pivavahana (Sakramenta, cultes, liturgies...) ary momba ny Soratra Masina (Baiboly) eto an...aleo aloha mahalala ny tantaran\'ny Finoana Kristianina amin\'ny antsipirihany sy fivoarany -(Jesoa tena Jody, nanorina sa tsia ny Kristianisma ///fitaran\'ny Fiangonana tany Mediteranea [Paoly, sy ny apostoly hafa nitory an\'i Kristy (iza, avy aiza, naninona (Christologie), miampy fivoarana doktrinaly sy litorjika ary moraly] ///ny fisarahana voalohany Tantsinana-tandrefana III-IVè s /// fitarana eran\'i Eoropa sy Afrika avaratra hatraty amin\'ny fisarahana lehibe XVIès.../// ny \"evolutions théologiques, litugiques et morales Chrètiennes\" arak\'ireo vanim-potoana ireo...///mbola azo ampiana bdb ny rubrique)- izay isika vao manana bagages iadian-kevitra ara-teolojia.
Ireny manko no nandrafitra ny votoatim-pinoana sy ny fomba fivavaka ary ny fitsipika moraly mandrafitra ny maha-Kristianina, nanamasaka ny finoana ka niteraka toe-tsaina sy toe-piainana arakaraka ny toe-javamisy niainan\'ny olona. Miorina amin\'ny TANTARA foana ange ilay Finoana Kristiana eh.
Isika ireto izao tokony mba manohy mandalina sy mikaroka raha TENA HITONDRA ZAVATRA MASAKA ETO, fa raha tsy izay de hitohy hatrany le fifampitsikerana sy fifanaratsiana, nefa mba samy miseho milay hoe Kristiana isika. Farany de HISANGOJY (misavoritaka, mivaralila)eo daholo hatramin\'ny finoana kely ao amintsika ao. kozy eh!!!
Tsy manampim-bava an\'izaniza aho fa fomba fijery iray anatin\'ny maro ihany, satria toa ho lasa le finoana no mampisaraka am le maha-malagasy raha izao fandehany eto izao, tsy vao izao io fa efa depuis. Ny adihevitra ange natao hampiray eh, \"ny isavorovoroan-kilantoana\" hoy ny HENDRINTSIKA, fa hilanto ho aiza ary zao tsika ty? tandremo tsy hifampisangojy
Mazotoa de misaotra mamaky eh :lol: :-* :-o
90. dadabe ( 14/05/2005 16:50)
elah mampisangojy de zao zahay lasa misangojy le :{ :{
91. Mifenty ( 15/05/2005 08:23)


marina nen'i sangojy fa na lery aza misangojy am le resaka kou.

:roll:
92. dadabe ( 15/05/2005 10:35)
hhmmm de ahona lety zany ?


:^) :^)
93. sonwin ( 15/05/2005 11:17)
94. Mifenty ( 15/05/2005 14:20)


ka lery aza lesy misangojy kou tsy aleo v zany hisangojy eo kle.

95. sonwin ( 15/05/2005 14:32)
96. yonikafopl ( 15/05/2005 21:08)
dadabe sy mifenty hihihihhihih
97. Mifenty ( 16/05/2005 09:08)


ka marina né zany Madame radada eh.

lery aza misangojy kou tsy avela v izy hisangojy any le.

d inn vavao ao am tranovato ao ary eh.

98. yonikafopl ( 16/05/2005 12:16)
okanareo kosa sangojy e!! :roll:
99. dadabe ( 16/05/2005 16:04)
lery kosa mampisangojy e,filozofika be lotra ,ohatrany hoe fanazavana damopra zany le :@ :@
100. yonikafopl ( 16/05/2005 20:45)
dadabe oadray le, hihihhi , kou raha tsy hoe mahay manazava noho lah izy de ho damopra otranlah kleeeee,
tssssss mba hajao ilay olona kosa rehefa mbola tsy nanompa anareo e!

iza no misangojy eo e! manazava izy , fa nareo manazava, misy olona miteny anareo anzany ve tssssss

avelao le oll haneho ny heviny.

Misaotra. :) :}
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2108