Ianareo Protestants.

101. dadabe ( 17/05/2005 06:35)
:-w:wink::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:snif snif snif :cry::cry::cry:
zah ve lesy bedy le :cry:
102. yonikafopl ( 17/05/2005 09:01)
mangina malala a:-*:-*:-*:-*
mba miteny anlah fotsiny za we hajao ny hafa fa tsy mibedy akory:wink:
103. Mifenty ( 17/05/2005 09:35)

sady bedy virtoaly lery no tsy mahazo fandriana virtoaly kle.

soa iany fa efa mafana ny andro kle.


104. marozevo ( 17/05/2005 23:28)
Vegas > Marina tokoa fa mampalahelo ny toe-tsaina mifanaratsy. Nefa tsy fifanaratsiana no eto, sanatria, na dia ahitana sombiny kely ihany aza, fa fifanakalozan-kevitra. Raha toa moa ka tena tsy zakan'ny saina sy ny finoanao ilay izy, dia miala tsiny indrindra ny mpanokatra ity sujet ity, ary indrindra miandry izay tolo-kevitra avy aminao mba hahatsara ny fifanakalozan-kevitra.
105. sonwin ( 18/05/2005 10:41)
Tenim-pahendrena zany an=D=D
106. Mifenty ( 18/05/2005 12:52)


tonga saina iany ny mpanokatra ity sizé ty le.

nefa raha afa sy natao amimm-pahendrana ny nanombohana azy dia mety ho lasa lavitra iany le ady hevitra.

Indrisy mantsy....
107. ari.malala ( 18/05/2005 13:31)
mamaly faty ve i Mifenty zany ê! :roll:
108. welie ( 18/05/2005 16:42)
Aza dia mifanasa vangy virtoaly eto kosa moa nareo e! :-(

Dia zao vao voavakiko hatramin\'ny farany ito sizé ito.

Dia hanisy andalana kely koa zany zà alou... :-P Dia aleo tonga dia ny \"mikasika ahy manokana\" no lazaiko satria raha ny mampiavaka ny Protestants sy ny Katolika dia toa efa voalaza ihany...

Ny maha-Protestante ahy aloha dia tsy afenina fa ny ao @ fianakaviako rehetra (na côté paternel na côté maternel) dia samy Protestants avokoa... (N-B: Dadabe-ko nanoratra hira maro ao @ Fihirana FJKM ary koa anisan\'ny nanorina ny Fiangonana FJKM izay fandehanako eto Madà...fa tsy asiana comment be trop io! :-P )
Tsy midika akory izany fa hoe tsy nahita ny fomba fivavahana (ritoaly mou zany fa toa mi-sonner diso be le hoe fomba) any @ Katolika zà ka dia ny eo ihany no aiko... (mba namaky ny forum teto ary mba nianatra kely manko de mba mahaihay e :-P !)

Amin\'izao fotona izao dia tena IZAHO manokana no nifidy sy naniry ny hitàna ny maha-Protestante ahy. Antony iray tena lehibe amiko dia ilay finoako fa entre ny olombelona sy Andriamanitra dia tsy misy manelanelana (au fait, efa hitako le ary @ sujet hafa ary raha io fanazavana io ;-) ).
Ny manaraka dia ilay resaka \"sary vongana\" nisy nanipy tetsy ambony... Franchement dia zà tena nihevitra be taloha hoe tena mba fivavahana @ sary vongana kosa le izy e! Ny aminay Prot. dia tsy misy ny adoration (aiko fa lasa un peu trop loin lé terme fa tsy mahita zà :-( ) amin\'ireo olo-masina ary koa tsy manao ilay hoe i Saint-X dia ho an\'ny Olona andé voyazy ohatra etc... (tsy aiko aby le izy).

sonwin...> Raha io hoe feno sary vongana ny Fiangonana any Allemagne io dia tena marina... SAINGY ny maha samy hafa azy dia ny mpivavaka TSY misy mandeha mandohalika sy mangataka tsy aiko sy mivavaka na mametaka labouzia eo anoloan\'ilay sary vongana... Tsy mandà zà hoe misy na fametrahana labouzia fa tsy hoe hangataka fitahiana (na tsy aiko?) eo @ ilay sary akory...

Zay klou fa lava be dia aleo najy @ manaraka...

Dia hiangaviako aza dia mifandramatra virtoaly eto wa fa tsssss...... sao tsy hitohy le resaka fa ho lasa ring le eto manko... Hihihihihi :-P







109. welie ( 18/05/2005 16:44)
Dia ny fiheveran'ny Katolika anay aloha dia tsy aiko indray... sauf hoe hozy ilay namako izay hoe "Ny tori-teny any aminareo Protestants lava be foana"... hihihihihi......
110. isambilokely ( 18/05/2005 17:31)
Ka ilay titre entinareo protesta kosa anie de efa tsy izy e. Naninona ohatra raha mba nifidy anarana hafa fa tsy heo protestant ohatra. lol, vomaika nareo cible be hoe tena mpanohitra ny fiangonana nisy.

Ny zava-nisy anie dia zao e, ny catho dia tsy mbola be resaka tamin'izay niala taminy fa ireo niala taminy no mahita izao sy zao.

Ka nareo protestant mihintsy no tsy mahafantatra hoe iza ianareo ireo dia ny manodidina anareo no soketainareo fa izao sy izao, en particulier ny catho.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiii
www.amontana.com
111. dadabe ( 18/05/2005 18:34)
ny tsy mety no teherina ,ary zay no nahatonga ny hafa hiala ,fa ny ao anatiny tsy misy toherina noho izany tsy mpanohitra
112. ari.malala ( 19/05/2005 14:08)
manohitra fa tsy manaratsy betement satria mba nahita soa ihany tao. ;)
113. welie ( 19/05/2005 17:14)
Marozevo> Dia tena mapalaelo be io hoe l\'identité des Protestants= ne pas être Catholique io... :/
114. fijo ( 19/05/2005 22:22)
dia tena misy ve nefa ny etre catholique e
115. maditra ( 20/05/2005 04:02)
wellie> au moins mba fantatrao fa tsy izay sary vongana rehetra hitan'ny masontsika io dia lazaina fa hivavahana doly. Sa rehefa any amin'ny fiangonana Protestanta ny sary vongana dia tsy ivavahana fa rehefa any amin'ny Katolika izy dia definitivement hoe hivavahana ny dikany? Anjaranao ny mieritreritra.
-Identite des Protestants: C'est n'etre pas Catholique. Tsy haiko na manafintohina izany na tsia fa izay angamba ilay hoe: marina mandoro. Miala tsiny raha misy tohina amin'izany.
fijo> oadray!!!!!! Manana identite ny Katolika. Fa saingy tsy fantatr'izao tontolo izao izany identite izany satria tsy avy amin'izao tontolo izao ny fanjakan'ilay Mpanjakanay. lol, mananihany zah ho anareo rehetra ho tohina eo indray an.
116. fijo ( 20/05/2005 04:58)
asa aloha fa za tsy mahay e
117. isambilokely ( 20/05/2005 05:24)
Ari.malala>
Mana marina nenao hoe tsy manohitra bêtement ka ny tsy manana identité anie no manohitra bêtement e. Ny tsy misy fondement fa te hanao ilay hoe zarazarao hanjakana fotsiny fa mba te ho Pape sy te hitondra fiangonana.

Raha hendry ry zareo dia ny azy no asoaviny fa laozan\'izy reo manaratsy ny Katolika izay tsy hiharatsy naoviana na oviana fa vao maika mibaliaka ny vizibilieny.

Ka izay izy manohitra izay indrindra no tsy mahamisy fanahy masina miaraka aminy fa karazan-devoly aby aby zao anmgabany dia mifatratra ho mpanohitra aby.

Sady i Jesoa Kristy anie hono Katolika e fa naka tahaka ireo sasany e lol mananihany koa ny tenanay eo fa sao dia misy midonaka eo njay !

Le-Mbilo iraika ihany ity
:lol: youpiiiiiiiiii
spoopy01.skyblog.com
www.amontana.com
118. booboo ( 20/05/2005 06:37)
Mba zarao ara oe inn no identitén\'ny catholiques rômana ? tsy oe koa ve oe c\'est n\'être pas catholique orthodoxe ? Ataoko fa samy ho avy aby ny catho.rômana hiteny oe tsy izany fa manana ny identité anay zahay ary tsy io velively. Dé ôtra zay ihany koa ny an\'ny protestanta.
Tsy azoko mitsy oe maninn no misy borné(s)tsy mahita hafa-tsy ny dikan\'ilay voambolana no hany hanazavany ny hoe \"protestanta\". Rehefa tsy mahay dé aza manimbazimba ôtra zany ny maha-protestanta ny protestanta. Fanimbazimbana satria mampitaha @ heviny ratsy (qui ne sont pas avec nous sont contre nous)ireo karazam-pinoana 2 ireo (catho/protes.)
Any @ sakramenta zao dé efa tsy itovizana (identité zay), ny dikan\'ny mofo sy divay défa tsy itovizana (identité koa zay), ny rafitra ao @ fg, tsy itovizana (identité koa zay), ny fombafomba tsy itovizana (identité koa zay)etc fa ny fotony dia iray ihany : Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina. Mbola hadino koa ny endriky ny ao am-pg défa tsy mitovy (identité koa zay): ny an\'i orthodoxe tsy mitovy @ protestanta no tsy mitovy @ catholique ihany koa; ny lakroa koa défa identité zay sady samy manana ny dikany.
Tena maivana ary tsy miteny mihitsy raha mbola zao \" c\'est n\'être pas catholique\" zao no amaritana ny atao oe protestanta. na ny samy catho (rômana sy orthodoxe) ara misy raha maro tsy itovian-dreo hevitra nefa samy catho.
119. booboo ( 20/05/2005 06:44)
isambilokely>ataoko fa tsy vokatry ny Fanahy Masina io fisehoana tompo teny fantatra io fa devoly aby aby ny protestanta. Ary soa ihany fa tsy ôtra anao aby ny catholiques. Na mananihany enao na tsia, tsy raharahako fa ny fantako fotsiny dé manao fanahy iniana hanafintohina ny ankamaroan'ny raha soratanao.
120. ari.malala ( 20/05/2005 06:54)
booboo, mivavaha aky ho azy fa efa fombany raha ohatr\'io â! Miombon-kevitra tanteraka @ booboo koa za @ le resaka identité, tsy hoe reheha tsy catholique dia protestants daolo na refa protestants dia tsy catholique. Ny tsy azoko hoy aho, ary mbola averiko ihany ilay fanontaniana dia hoe inona no notoherin\'ny protestants ka naha protestants azy ireo (hatrany am-boalohany mihintsy)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2064