Ianareo Protestants.

161. Mifenty ( 27/05/2005 13:03)


ndraindray tsy araka tsony le resaka ato le.

Misy mpakany am fiangonana katolika, protestant, protestant isan-karazany, tampikri, advantistkri, mpiamikri snsns.

de zao ndray otrany misy avao am église de jesus christ des saints des derniers jours ndray le.

Le discours io teneniko io a.

>>maditra, fangà efa manana fitaovana famantarana ny QI ho an'ny gasy isika ???
162. maditra ( 27/05/2005 13:40)
mifenty> Azo ampiasaina kaloungany ny an'ny vazah ireny, sady fomba firesaka io QI fa tsy hoe te hamantatra ny valin'ny teste nataon'olona tany tsy akory zah.
163. welie ( 27/05/2005 14:53)
zay njay zà vao tonga de sady mamaky fa kay efa lasa bdb sahady indray ny hafatra ato... :-)

sonwin> Efa novakiako tsara less le izy frera kou!

sorom> Dia tena bizz klou ela an! Dia tongasoa ato @ ekipa aloha elà zany kou! :-P

164. pitchou ( 27/05/2005 20:24)
nalana aloha izany ny napetrako tato fa nisy tsy faly dia tsy maninona na tsy nisy fanazavana aza ka!
dia tena nanelingelina tokoa ve? sa tsy zaka fotsiny?
165. dadabe ( 27/05/2005 20:32)
:?::?::?::?::?::?:misy voiria hatraty @finonna ve ?????:-w:-w
166. booboo ( 27/05/2005 21:57)
Maditra>inn no idiran\'ny QI n\'oul @ ity adi-hevitra ity kay ?
Ary ny antony tsy mampety ny raha lazainao io dia ahodinao eo @ katolika ny raha aby = ivon\'izao rehetra zao eo @ finoana (kristiana). Tsy mety izany satria ny fototr\'ireo finoana ireo dia ny Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina. Samy mino an\'ireo sa tsy izany ? Raha ny maha protestanta = tsy katolika dia aiza io raha iraisantsika io ? Hitanao fa tena maivana raha io hevitrao io no hamaritanao ny maha protestanta ny protestanta.

dadabe>hum-hum mitsy!!!!!
167. maditra ( 28/05/2005 05:28)
Booboo> betsaka be aloha ny zavatra idiran'ny QI amin'ny ady hevitra fa tsy te hiditra lalina amin'izany aho.
Dia mbola ilay identite indray. Misy tadin-dokanga tsy mifandray angamba. Izah, raha manaiky tsara io famaritana io dia tsy miainga firy amin'ny fifandraisan'ny Fiangonana Protestanta amin'ny Trinite Masina (Belief), fa ny identite-n'izany Protestanta izany logiquement (reality) raha mba referance-na amin'ny Katolika. Tsarovy fa Katolika zah. Raha miresaka momba ny Katolika ny Protestanta ato dia ireto avy no zavatra mateti-piseho: "maninona ny mompera tsy manambady nefa ny Pasitera manambady?" ; "Tsy azoazoko ny Katolika satria feno sarisary tsy toa ny Protestanta"; "Ny anay tsy miantefa amin'olona (na zavatra hafa fa tonga dia directre amin'Atra".
Ny tiako tsindrina izany dia izao. Enareo tia manao reference be mihitsy amin'ny fiangonanareo refa Katolika no resahina. Noho izany, inona no hanakana anay hanao referance amin'ny Katolika raha Protestanta no resahina?
168. booboo ( 28/05/2005 07:09)
:roll:...tapitra zany fa tsy mitondra mankaiza ity lohahevitra ity. Tsy miditra mihitsy aho vô resaka règlement de compte no atao. mazotoa zé mbola hanohy.
169. maditra ( 28/05/2005 16:24)
:roll:, dia izay:!:
170. dadabe ( 28/05/2005 17:46)
:roll::roll:
171. Mifenty ( 31/05/2005 12:42)

manina na'ity adihevitra ity de mampakatra e

172. marozevo ( 01/06/2005 00:21)
booboo > tsy anjaranao ny manajanona ny ady hevitra fa rehefa tsy manan-kolazaina dia aza miditra dia vita. Tsy ny loha hevitra no tsy mitondra mamnkaiza fa ianao no tsy mety ho entiny ....

Mifenty > tsy azoko io lazainao farany io.

NB : Momba ny famaranana fifanakalozan-kevitra iray. Iza tokoa no tokony hanakatona azy ? Ny Mpikarakara ny site sa ny mpanokatra ny loha hevitra ? Fanontaniana miantefa amin'ny mpikarakara io fa tsy ho an'i booboo.
173. xxx ( 01/07/2005 14:27)
o ry reto a. Raha ny hevitro manokana dia izany kristianina izany tsy tokony hi-aborder sujet mitondra amin'ny fifandirana. Hitanao ry marozevo fa ni-provoquer olona maro ny sujet-nao... ka manontany tena aho hoe izay ve ilay nandrasanao? Afa-po va ianao raha nisy tafintohina tamin'ireo protestants?

raha nahatsapa ianao fa nananfitohina anao ny nataon'izy ireo tany amin'ny forum sasany fa mitsikera fahatany be fotsiny dia tokony resenao amin'ny soa ny ratsy fa tsy miara mivarina manao ratsy koa. Sa ahoana hoy ianao?

Amiko izany dia anisan'ny fondement maha-kristianina na katolika enao na protestant na anglikanina na inona. Ho ahy manokana, izay hita fa tsara amin'ny finoana ankoatry ny ahy dia raisiko fa tsy dia hoe borné dia zay. Ahoana aza no ivelaran'ny Fanahy ... izay maha-samihafa antsika amin'ny biby?
174. marozevo ( 16/08/2005 16:00)
xxx -
Saiky hamaly aho, nefa olona miafina ao ambadiky ny xxx ve dia mendrika ho valiana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2183