Ianareo Protestants.

141. maditra ( 24/05/2005 15:24)
:roll: :roll: :!:
142. dadabe ( 24/05/2005 17:37)
hoy i arimalala
Raha misy ny mampitahotra @ izao fotoana izao dia ny ao @ Apokalipsy, (miala tsiny be dia be raha tonga dia manonona) satria izy ireo dia sahy milaza sy manizingizina fa 1444 (raha tsy diso aho) ihany no ho tafiditra any an-danitra

tsy 1444 fa 144 000 ary tsy zareo ao no milaza an'io fa voasoratra ao @boky apokalypsy io .Tsy lazaiko ny toko sy andininy fa nomen'Andriamanitra saina izaho sy ianao de afaka ny mamakafaka tsara izay voalaza ao ,fa tsy hitompo teny fantatra na hanaiky be fahatany.
143. sonwin ( 24/05/2005 18:17)
8O..dia avy eo nisy vahoaka maro be avy amin'ny firenana rehetra sy ny etc...sa:roll:
144. marozevo ( 24/05/2005 23:33)
Sady nampian'i Jesoa hoe "Rehefa vita ny fitoerana ataoko ho anareo, dia hiverina indray aho haka anareo, ka izay misy ahy no hisy anareo koa". Jn 14
145. Mifenty ( 25/05/2005 13:37)


sy le oe 7 taona zao sy zao sy fito taona zao sy zao.

146. ari.malala ( 25/05/2005 13:50)
7 taona inona? tsy mazava ô!

dadabe> dia tena tsy misy afa tsy ireo tokoa ve no hotafiditra any an-danitra ê! asa moa!:roll:
147. Kintanakely ( 25/05/2005 14:54)
Nareo reo a! Indrindra enao Ra-Marozevo. Tery de tery mila hitovy am lavaky ny vody fanjaitra anie ny varavaran'ny lanitra e! Ka raha vao mivonto ny fo de sûr hoe tsy tafiditra any. Rangahy io zao efa eo am savilin'ny varavaran'ny lanitra no misangazotra, kely sisa de latsaka. Sao de tsy tafiditra eo ka tsy misy hilana ny maha-protestanta na katolika. Rah zah nareo de tsy mijanona ao "marozevo" ao fa mankany an-tampon'i Mandraka de am zay mba calme kokoa de tsy misy mifamaly. Mila manamaina miaraka am nay sy Ra dadabe am zay calme tsara.
148. isambilokely ( 25/05/2005 15:32)
Tena resaka tsssssssssss
izay ilay resaky ny noana sy ny mandany andro zay

Mbilo
:lol: youpiiiiiiii
amontana.org
149. booboo ( 25/05/2005 15:34)
maimbo troll ndray ato zany
150. maditra ( 25/05/2005 21:14)
:?:?
151. dadabe ( 26/05/2005 10:08)
hoy isambilo
Tena resaka tsssssssssss
izay ilay resaky ny noana sy ny mandany andro zay

Mbilo
youpiiiiiiii
amontana.org

aza miditra tsony aza raha leo ise e8)

kintanalakely>zah anie efa hiala maina e,zah mba te hiditra any andanitra kle
152. sorom ( 26/05/2005 12:42)
O ry Sakaizako a!
\"Rava ny fanjakana miady an-trano\" hoy Kristy. Ary dia mbola izay koa no nananaran\'i Paoly ny Korintiana satria niady ireto farany hoe ny izahay an\'i Paoly, na izahay an\'i Apolosy, na izahay an\'i Kefasy (I Kor 1:10-13). Tsotra: \"tsy misy intsony na Grika na tsy Grika, na andevo, na tsy andeo, na lahy na vavy, fa iray ihany isika rehetra ao amin\'i Kristy Jesosy.\"
Izao no andresen\'ny Silamo antsika Kristiana satria mahay mifandefitra isika: io ilay ataon\'ny teolojiana hoe \"tolerance\". Iza amin\'ireo olona itoriantsika no ho resy lahatra raha isika mpitory heveriny ho samy ao anatiny aza toy ny valala an-karony?... Matahotra aho ry namako sao dia ho takona i Kristy fa ny anaram-piangonana no hirantiranty...
:-o
153. sonwin ( 26/05/2005 12:50)
Miombo-kevitra aminao ry sakaiza:)
154. dadabe ( 26/05/2005 16:25)
zah koa ry sakaiza
155. Kintanakely ( 26/05/2005 16:32)
Dadabe> Miala môly loh nareo zany de mamonò tena haingana, de mangataha fitsarana. De lazao ah raha tafiditra any Dadabe de mbô tsy hamôly tsony koa ah. Zay ary fa soa fianatsa..
156. Kintanakely ( 26/05/2005 16:32)
Dadabe> Miala môly loh nareo zany de mamonò tena haingana, de mangataha fitsarana. De lazao ah raha tafiditra any Dadabe de mbô tsy hamôly tsony koa ah. Zay ary fa soa fianatsa..
157. pitchou ( 26/05/2005 20:05)
maditra> ka enao efa lazaina fa tsy ny tsy maha-katolika no maha-protestanta mbola be doika ihany! efa lazaina enao fa ny protestanta dia kristiana, noho izany raha miziriziry @ ze fandikanao ny atao hoe protestanta enao (izany hoe \"tsy katolika\" hoy enao!) dia par déduction mamaritra ny tenanao katolika ho tsy kristiana enao izany! équation farany tstra izany! izay no antony nanazavako tary ambony tary hoe ba zavatra hafa hamaritana fa tsy zaraina 2 izao tontolo izao hoe \"katolika\" sy \"tsy katolika\"! raha tena sarotra be io fanazavako io dia ity misy mbola tsotra kokoa: ny \"vaudou\", ny \"silamo\", ny \"animiste\" dia \"tsy katolika\" ary anefa ny \"protestanta\" sady tsy vaudouno tsy silamo no tsy katolika!
raha tena te-hiady hevitra ianao dia mba ady hevitra atao fa tsy fiampangana ny hafa ho te-hiady aman\'olona satria manitsy ny diso @ famaritana ataonao sy manazava ny heviny! asa tokoa moa izany izao izay hamaritana izay ataonao izay?
158. pitchou ( 26/05/2005 20:15)
(tohiny)
maditra> tandremo ihany lahy fa raha hanaraka ny famaritana ataonao dia ianao no toa handoto ny maha-kristiana ny havana katolika! satria ny protestanta dia kritsiana hiringiriny! mba farafaharatsiny ataovy hoe ho anao irery io!
159. maditra ( 26/05/2005 21:42)
pitchou> angamba enao no mody tsy mamaky tsara ny zavatra vakian\'olona dia mamalimaly fahatanitany. Efa hoe : rehefa fiangonana KRISTIANINA ka tsy Katolika dia Protestanta izay. Toa mazava be amiko izay, ary toa tsy dia misy idiran\'i religions hafa tsy KRISTIANINA izay.
Mba firy kay ny QI-ntsika izany le?
Fa maninona no mandoto? Enao no tsy mandray vilana ny zavatra tenenin\'olo dia zah ataonao ho mandoto ny Fiangonana Katolika?! haha, omehezako fotsiny.
160. marozevo ( 27/05/2005 00:01)
kintanakely > Le anarana tsy misy ifandraisany amin'i Marozevon'i Mandraka. Iray izay aloha.
faharoa : Noho ny maha tery ny varavaran'ny lanitra indrindra no ifanakalozan-kevitra eto, sy amin'ny loha hevitra rehetra momba ny finoana, mba hifanampiana. Eny ekeko fa henjakenjana ny fomba nanombohako ity loha hevitra iray ity. Tsy midika mihitsy izany fa mivonto fo aho, mbola tsy matahotra ny ho voan'ny tension aloha hatramin'izao. Mafy ve Rangahy ity (sa ramatoa azafady) hihoatra ny toriteny any am-piangonana ah. Fa raisina ho lesona fa tsy hoe inona akory.
Toa kintan-kely, mitsilopy azo izorana..
ao anaty haizim-pito...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4795