Ianareo Protestants.

21. yonikafopl ( 07/05/2005 11:54)
ahan!
22. ndrena ( 07/05/2005 13:44)
Raha misy fiangonana tena mijoro @ fahamarinana ka haratsian\'ny olona sy henjehiny dia tadidio fa Kristy no henjehiny fa tsy ilay fiangonana na ireo mpino ao aminy.Noho izany tokony handinika tsara ny tsirairay.
23. mishou ( 07/05/2005 21:30)
marozevo> tena gravy be ianao an, nanokatra "sujet" iray ianao ahafantaranao hoe firy no miditra ao ao anatin'ny adin'iray, tena izay ve no tanjonao sa ........ :{ :{ :{ :{

dadabe> hi hi hi hi, efa mitady teny sinoa aho io izao fa adalao ange za fa ataoko tafateny sinoa élà :-D :-D :-D :-D
24. rurik ( 07/05/2005 23:02)
mba resaka mahasoa hatao fa tsy resaka hifanakorotanana e!lahy moa ianao sa vavy sao dia lazain'ny olona fa ny vehivavy indray no .......
25. marozevo ( 07/05/2005 23:56)
Narilala > Ankasitrahako zato izan-jato ny toro hevitrao. Misaotra.
Yanikfaupla > Kay mahatsiaro maharary ihany ?... Tsy ny hanenjika sanatria no tanjoko, na hamantatra izay mandray anjara anatin'ny adiny iray, fa mba hahatsapantsika tokoa fa tsy tsara le manaratsy ny hafa. Aiza ve ka dia .... Raha nahafaty ity site ity dia efa be ny Katolika no maty : Voalohany amin'ireny ny Papa ( Na JP II na PBXVI), ny Masera sy Mompera moa dia ohatran'ny efa misy tandrony mihitsy anaovan'ny sasany azy. mandritra izany izy ireo dia mihevitra fa fotsy manjopiaka ary madio fisainana. Izay no tsy zakako, ka hoy aho hoe andeha "jauger-na" kely hoe hatraiza ny halalin'ny lasantsiny.
26. isambilokely ( 08/05/2005 01:59)
Mikônty foana ny quôte amin'ny fidirana any an-danitra e. Toy ny miditra miasa ihany io. Raha voa mpianatra teny Ankatso ohatra dia tsy mandray ny orinasa fa hoe sao dia mitarika girevy dia aleony mandray ISCAM na INSCAE am zay tsy misy manakorontana fa mizotra tsara ny fiainana any ankoatra.

Izaho dia tena Catho tanteraka ary betsaka ny manenjika fa vao maika manamafy ahy amin'ny finoako izay hahafahako manatevina azy aza.

Mbilo
:lol:
www.amontana.com
27. booboo ( 08/05/2005 08:24)
Miha NAZE sy MINABLE hatrany hatrany ny raha ato. Dé zay dé niditra ao @ jeux-ny mpanakiana koa ny sasany dé tsy ho tafavoaka ao intsony nefa hita zao fa tsy hitondra mankaiza fa tsy maintsy ho any @ fifankahalana no hihafaran'izay. Efa oe ouz i J. oe "aza mamaly ratsy ny ratsy fa valio soa dé hanambatra vain'afo eo an-dohany enao". Zany ny fika tsy hidirana @ io cercle vetaveta io raha tsy mahay. pfffffffffffff
28. dadabe ( 08/05/2005 09:55)
inona indray le cercle vetaveta ry booboo?
fa amiko aleo ajanona any ity sao manimba ny finamana :roll: de mbola hisy hanohy indray ve? ;-)
29. Mifenty ( 08/05/2005 09:58)


tafiditra ato am resa-pengonana ny fetafeta kle.

30. dadabe ( 08/05/2005 10:17)
:-D :-D :-D
31. sonwin ( 08/05/2005 10:42)
Ento milamina ihany ry zareo ity resaka Katolika sy Protestant ity fa tsy mitondra mankaiza an.Ny fampiasana itony dinika finoana itony amiko tokony ho sehatra iray hitorina ny evanjely hampahafantara ny namana hoe "izany ny kristinina"..ny ataonareo ato nefa toa mifanebaka sy miseho ho favy..sa izany no baiko nomen'i Kristy anareo? dia aiza ho aiza ilay hoe "Mifankatiava ianareo"..marina mafy tsy hihemotra ny tsy mbola mino amin'izao...ny ao anatiny aza mifanebaka..mandiniha ihany ry namana.Tsy aleo ve mifanaja e? dia tsy mifanakiana? dia tsy milaza "ny marina" araka ny heviny satria samy manana ny marina ananany.
Fangatahana fanazavana: ekena
Fanebahana, fitsikerana, filazana ny azy ho tena marina: tsy ekena
Kristianina: aoka haneho isika fa iray ao amin'ny kristy fa tsy isika samy isika indray no hifanohitra eto
Teboka.
32. dadabe ( 08/05/2005 10:46)
marina mihitsy zany frera a
33. maditra ( 08/05/2005 16:51)
Zah aloha Katolika e (tsy katoliaka fanoratra an'io ry mifenty), ary tsara ihany ny nanokafan'i Marozevo an'ity sujet ity satria ahatsapana zavatra. Tsy sanatria mitsara ny Protestanta tsy akory aho izao fa mba milaza ny zavatra hitako ataon'ireo namana tsy Katolika. Faly ery ry zalahy manita-dresaka raha vao Katolika no resahina, rehefa voavaly ny fanontaniana iray, miditra amin'iray hafa dia rehefa tsy misy hotenenina, mamorona sujet vaovao. Tsy misy miteny ry zalahy hoe, ajanony ity resaka Katolika ity, fa misy efa tampina ny daomy vao mody hendry. baba!
Kanefa raha vao misy sujet kely momba Protestanta, dia lazaina fa manimba finamanana e, fanenjehana e, sujet ratsy fipetraka e.
O ry zalahy sy zavavy isany havana (ao @ Tompo), izay zavatra tsy tianareo atao aminareo aoka tsy ataonareo amin'ny hafa. Tsy hoe mamaly ny ratsy ny ratsy akory izahay, fa heverinay fa tianareo ny anaovanay ny ataonareo aminay.
Marozevo> mankasitraka.
Maditra
34. iartistika ( 08/05/2005 17:31)
:-w
35. maditra ( 08/05/2005 17:39)
Milalao piano mba handrotsirotsiana ve izany "artist" izany sa efa tsy misy apoaka sahady! 8)
36. iartistika ( 08/05/2005 21:01)
mijerin'ny ditran'ny olona eh!!!
37. yonikafopl ( 08/05/2005 23:52)
marozevo, yonikafopl kalpou fa ysu yanikfaupla eh, nahatsiaro maharary ahoana fa tsy azoko ny tianao lazaina,

hoy maditra we : Tsy sanatria mitsara ny Protestanta tsy akory aho izao fa mba milaza ny zavatra hitako ataon\'ireo namana tsy Katolika. ....
ka zay le izy zay ry maditra ah, tsy sanatria akory mitsara ny katolika na ny protestanta raha milaza ny zavatra hita, na eto io na aiza na aiza.
ary aza mieritreritra hoe mamaly ny ratsy fa tena ilaina mihintsy ny filazana ny marina ka, ny filazana ny marina tsy ratsy, fa samy mahazo milaza ny marina hitany ny tsirairay.
38. marozevo ( 09/05/2005 00:23)
Yanikfopl : Dispiace tamin'ilay anarana diso tsipelina. Ny ilazako hoe mahatsiaro maharary dia izao : Grave be ianao sy ny namana sasany, ry mifenty ohatra, raha hitsikera ny katolika, dia mba nosokafako kely hoe ianareo Protestant, dia avy dia hoy ianao hoe hafahafa fisainana aho. Tazako tamin'io fa naharary anao ny teniko satria tsy zakanao. Dia ahoana ireny ataonareo amin'ny Katolika ireny ?
Raha tsy izany anefa ny hevitrao tary ambony tary, (raha tsy diso aho dia 07.o5 2005 io), dia ialana tsiny fa diso fiantefa ny torako.
39. yonikafopl ( 09/05/2005 01:03)
marozevo, tsy hoe naharary aho akory raha nilaza io hoe hafahafa fisainana io ianao, fa teo amin\'ilay hoe: Ao anatin\'ny adiny iray dia telo sahady no mamaly : C\'est bien.
Ity ary hevitra iray :
L\'identité des Protestants : N\'etre pas Catholiques.

ny filazana ny zava misy , raha tena misy marina hitan\'ny be sy ny bobaka, fa fanehoana hevitra momba ny protestanta tsy maharay ahy mihintsy ( izaho manokana io) ary mbola haveriko fa tsy manana saina ny hitsikera koa ny tenako fa milaza ny marina( ny zava misy hitako manko e) sy mba manontany ny zavatra tsy haiko ihany koa, diso ve aho amin\'izany?
40. maditra ( 09/05/2005 02:44)
Ary maninona ary fa lazaina ho "fandratrana finamanana" sy "ratsy fipetraka" ary noho izany "tokony hajanona" ity resaka ity?! Manaraka ny resaka mandeha anie zah vao milaza an'ireo eh. Tsy miteniteny fahatany tsy akory.
maditra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1175