L'importance du Pape pour les catholiques...
141. Veloo
(
28/03/2005 18:02)
tsssssssss nareo reto tena adaladala mihitsy :lol: :lol: eny e zay tianareo ilazany ny anarako dia ataovy eo tsy mampiova ahy zany :wink:
143. hery
(
29/03/2005 16:45)
:-) mivoaka ny vala indray
welie> inona no hitanao ao amin'ny Izaho mino (Mino ... aho) an'ny Protestanta? Raha tsy diso aho dia hoe "Izaho mino ny Fiangonana manerana ny tany"... amin'ny teny Frantsay angamba ataony hoe Je crois en l'Eglise Universelle... dia raha mandeha @ teny miteny Italiana ianao dia ataony hoe Chiesa cattolica... satria araka ny nolazaiko Fiangonana manerana ny tany = Eglise universelle = Eglise catholique.
mifenty> tsy niteny mihitsy aho hoe Katolika Romana... fa Katolika fotsiny. Na ny fiangonana protestanta aza dia katolika ihany koa... saingy tsy katolika romana. (Raha mbola miaiky hoe Eglise Universelle ry zareo)
mifenty> papa=dada ... na ray ihany koa. Zoky be toa ray ( :-) misy lanjany ihany koa ny ray ho an'ny Gasy), raiamandreny (Mbola gasy ihany)... ka angamba tsy ho an'ny katolika irery no manan-danja izany hoe ray izany.

144. Mifenty
(
29/03/2005 16:49)
afa ndray iny fanazavana iny kle.
ndraso fa mba hanao fikarohana am teny arabo aho kle.
o radada ah, ahoana ny fandikana an'io am teny snou kle. AMpio mba ho feno ny voambolana kle.
Ny latinina tsinn efa hay satria natao tam papa tany amintsika kou.le teny analamahitsy.(89)

146. Mifenty
(
30/03/2005 08:31)
eny tkou ry yaonika
ay tkou mou , saika adinoko le.
samy mba manome ny voambolana any am toerana misy azy k.

149. haingo23
(
30/03/2005 10:24)
MBa ampianaro fiteny hafa aho ry zalahy a!
Pape izany @ teny inona ? t@ izahay nianatra mantsy dia Papa et maman (ireo ny ray amandreny). Fa raha azoko izany dia Pape = Papa = Dada ???

150. hery
(
30/03/2005 11:16)
yonikafopl:
hery universelle= katolika ve zany??
Eny :-) (dikanteny io)
http://www.newadvent.org/cathen/03449a.htm ny fanazavana amin'ny teny anglisy.
Toa izao no fanombohany ao
Ny teny hoe Katolika (Katholikos avy amin'ny hoe katholou izany hoe manerana ny rehetra, universel) dia efa niseho tamin'ny Grika klasika (Aristote sy Polybius) ary dia efa nampiasain'ireo mpanoratra kristianina tamin'izany fotoana izany. (Ireo mpanoratra mbola tsy tena tao anatin'ilay atao hoe Fiangonana)... Tohiny...
Averiko indray. Tsy miresaka katolika romana aho eto fa miresaka ny dikan'ny teny hoe Katolika.
151. dadabe
(
30/03/2005 13:23)
hery>ca fait ny snou zany dia katolika satria izy manerantany hehehehe :D de ampy a
ny snou zany lasa sinou bius,mifentius,yonikafoplus
aoka izay sao mivoka ny vala :D de ampy e

152. welie
(
30/03/2005 16:40)
hery> hay ve eeeeeeeeeeeeeeeeee!!! Ka nefa rahja ny fazahoko ilay izy avy eo indray dia misy olona mamadika io hoe Universelle=Catholique io ho hoe Catholika romana.....
Dia teo ihany za fa somary naka rivotra kely alou dadabe sy sonwin a!

153. Mifenty
(
30/03/2005 19:33)
inn ndrya io ra dada ah hihihi
:lol: le oe snou mira katolika hihi
fa sady reny v mivavaka kle hihii
feno snou tkou ny tany kle . Manaren-tany tkou mantsy ny snou eh hihih
fa nisy nivoaka ny vala ndray tato ah, resaka importance du pape a. :P

155. sonwin
(
30/03/2005 20:31)
catholique=manerana izao tontolo izao (dika mot), fa raha tena heviny, katolika=manerana izao tontolo izao, manerana ny taona rehatra, entina ilazana zavatra tsy miova sy mandrakizay...raha adika teny gasy ireo. dia izao aza, iza no fiangonana maneratany? iza no fiagonana naharitra sy tsy niova?..samy mahay na valiny angamba e! Fjkm ve? any mada ihany no misy azy, anglikana ve? ao angleterra no tena misy azy sy tany vitsivitsy, loterana ve?mhhh vao maika vitsy loatra! de iza ary? hainao fa aza mody fanina, dia ianao protestanta io aza, iza ilay fiangonana ambaranao ao amin' ny fiekempinoana? miverina aminao ny fanontaniana, manerana izao tontolo izao ny fiangonana misy anao? manerana ny taona rehetra ve ny fiangonana misy anao?..ts haiko aloja fa ianao ihany mahita azy e...fanampiny, inona no antsoina hoe kristianina?mpanaradia an'i Kristy, ary raha hoe loteriana ohatra fotsiny io..he he he mpanaradia an'i lotera hi hi ..aleo atreho aloha fa fanina eo ianreo mianakavy, fa zao fotsiny no tiako lazaina an, raha ts te ho voadona mafy eto de aza misikotra be loatra ilay hoe katolika sao marary fo eo daholo ianareo mpanohitra(protestant) ireo. teboka
156. dadabe
(
31/03/2005 07:05)
welie>salama e
sonwin>sali frera ,marina ny voalazan'ise fa saingy izao (ampiako kely),aza mitompo teny fantatra fa jereo klou ny tantaran'ny fiangonana,mbola averiko indray fa raha te hijery ny tantaran'ny fiangonana isika dia vakio ny document catholique fa izy no tena manakarena document indrindra,inona ary ?
valiny :ny Encyclopedie catholiqye dia milaza fa ny fiangonana catholique romane dia niforona tao aorianan'ny nanomezana fahefana ny evekan'ny Roma ho filohan'ny eglizy reheytra maneratany ,t@taona 476 apres Jesus Christ,ary ny Emperora Justinian no nanome izany fahefana izany ,fa talohan'io dia hafa ny fiangonana (mbola nisy izany pergamosy sy efesosy izany )azonao vakiana ny boky asan'ny apostoly fa mbola hita ao t@andron'ny apostoly ny tantaran'ny fiangonana efesosy.Io eveka voalohany nitondra ny eglizy erantany io (Pape) no nampiditra ny karazana fomba fivavahana sy filozofia maro isankarazany tao @fiangonana maneratany(katolika),ary ny papa @zao fotoana izao dia faha 266 ny papa nifandimby(ahitsio aho raha diso io a),ka raha niteny i sonwin hoe ny KATOLIKA no nisy hatramin'izay dia marina izany saingy misy fombam-pivavahana maro ataony izay tsy mifanaraka velively @izay volaza ara-tsoratra masina,ka noho izany matoa misy ny loterianina dia satria i MOMPERA LOTERA no nanohitra io fahefana papaly io t@fotoan'androny ,hitany fa tsy mety ny indulgence(mividy fahotana)dia naleony nisitaka.nivoaka avy tao @loterianina indray ry pere calvin sy ry Jean us(ahitsio aho fa mety diso ny fanoratako azy),satria nisy fahamarianan nivoaka hatrany,avy eo mbola nisy nivoaka ihany koa ,tonga hatraty @Ellen Goldwhite (adventista 1844),
fehiny:zaho manambara aminao frera fa matoa ireo olona ireo nivoaka tao dia satria misy zavatra maro tsy niifanaraka t@soratra masina nataon'ny fiangonanan katolika(olona manapahaizana avokoa ireo ),ka raha sanatria ve ry frera efa hita fa diso de mbola tohanana ihany hoe tsy diso hhmmm mandiniha ihany frera.
:D de ampy e anjaranareo indray izao
welie>efa manafana aho io a

157. Mifenty
(
31/03/2005 08:28)
wajay le aza ah. Tonga daholo ny mpahay tantara retra kle.;
Hivadika filière histoire de la religion kto ndray aho kle.
Otrany manja izy zany kle.

159. welie
(
31/03/2005 13:18)
Alors là sonwin.... tu mérites une fessée de ma part!!! Zà franchement lazaiko anlà an... zà tsy tia le fanazavana ironique be mitovy amin\'io ambony io!!! Eo enao ihany miteny hoe be mpanenjika ny Katolika eto @ ity sujet ity... nefa... pffff.... ny ahy aleoko tonga leisy dia miteny direct fa tsy ironique be sahala amin\'io fa tena tsss...
160. welie
(
31/03/2005 13:26)
dadabe> merci @ ilay tantara an! Dia bizz kou e!
sonwin> io le resaka famelan-keloka novidiana taloha io koa zany raha mbola nitohy ve dia hividy enao? Ary hazavao io resaka hoe Katolika io aloha fa te ahafantatra zà ary aza ironiser-na tsony.