L'importance du Pape pour les catholiques...

201. sonwin ( 09/04/2005 11:05)
maizina ampototry ny mazava ve ny namana klé?
Araky frera tsara daholo ve aloha ny resaka rehetra nataon'i Jesoa tamin'i Piera e?...sy ny hafatra farany napetrany tamin'i piera teo amoron-drano?
202. dadabe ( 09/04/2005 14:35)
ah bon le hoe piera moa tiahy va ianao?....eny Tompo ianao mahalala fa tia anao aho....andraso ary ny ondriko sns....
ie de ahoana???de iza ary ny papa nanarakaraka an'i piera,satria zao mantsy , i piera tany @taona voalondohany tany no nisy azy fa ny papa katolika voalohany dia taty @taona 476 taorian'ny Jesoa Kristy(sao de diso klou zah e ,ahitsio avy hatrany ),rehefa nahazo fahefana t@emperora Justinien ny evekan'ny Roma fa izy no ho filohan'ny eglizy rehetra erantany .

hhmm maizina ampototry ny mazava marina ity frera fa azavao a
203. Mifenty ( 09/04/2005 15:02)
mangeta eta mbony laktana mitsy frera izy zany a.

ary iza ndray le petera zany?

de refa jerena ny baiboly toa otrany tsy misy soratra milaza mitsy oe papa kle .
204. dadabe ( 09/04/2005 15:33)
zay anie hoa e
205. sonwin ( 10/04/2005 13:58)
dadabe> hotantaraiko io fa izao aloha , ary ela ity advantiste an! sur amizany mihitsy za ka. Ny adventiste mantsy mahafinaritra azy mihitsy ny manoratra tantara momba ny finoana katolika miaraka amin'ny interpretation mahamety ilay kozy e! :lol:
206. sonwin ( 10/04/2005 13:59)
dadabe> hotantaraiko io fa izao aloha , ary ela ity advantiste an! sur amizany mihitsy za ka. Ny adventiste mantsy mahafinaritra azy mihitsy ny manoratra tantara momba ny finoana katolika miaraka amin'ny interpretation mahamety ilay kozy e! :lol:
207. dadabe ( 11/04/2005 04:06)
sonwin> :wink: :wink: fa ahoana lety?? ary ialahy izany efa zatra miady hevitra @advantista ve(indrisy fa tsy izany aho ) :cry:
208. Mifenty ( 11/04/2005 08:08)
>>sonwin d ra advantista nefa lery de misy blm nga le.

elah zao kto tsy misy miteny oe ary elah ty kto ah.

ra oatra zao teneniko anlah oe EURD aho de aona le. hihii

ok mon ami a.
209. sonwin ( 11/04/2005 17:41)
mifenty > ts koi izany na kozina aza ka..za indray aloha dia ts ho arak'ela izany e...ok mon ami an!
210. sonwin ( 11/04/2005 17:42)
mifenty > ts koi izany na kozina aza ka..za indray aloha dia ts ho arak'ela izany e...ok mon ami an!
211. marozevo ( 24/04/2005 00:27)
Dadabe > Milaza ianao ao ambony ao hoe manoroka ny tongotry ny Papa ny olona. Tsoriko aminao ry dadabe fa LAINGA izany. Tsy mila fanazavana satria izaho mahita isan-kerinandro ny Papa, na i Jean Paul II na i Benoit 16, fa tsy misy manoroka ny tongony izany eo. Ianao te handrangitra fotsiny.
212. marozevo ( 27/04/2005 00:30)
Ho an'i dadabe ihany > Eto indray dia fanitsiana fotsiny. Efa nisy papa foana hatr'izay, fa tsy tamin'ny 476 izany akory. 263 no isany hatrizay ka hatrizao. Ny telo voalohany taorian'i Piera na i Petera dia : Lin - Anaclet ary i Clement. 263 ho'aho no isany, na dia voalaza aza fa 265. Ny antony dia satria nisy Papa anankiray niverina ho Papa in-telo. Ady hevitra hafa angamba io...
213. dadabe ( 27/04/2005 04:32)
marozevo ah bon fa andraso fa homeko an'ise eto ny tahirinkevitra nahitako an'i papa norohana tongotra io fa tsy sanatria mandrangitra araka ny filazan'ise azy akory,fa io kosa anefa dia novaina taorian'ny konsily vatika -II ,betsaka ny zavatra niova taorian'io konsily io ,
gaga aho t@hoe efa nisy Papa taorian'i petera?????mba fantatr'i marozevo ve ny tantaran'ny fiangonana????oviana no niorona ny fahefana papaly?hhmmmiandry aho :oops:
214. marozevo ( 28/04/2005 23:44)
dadabe > omeo ary aloha ilay reference mikasika ilay manoroka tongotry ny Papa.
Tantaran'ny Fiangonana ? fantatro tsara io Rangahy ity ah. Asa na fantatrao fa ny dikan'ny hoe Asan'ny Apostoly, dia fiorenan'ny Fiangonana. (Jereo Asa 11). Ekena fa nivoatra ny fahefan'ny Papa fa tsy azo indray mandeha akory izao rehetra izao, nefa raha neken'ny Amperora t@ 476, tsy midika izany fa ny Amperora no manandratra ny Papa. Tsy ny fahefana papaly no zava-dehibe ka haha papa ny papa, fa ny iraka, na mission papale : Mandehana ianareo eran'izao tontolo izao.... Raiso ny Fanahy Masina... Arotsahy ny harato .... hataoko mpanarato olona ianareo.... (aoka izay sao be loatra ka tsy arakao).
Sao dia mila tahirin-kevitra momba ny tantaran'ny Fiangonana sy ny tantaran'ny Papa kosa aloha i dadabe eh?
215. dadabe ( 02/05/2005 15:14)
marozevo> :wink: tena mila aho raha sitrak'ise fa tena ilaiko izany .Fa ilay tahirinkevitra rangah tsy hitako izay ilazana azy aminao satria ????? de aoka aloha hatreo,ary io noteneninao eo ambony io dia marina ary ekeko ,fa mba iza ary no anaran'ireo papa taorianan'ny Piera??
216. yonikafopl ( 02/05/2005 19:05)
oops!! adihevitra ty marina...
217. dadabe ( 03/05/2005 04:03)
:-*
218. marozevo ( 05/05/2005 01:20)
dadabe > Ity ary ilay tahirin-kevitra. Bibliographie no omeko dia ianao indray mba mividy le boky ao Analakely anh: LES PAPES, Vingt siècles d'histoire, Libreria Editrice Vaticana, 2002.
Ao no ahitan'i dadabe sy izay liana rehetra ny anaran'ny Papa rehetra nifandimby hatramin'i Piera ka hatramin'i Jean Paul II.
Efa nolazaiko ao ambony ao, fa i LIN - ANACLET (na CLET) - CLEMENT : Ireo no Papa telo voalohany taorian'i Piera.
Raha toa moa ka Katolika i dadabe, dia tena important io tantara io, raha tsy katolika kosa i dadabe, ka tsy manome importance ny Papa dia.... nefa aoka ihany sao halanao aho.
219. isambilokely ( 10/05/2005 06:16)
O ry Marozevo. I dadabe hono hoy ny tantara dia Katolika no niala dia manaradia an\\\'i Mahiol izy io zao hoy ilay sipa be ato mahalala azy izay ...

Efa lave fe avy ao amin\\\'ny Katolika io no nandaka katolika. Nanovo fahalala tao amin\\\'ny Katolika io no manaratsy avy eo.

Sa ve tsy izay ry dadabe ?

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
220. hery ( 11/05/2005 06:17)
ary fantatr'isambilokely tsara mihitsy i dadabe izany :-) hay mou nareo roalahy mpinamana sy nifampizara ny manta sy ny masaka (taloha?)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1489