L'importance du Pape pour les catholiques...

161. dadabe ( 31/03/2005 15:43)
raha misy madinika any de omeo ahy
162. Mifenty ( 01/04/2005 20:11)
vizana iany razoky kle
163. Fithy ( 01/04/2005 22:06)
Izao tontolo izao mihitsy no miara-miombona amin'ny Vatican sy mivavaka ho an'i Papa @ izao fotoana izao. Singaniko manokana eto ingahy George Bush izay manome ho modely an'izao tontolo izao ny Papa Jean Paul II. Nisy koa ireo vondrona na fikambanana Silamo izay mivavaka manokana ho an'ny Papa; toraka izany koa ireo Jiosy monina ao Roma, notarihin'ny lehibeny "rabin", dia tonga tao @ place St Pierre mba hivavaka ho an'i Papa omaly antoandro.
Santionany ihany ireo. Midika izany fa tsy ho an'ny Katolika ihany no maha important ny Papa, fa ho an'izao tontolo izao. Ary tsy zoviana @ izao tontolo izao ny zava-bitany, indrindra teo @ sehatry ny fampihavanana sy fampanjakana ny fandriam-pahalemana eran-tany. Tsy nisy filoham-piangonana na fivavahana nahavita namory sy nampihaona ireo karazam-pivavahana misy eto an-tany, ilay antsoina hoe Dialogue inter-religion raha tsy ny Papa Jean Paul II, ary nahavita izany in-2 izy nandritra ny naha Papa azy.


Venerdì 1 Aprile 2005, 17:56
Casa Bianca, Bush prega per il Papa, modello per milioni in Usa

WASHINGTON (Reuters) - Papa Giovanni Paolo II è un modello per milioni di americani e il presidente George W. Bush prega per lui. Lo ha detto poco fa la Casa Bianca.

Il portavoce Scott McClellan ha aggiunto che la Casa Bianca è in stretto contatto con il Vaticano sulle condizioni di salute del Pontefice. Il capo dello staff Andrew Card tiene a sua volta Bush informato sull'evolversi della situazione.

"Presidente e Signora Bush sono uniti alle persone che in tutto il mondo stanno pregando per il Santo Padre", ha detto McClellan ai giornalisti.

Bush ha incontrato il Pontefice due volte in Vaticano.

"La manifestazione di affetto da tutto il mondo è una testimonianza della sua grandezza. Il Papa è un modello per milioni di americani e per molte persone in tutto il mondo per la sua autorevole guida morale".
164. dadabe ( 02/04/2005 06:51)
Fithy>hhhhhmmmm misaotra t@le vaovao ,tena goavana marina ity ka .
dia ahoan klou e ho tohizana ve ny resadresaka sa ajanona amizay???
165. welie ( 02/04/2005 10:07)
Fithy> merci @ ilay vaovao dia mba adikao le teny italiana r'ise fa tsy azoko a!

dadabe> tohizo ka!
166. welie ( 02/04/2005 10:16)
Androany marina nisy fotoam-pivavahana ho an'i Pape tao am-piangonanay!
167. dadabe ( 02/04/2005 14:40)
hhhmmmmmm zany an!
168. pitchou ( 02/04/2005 16:20)
Fithy molto grazie
169. Fithy ( 02/04/2005 20:06)
Pitchou niente, prego!
170. Manon ( 03/04/2005 05:53)
Salut daholll ,comme nous savons tous , Dieu a appelé le Pape , il nous a quitté , Paix à son âme ,
171. dadabe ( 03/04/2005 07:01)
:( :( :( :( :( :(
172. Mifenty ( 03/04/2005 09:46)
inona zany no tokony atao le, ho faly sa hitomany kle



hitomany malahelo satria nandao antsika izy

ho faly koa satria afaka tam fahoriana tety izy.
173. dadabe ( 04/04/2005 09:18)
andao hanao rakitra sy tsipaipaika aza hamangina azy e
174. haingo23 ( 04/04/2005 10:57)
Fithy > tokony ahitsy angamba ny filazanao. Tsy hoe ny karazam-pivavahana misy eto an-tany no tokony fiteny fa ny ireo karazam-pivavahana lehibe (sasantsasany). Mba firy isan-jaton'ny karazam-pivavahana misy eran-tany no novoriany ?? Eto madagasikara dia betsaka ary eto Mada ihany no misy azy dia nandeha tany ve?

aleo aloha izay sao mivoaka ny vala eo.
175. dadabe ( 04/04/2005 11:17)
mifenty a andao kounkou tsika lahy hanao teny hafa?benedictus sa ...??
176. welie ( 04/04/2005 12:06)
dadabe> Toi ty dia hampiomehy fona ka! hihii....
177. haingo23 ( 04/04/2005 12:18)
dadabe> itony koa ve mba izy : fractus, bonus, anus
178. welie ( 04/04/2005 12:57)
haingo23> manisy sira kou an!...
179. haingo23 ( 04/04/2005 13:18)
welie> aiza kus de manus sirus
180. dadabe ( 04/04/2005 15:08)
welie>ka tsy maintsy asiana mampimeh kely satria misy mitady hi-chaufffe ny namana sasany de omena refresh kely ,fa tohizana ihany io rafaveo ka
haingo23>sao de mba hiteni2foana less haingous,welius mifetius aizaus nareous,efa sasamiandrius i dadabius
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2556