L'importance du Pape pour les catholiques...

121. dadabe ( 24/03/2005 09:30)
hery>zaho irery angaha no nivoaka ny vala???????????? :wink:
welie>izay anie le atao hoe fampianarana diso e,ny finona tokony hoe KRISTY izany hoe zaho mino an'i Kristy ,fa nanjary mivadika hoe izaho mino ny fiangonana katolika .Hany ka miova ny hevitry ny soratra masina,ohatra "izay mino sy atao batisa no vonjena "de lasa hoe zany hoe "izay mino(fiangonana katolika )sy atao batisa(batemy) no hovonjena"
:D de ampy a
122. dadabe ( 24/03/2005 09:34)
hery>zaho irery angaha no nivoaka ny vala???????????? :wink:
welie>izay anie le atao hoe fampianarana diso e,ny finona tokony hoe KRISTY izany hoe zaho mino an'i Kristy ,fa nanjary mivadika hoe izaho mino ny fiangonana katolika .Hany ka miova ny hevitry ny soratra masina,ohatra "izay mino sy atao batisa no vonjena "de lasa hoe zany hoe "izay mino(fiangonana katolika )sy atao batisa(batemy) no hovonjena"
:D de ampy a
123. Mifenty ( 24/03/2005 09:53)
azoko tsara le oe eglise universelle k.

fa afangaron'ny oul le oe katolika ve mira katolika romana.Diso io kle.

samy ni protester avy ra le fiangonana teny andreniny no jerena.

Ilàna fanamboarana io kle.
124. dadabe ( 24/03/2005 14:02)
mifenty >20/20 (l)
125. Veloo ( 24/03/2005 16:21)
Tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy.
AZA MANANA ANDRIAMANIK'AFA HAFA TSY IZAHO IHANY. Hoy ny didin'Andrimanitra. Exod. 20

Ary ny Baiboly dia fitaovana hahalalan-tsika an' Andriamanitra bebe kokoa, nomeny an'ny zanak'olombelona io mba ho fantany tsara fa mbola AO IZY TIAN-TSIKA mandrakariva.
Ny famakiana ny baiboly dia tsy fanatisme velively.


126. sonwin ( 24/03/2005 16:22)
te hanazava mafy za frera nefa ...aleo aloha hiandry kely fa manjary hafana be indray ny tanana eto ..dia miafara amin'ny sakay :D
127. Veloo ( 24/03/2005 16:24)
128. sonwin ( 25/03/2005 09:43)
Veloo> refa mitsiky ohatran'io ianao an...dia ohatran hitako za mitondra velo dia i Veloo entiko avy ao aorina mitsikitsiky sy mamikitra sao mianjera :lol: ..z akoa amin'io mitandrina tsara fa mijok double velo :wink:
129. Veloo ( 25/03/2005 17:34)
Sonwin :lol: ka ho entinao aiza ary za io e? tandremo za so ampenjerana an :) :D :lol:
130. dadabe ( 26/03/2005 04:52)
sowin>io ary toi fa efa manomboka mijok velo,de refa reraka elah de ampifamadihana elah njay no joken'i velo,eo ambony velo ,ho any @toerana fanamboarana velo hahahah=))=))=))=))=))
131. yonikafopl ( 26/03/2005 14:26)
hihihihihihihihi =))
132. dadabe ( 26/03/2005 14:48)
yonika> :wink: :wink:
133. iartistika ( 27/03/2005 12:10)
sonwin> Koa raha tsy bisikiletan'ny fivondronana izy ti koa...
134. dadabe ( 27/03/2005 14:36)
asa lesy kou!
avereno amile size amizay klou fa zah te hikozy mafy kle
welie>aiza toi? :wink:
135. Mifenty ( 27/03/2005 17:44)
ndraso ary

tena important v i dada hoan'ny katolika


Tsy aiko ra azo ovaina na tsy azo ovaina le fiantso azy fa novaiko klou.

papa=dada tsinn. tsy aiko a
136. yonikafopl ( 27/03/2005 20:55)
za mou de manaraka ihany fa tsy manana hambara
137. dadabe ( 28/03/2005 16:09)
ka izay valiteniko anie de hitambarantsika e :wink:
138. iartistika ( 28/03/2005 16:16)
ray amandreninay reo ah! =)) =D>
139. dadabe ( 28/03/2005 16:27)
iartistika>oui mon fils hihihi =))=))
140. iartistika ( 28/03/2005 17:57)
bebe mbola any an-dakozia manao mofomamy hoan'ny papozy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1234