L'importance du Pape pour les catholiques...
61. sonwin
(
16/03/2005 15:05)
Dadabe> ts koi frera na hitsara ahy aza ka :lol: raisiko ampitsikiana ...ny ahy aza mbola miampy manasina eny amin Doany ny fianako knou :wink: , satria izay no tiako de izay ny ahy e...mahazo mitsara daholo izay te hitsara fa tsy mampihotsina sy tsy mampiova hevitra ahy, ny tanjona dia ny manao ny marina, manao soa ny manodidina, mitia ny mpiara-belona araka ny tandrify azy tsirairay, etc
Haingo23>ny fanentanana hampiasa kapoty dia manentana ny olona hijangajanga. Ny anay Katolika dia tsotra ihany sady mazava:"Fifanajana na hoe Fidelité", refa io ny manjaka tsy mila kapoty sy firaisana ara-pilastika izany.Fanentanana ny olona hifanaja no zava-dehibe, fanentanana tsy hanao firaisana ivelan'ny Mariage.Ny kapoaty ihany koa dia famonoana olona an-kolaka, satria fanakanana ny "aina" iray tsy hiforona, nahona ny "aina" no sakanana? mbola tsy "ary"akory ve ilay zaza dia vonoina sahady??antony roa lehibe ireo Haingo an, samy manana ny safidy anefa ny olona.
Ho an'ny rehetra: tsara ny mifanakalo sy mifanazava ny heviny, fa tsy dia mety ny mifampitsara satria tsy ianao mihitsy ny olona atao hoe tonga lafatra sy manana ny marina mandrakariva. Dia heverinao ho adala daholo izany ireo olona aman'alikisa tsy mitovy hevitra aminao ireo? izay maro lavitra ny isany raha oharina amin'ny olona mitovy hevitra aminao?

62. welie
(
16/03/2005 19:28)
Haingo23... misaotra namaly dia tonga soa eto izany enao.
sonwin sy dadabe> tohizo .... hihihi
sonwin sy dadabe> tohizo .... hihihi
63. haingo23
(
17/03/2005 05:16)
sonwin> aza malaky miakatra hotra an'io moa e! resaka fifanazavana sy fifanakalozann-kevitra anie no atao eto e! @ lafiny iray dia manaiky ny hevitrao hoe manentana ny olona hijangajanga ny fampiasana kapoty. Nefa @ lafiny hafa kosa dia fiarovana @ aretina. Marina fa ny zava-dehibe dia ny Fifanajana (fidelité). Ny zava-misy anefa dia tsy anjely avokoa ny olona ary indrindra isika malagasy dia mbola manana ny fomba fanao na dia mpivavaka aza. misy ny mariazy ara-pomba dia vita fa tsy mandeha ampiangonana sy @ commune. misy ny mankato ny fampirafesana na dia mpivavaka aza, sns... Ahoana no hisian'ny fidelité @ izany. Firy isan-jaton'ny tanora no mahatody tsy manao firaisana mandrapahatongan'ny mariazy ? Raha araka ny statistika fantatra dia manodidina ny 16 taona eo ho eo ny vehivavy malagasy no manao firaisana voalohany. Efa manambady ve izy @ izany ??
Ny hoe famonoana olona indray dia izao : isaky ny mandeha ve ilay zavatra dia tsy maintsy ho olona ??? Izany hoe raha olona miaraka @ vadiny in-2 isan-kerinandro izany dia efa olona 8 anatin'ny 1 volana ??? mila fanamboarana kely angamba ny fomba fikajiana nataonao.
Izay indray aloha e! veloma

64. sonwin
(
17/03/2005 07:34)
haingo> tsy miakatra zany izaho ka hi hi hi , miresaka tsotra isika fa ts tain toi..refaveo tohizana fa mitazana ny hevitra fotsiny aloha..valio soa aman-tsara io an..a+
65. ravatorano
(
17/03/2005 07:35)
nisy nanontany tery ambony hoe ny krisitianina katolika v no mifidy ny Papa?
Tsia kah ! tsy izahay fa ny cardinal rehetra ao amin ny fiangoanana catho dia any Rome no hanaovana an izany fifidianana izany ary rehfa vita ilay fifidianana dia misy setroka fotsy mivoaka eo amin ny tikambon i Vatican ary iny no midika fa nisy Papa voafidy ary handray ny toeran izy.
Momba ilay manoroka ny tongony indray mety efa taloha be tany angambany izany mbola talohan ny Concile Vatican II fa amizao dia misy aza tsy manoroka akoriny ny perany fa mandray tanana azy fotsiny toy ny rehetra aihany.
Ny Papa dia tsy manome baiko izany fa mandefa hafatra fotsiny ho an Ny Eglizy katho eran tany izay antsoina hoe Taratasin i Papa na ny Hafatry ny Papa amin ny teny malagasy moa izany.Ka anjaran ny eglizy indray no midinika sy mandray ary manatateraka an iny araki izay tandrify azy avokoa.

66. Mifenty
(
17/03/2005 08:29)
De aiza ny vola andoavana ny frasi n'ireo kardinaly reo refa mankany roma
ny rakitra ve sa aiza.
ny rakitra ve sa aiza.
67. dadabe
(
17/03/2005 09:10)
sonwin> :wink: (l) mba ampiresaho lesy haingo a,sa menatra indray toi de tsy misy hambara????? :-D :-D :-D aza manao ranon'ikopa elah frera a,hoe tonga namana vao mavomavo hahahahahaha=))
mifenty>manana organisation lety izy a,sady zareo manakarena be
ravatorano>merci,mazava tsara ka
mifenty>manana organisation lety izy a,sady zareo manakarena be
ravatorano>merci,mazava tsara ka
68. sonwin
(
17/03/2005 09:22)
Mifenty> iza no mamelona an'i Pasitera sy ny vady aman-janany? ny rakitra ve?
69. sonwin
(
17/03/2005 10:40)
Haingo> ka noho ny fitondra-tena tsy mety mihitsy ho anentanana ny olona tsy hijangajanga ry nao an, ary izay no andraikitry ny fiangonana, mitarika ny olona hanana fitondran-tena tsara fa ts hanampy azy indray amin fijangajangana. ataotsika hoe manan-janaka ianao, anarinao ny zanakao hahay hitondra tena sa omenao kapoty? raha diso lalana izy, taritinao hiverina amin lala-marina sa omenao fitaovana hanampy azy hanao ny sitra-pony?...Kapoty=fijangajangana=tsy mifanaraka amin'ny finoana.
70. Mifenty
(
17/03/2005 12:07)
sonwin >>>
za tsy tarihin'i pasitera de tsy aiko kou.
ary fa maninn oà no ny masera sy ny mompera no tena mafana fo amin'ny fitantanana sy ny fiahiana ny zaza kamboty eh???
za tsy tarihin'i pasitera de tsy aiko kou.
ary fa maninn oà no ny masera sy ny mompera no tena mafana fo amin'ny fitantanana sy ny fiahiana ny zaza kamboty eh???
71. sonwin
(
17/03/2005 15:16)
Ka raha tsy mazoto zareo dia iza no hiahy ny zaza kamboty? hiandry an'i Pasitera ve? ny an'i Pasitera aza ny vady aman-janany manahirana azy.Hiahy ny mahantra sy kamboty, hitory ny vaovao mahafaly, hanao asa soa araka izay tratra, maneho fitiavana sy mitory ny Fitiavana marina..izany no andraikitra takian'ny anarana hoe Kristianina fa tsy ny mande mamonjy fiangonana isak'alahady sy ny mihaona tatitra ar-bola fotsiny.Dia fanampiny, mikatsaka ny fanjakan'Andriamanitra ny kristianina fa tsy lany andro sy miasa saina mafy manenjika sy manakiana Katolika.Manontany ny fomba OK fa ny manakiana sy mitsara...NON tsy fisainana kristianina angamba izany.
72. booboo
(
17/03/2005 15:47)
sonwin>zay ve ny tena antony anaovan'ny masera sy ny mompera ireo asa soa ireo satria ry pasitera sahirana @ zanany, ny hafa manenjika sy manakiana Katolika ary mamonjy fg isan'alahady mba hiresaka tatitra ara-bola fotsiny ? 8O . Tsy mananihany aho fa tena izay no fandraisako ny fanazavanao io ambony io.
73. sonwin
(
17/03/2005 16:28)
booboo> tsy mamaky tsara angamba ianao fa misy antony mazava napetrako tao, ny sisa haingon-dresaka. Raha tena tsy azonao mihitsy dia tsy maninona. mety daholo :lol:
74. booboo
(
17/03/2005 16:35)
sonwin>namaky tsara zà ary tsy mazava tsara ny napetrakao tao matoa zà manontany. Marina ny teninao hoe tokony hanana ireo toetra ireo aby ny tena kristiana na kato izy na protes. na ortho sy ny sisa. Na izany na tsy izany, ny hitako kosa dia tena miavaka ry zareo masera sy mompera @ asa soa ataony satria voafaritra tsara ny sahaniny, ary izay no ipetrahan'ny fanontaniana hoe inona no antony fa tsy ny @ haingon-dresaka ny tokony ho toetran'ny kristiana no nandrasako ho valiny. Ny protes. misy asa soa hafa ataony koa nefa tsy dia hitako ataon'ny catho, ohatra izay koa ny ortho.
Ny aloha tsy tiako ny mijanona tsy mahazo ka izay no anontaniako e raha mety aminao dia anao zany :roll:
Ny aloha tsy tiako ny mijanona tsy mahazo ka izay no anontaniako e raha mety aminao dia anao zany :roll:
75. sonwin
(
17/03/2005 17:08)
Booboo>Ny mopera sy ny masera dia samy manana ny fikambanana misy azy. Ny fikambanana tsirairay kosa dia samy manana ny vocation-ny. Ao ny mikarakara zaza kamboty, ao ny misahana resaka fahasalamana, ao ny misahana resaka fanabeazana...samy manana ny vocation sy ny fanoloran-tena ataony ary ny tanjony ny fikambanana tsirairay ary samy manana ny asa soa sahaniny.Raha misy asa soa tsy ataon'ny kato nefa hitanao any amin Prot dia tsara izany ary mahafinaritra.
76. welie
(
17/03/2005 17:45)
sonwin... ary ahoana ary io lazainao io hoe "Hiandry an'i Pasitera ve? Ny vady aman-janany aza manahirana azy"... Hitako ironique be le fiteninao io nefa ianao ihany eo no miteny hoe aza manakihana.... Ary iza io lazainao io hoe manenjika sy manakiana Katolika io? 8-)
77. welie
(
17/03/2005 17:46)
ravatorano... ary tsy arako indray io hoe misy setroka fotsy mivoka io rehefa misy Pape vaovao an! Nitombo indray ny fahalalako... 8)
80. haingo23
(
18/03/2005 09:22)
sonwin> Izaho anie tompoko tsy manda ny hevitrao mihitsy e! Ny ato andohako aza dia ny hoe raha tsy tena mifototra (miaina) tsara @ fivavahana ny olona dia tsy ho afaka mihitsy io Sida io eran-tany satria asan-devoly no mamporisika hijangajanga. Nefa noho ny zava-misy mba tsy hiparitahany anie no nahatonga ahy hilaza ny kapoty satria tsy ho ary tena mpivavaka daholo ny olona e! indrindra moa fa isika malagasy mbola mirona any @ fomba amam-panao tsy mifanaraka @ filazantsara. Tsy hita misoritra ny sida ka sarotra ny mamantatra azy. Raha misy olona vaovao miaraka aminao ohatra (tandremo sao tezitra). Tia anao sady tianao, fantatrao ve fa misy sida iny olona iny ? efa niaraka t@ olona firy iny talohanao? na izy koa ve mahafantatra izay olona efa niaraka taminao ?
Aleo mitandrina tompoko ô sao hampidi-doza natsika sy ny firenena.
Misaotra e!
Aleo mitandrina tompoko ô sao hampidi-doza natsika sy ny firenena.
Misaotra e!