L'importance du Pape pour les catholiques...
41. sonwin
(
13/03/2005 16:06)
O ry Dadabe an! fa nareo ve tsy mamaky ny tenin'i Jesosy ao amin'ny filazantsara e? ...ahona hoy Jesosy momba ny didy? ..ny voalohany hoy izy: Tiavo ny Tompo Andriamanitrao, ary ny didy faharoa izay tsy ambany noho ilay voalohany fa mamehy ny didy rehetra:Tiavo ny namanao ...mapite-hifanatrika mihitsy ingahy ry Dadabe dia ampianariko ny fomba famaky sy fomba fandraisana ny teny ao amin Baiboly.
42. dadabe
(
13/03/2005 16:40)
hihihih andao hifanoratra mailaka mivantana na mitsaty mivantana na niphone e,izay koyu anie no tanjon'ny serasera e :D de ampy frera a :wink:
43. yonikafopl
(
13/03/2005 21:41)
dadabe sonwin hihihihihihi
aza mifanditra na miady hevitra ny amin'ny soratra masina.
Tsy izay rehetra manao hoe Tompoko Tompoko no hiditra ny fanjakan'Atra fa izay manao ny sitrapony.
Tsy ny fanarahanao ny didy folo akory no ilazana fa zanak'Atra ianao, tsy ny fahaizanao tsianjery io Baiboly io akory, fa ny fanehoanao eo @ fiainanao manontolo fa mitoetra ao aminao Kristy.
Tsy ny fahaizanao mitory teny na mandresy lahatra akory no ilazako fa olon'Atra tokoa ianao, fa ny fanehoanao amiko ilay hatsaram-panahy izay nananan'ilay Tompo izay torianao sy arahanao io.
Tsiky dia ampy hihihihih. :) :-*

44. dadabe
(
14/03/2005 09:57)
yonika>zay mihitsy
NB:zahay tsy mifanditra zany fa samy maneho ny heviny ,nareo namana tsy misy mandray anjara de aleo zahay mitsam no hanafana azy ato hehehehe :D de ampy e (l) :-*

45. welie
(
14/03/2005 10:30)
Io resaka hoe manoroka tongotr'i Papa io koa izao dia mba tiako ho fantatra hoe maninona no manao izany ny Katolika? Fa nga mou tsy ny tànany kosa no orohina ry dadabe? Izaho aloha tsy mahay e!
Dia izay indrindra no mahalasa ny saiko ry dadabe hoe maninona no tena hoe important be ny Pape raha samy hoe mpitarika ihany daholo ny hafa rehetra? (Fiangonana io resaka io an!)
sonwin sy dadabe> bizzz be nareo fa nareo rery marina no toa mamaly ahy ato..... :-*

46. welie
(
14/03/2005 10:35)
Izaho koa laou tsy pour an'io manaraka am-bakiteny ny ao anaty Baiboly io ka! Zany ihany no maha tonga ny fanatisme isan-karazany zao kou tsss...... :) dia ampy hoy dadabe...
Mifenty... tatsy taiza kou io zao?????
Mifenty... tatsy taiza kou io zao?????
48. dadabe
(
14/03/2005 12:34)
welie>sotsa oo tsy misy madinika ,anotanio azy(mifenty ) fa resakareo mangina angamba zany ,
sowin >aiza frera a? (l) :-*
sowin >aiza frera a? (l) :-*
49. routa
(
14/03/2005 14:42)
mazava ny zavatra nanontaniako fa misaotra de hono noaho ra dadabe tsy ho lany ve ny tongotr i io papa io satria ny status aza rehefa horohana foana anie lany ny farany ko ! de zao koa anie e! ny ankanjontsika efa nosoloan Andriamanitra odimbiby e! le ravikazo i Adama sy Eva no nanao akanjo ravikazo fa Andriamanitra no nanolo azy ho odim biby namono biby Izy hitafian ireo olona ireo noho izany hevitra avy @ Andriamanitra ny lamba hoditra
50. dadabe
(
14/03/2005 15:10)
routa>fa zah angah manohitra fa i rahalahy sonwin no tsara anontanianao izany satria izy no nilaza izany :-D de ampy e :-*
51. welie
(
14/03/2005 16:24)
Mifenty....hay ve le toi niverina tampoka indray mandeha iry e? oki oki ka!
52. sonwin
(
14/03/2005 17:03)
Iza moa izao no tokony hovaliako. aiza ho aiza moa ilay resaka izao Dadabe frera soeur? :lol:
N.B ho an'ny rehetra: Le Pape est très important tokoa ka :D ankasitrahako izy, hajaiko izy, tiako dia tiako tokoa izy, ary izay rehetra lazainy de ekeko ho marina daholo satria izy no filohanay. Dia izay tiako ihany io fa efa lehibe za, na iza hanakiana , na iza hanenjika, Forever Pape e. Ok Dadabe an..fa malahelo ve Dadabe raha manoroka ny tongotry Papa za he he za manoroka azy aza tsy kivy koa zandry sa zoky tsy hay intsony indray ve no sahiran-tsaina eo. Fa zany hoe ilay manoroka tongotra aloha ts mbola hitako fa ny manoroka tanana no fantatro. fa zao e, ny olona refa tiana dia mahafinaritra ny manoroka azy sy mikasikasika azy. Fanehom-pitiavana daholo izany e.

53. routa
(
14/03/2005 17:11)
eny e! mazava ny resaka fa misaotra betsaka zao an ! zaho tena tsy mahafantatra ny tantara ny fiaianany fiangonana tsara ange raha misy mitantara e! @ zay tsy hono 2 tsony mazava be mihitsy zao ny zavatra maizina tsy haiko de eee! misaotra e! tsy hitako ze holazaina
54. dadabe
(
15/03/2005 14:00)
routa>hehehe omeo madinika aza zahay mitsam e hehehe
sonwin>cekezem ihany annnn ! milay e,ataovy hoe dadabe frera lesy a,sao de mba lasa damopra ihany aho aoriana kely ao hehehehhe :D de ampy e (l)

55. sonwin
(
15/03/2005 14:34)
ok leisy Dadabe frera an he he ..enga anie Dadabe frera ho lasa mopr aoriana kely ao he he he :-D
56. welie
(
15/03/2005 17:13)
sonwin... hihihihi, mampiomehy ahy io hoe cekezèm io ihany! Dia marina tokoa ve izany hoe ekenao ho marina daholo izay lazainy??? :-w
57. sonwin
(
16/03/2005 09:31)
welie> he he marina izany ka, ekeko ho marina daholo izay rehetra lazainy. Ny Fanahy Masina ange no mitsilo sy miteny aminy izay fampianarana rehetra ampitaina amin'ny fiangonana e.
58. dadabe
(
16/03/2005 10:16)
sonwin>mon frere,na de tsy ara-tsoratra masina aza ve ny zavatra lazainy de heverin'ise foana fa hoe ny Fanahy Masina no milaza aminy de tsy maitsy ekena ? alors la tu te trompes mon frere :D de ampy a,aza miakatra fa alamino a
59. haingo23
(
16/03/2005 10:48)
Sambany aho vao tafiditra @ ity serasera ity. Zavatra hafa no notadiaviko dia nahita an'iy tampoka aho ka lasa tao foana isan'andro mandritra ny ora 2 eo hoe eo. Mahafinaritra ry Hery a! ary mamporisika anao.
Raha ity resaka pape ity no lazaina dia izao fotsiny no azoko ambara aminareo : Samia mitana ny azy ary aza miezaka mitakatra ny zavatra tsy hotakatra sy ny momba ny hafa fa manjary manome fahatafitohona ny tenenao (lasa mitsara olona) na koa manafitohona ny hafa. Raha handresy lahatra sy hampiova ny fon'olona no tanjona dia tsara ny mifanantona sy mifanazava malalaka.
Samy hotsaraina araka ny asany avy isika rehetra ka anjarantsika no mieritreritra.
Ny manahirana ny saiko kely fotsiny dia ny hoe izay lazainy dia tanterahana daholo. Amiko aloha dia olona nomen'Atra safidy isika ka mba lanjalanjao ihany. Ohatra, malaza be izao ny aretina sida ary tsy voafehy mihitsy. Mba atao ny fanentanana @ fampiasana fimailo rehefa tsy mahatandri-tena. tena ilaina izany @ fampandrosoana firenena nefa indrisy fa ny katolika tsy manao izany araka ny baiko. Dia ahoana ??? ampy ve ny tenin'Atra hiarovana izany fakam-panahy izany sy ny fanentanana tsotra ???
Isika no mieritreritra sy mandanjalanja.
Misaotra e1 miala tsiny fa lava loatra ny ahy :D

60. haingo23
(
16/03/2005 10:51)