L'importance du Pape pour les catholiques...
22. Mifenty
(
11/03/2005 12:40)
otrany oe importana aminao ve ny fisian'ny mpitondra fiangonana sa tsia? izay le fanontaniana ka.
Ilaina ve sa tsy ilaina ny mpitarika? izay le izy de mitovy amin'io ny valin'ilay hoe inona ny importance ny papa.
Ilaina ve sa tsy ilaina ny mpitarika? izay le izy de mitovy amin'io ny valin'ilay hoe inona ny importance ny papa.
24. sonwin
(
11/03/2005 13:22)
welie..mande ny hevitra an..efa mazava aminao ilay izy fa mbola misy manazava foana , mety ka :lol: :lol:
26. welie
(
11/03/2005 21:05)
sonwin....ié ka! Sady mahay manazava tsara daholo ny olona fa tsy misy mananihany ka! ;-)
Dia misaotra ny mpanazava isany o!
Ilaina ny mpitarika ka! :lol:
Dia misaotra ny mpanazava isany o!
Ilaina ny mpitarika ka! :lol:
28. Mifenty
(
12/03/2005 09:04)
bah alor Welie?
important zany ny papa.
Fa mety ity koa ny fanontanian'i Welie an.
Ilaina ny papa fa raha io papa vizaka io ve de mbola afaka mitarika sa tsia?
Tsy azo afangaro tsinn le papa mpitarika sy le papa olona an.
Ok dadabe a, ilaina kou ny tarihina ka

29. welie
(
12/03/2005 10:13)
Mifenty...
tsy hoe ilaina ve izy na tsia no resahiko ka! Fa ilay hoe mitebiteby ny olona maheno azy marary.... Tsy aiko na azonao na tisa ilay izy.... I Hery zao io nanome ohatra mazava tsara we: Raha marary mafy i Chirac dia tsy dia izaho loatra no hitebiteby...

31. dadabe
(
12/03/2005 15:35)
mifenty>tany zany fa tsy teto lety a
welie>raha azoko tsara anie izany ny tiandry ambara de hoe" samy misy mitarika ihany ny fiangonana rehetra fa toa ohatrany mandeha ho azy,fa ny an'i katolika ny papa toa ohatrany important be " zany hoe ohatrany hypnotisee izany ny vahoaka kristianina katolika ....sa.... diso aho ..? amiko izay mihitsy ny mety mahalasa saina an'ise io.
:wink: de ampy a

34. routa
(
13/03/2005 10:53)
de ahoana kay tena ny baikon ny io papa io zany no ataon ny katolika a? de azo soloana ve izy ohatra manao fifidianana ve nareo mametraka azy e? izy zao marary an! toa tsy mba misy manolotena mba mandimby azy nefa efa reeeeraka be an! sa tsy azo atao ?
35. sonwin
(
13/03/2005 13:54)
Ny baikon'ny Papa ahona moa izany routa? manomeza hoe ohatra? amiko tsy mibaiko izy fa mitondra fampianarana sy manoro ny lalana marina mitondra mankany amin'ny Fahazavana sy ny Famonjena.Mampianatra ny fomba hiainana ny didim-pitiavana araky ny hafatry ny Tompo. Ary maneho ohatra amin fijoroana ho vavolombelon'ny vaovao mahafaly...Ary izay rehetra lazainy momba ny soratra masina sy ny fiangonana de ekenay ho marina satria ny vavahadin'ny afo be tsy haharesy azy. Ny toerana maha-Papa dia tendrin'Andriamanitra amin alalan'ny fifidianana ataon'ireo Kardinaly maneran-tany..tsy misy fijoroana ho candidat akory fa samy mivavaka mangina miresaka amin'Andriamanitra ny Kardinaly tsirairay ary ny Fanahy Masina no mitsilo azy ireo amin'ny safidiny.Tsy mifampiresaka ihany koa izy ireo ny amizay ho fidiana..fa mivoaka ho azy eo ny lany nohon'ny herin'ny Fanahy Masina. Ny Papa dia Papa foana mandram-pahafatiny. Na osa izy na malemy dia mahatontosa ny andraikiny foana satria ny herin'ny Fanahy Masina no miasa sy manampy azy.
36. dadabe
(
13/03/2005 14:35)
ahan!ka araka ny voalazan'ny baiboly avokoa ve aloha izany e? ka raha samy olona tsotra maninona nby katolika no manoroka ny tongony??????? zah kosa aloha tsy hanoroka tongotr'olombelona e,raha an'A/TRA de zah dakor ,saaaa.... A/tra kely mihitsy le papa de tsy mety diso ary tsy azo disoina hhmmm
:D de ampy e
:D de ampy e
37. sonwin
(
13/03/2005 14:57)
Dadabe zany fanatisme mihitsy an..ara-pinoana io. Borné ao amin bible ianao de ts afaka ny hanana fomba fijery mivelatra loatra.Ka arahina ara-boasoratra sy ara-bakiteny anga izy ity ry Dadabe an? ny tantaran'ny baiboly mihitsy angamba no ts araky Dadabe knou..ianao io angamba toa sahala amin-dry Maihol ireny ka :-D :-D ..ny akanjon'ny Adama sy Eva araka ny voasoratra dia ravikazo , tokony hitafy ravi-kazo koa ianao Dadabe an :-D :-D i Davida mpanjaka nampirafy be mihitsy, tokony hampirafy koa zany dadabe :-D :-D i Jesosy 30 taona vao nanomboka nitoriteny mmhh tokony ho 30 taona koa izany vao afaka manao pasitera na pretra :-D :-D ...i Jesoa izay koa toa lava volo an ..alavao ny volo Dadabe an dia asio volombava :-D kay moa Dadabe ts afaka maniry volom-bava kou :-D , tany amin Joridany no nanaovana Batisa an'i Jesoa (30 taona izy teo an) tokony ho any Joridany koa zany ny olona rehetra no atao batisa rehefa feno 30 taona :-D :-D ..Dadabe o, tsy ratsy kosa ilay manaraka ara-bakiteny an! eritrereto ange e, Dadabe hono zany lava volo an, de misy volom-bava an , dia mitafy ravi-kazo an, dia mampirafy be mihitsy an, dia atao batisa any Joridany :-D :-D :-D ..ataoko biz ihany Dadabe fa milay be ny mieritrerirta ny paozinao amizany :D :-*
38. dadabe
(
13/03/2005 15:12)
sonwin>hihihih milay rehefa mahay mamazivazy e,fa rehefa tonga tokoa ny Tompo hitady izay tena mpivavaka marina dia any isika no mifankahita
hihihihihih :-D :-D :-D :-D :-D de ampy a
fa zah aloha tsy hanoroka tongotr'olombelona ary tsy hanaraka olombelona e,ianao afaka manaraka ,de araho hatramin'ny farany leiroa ,
hoy sonwin>Jesosy lava volo... de inona zao no idiran'izany @le resaka ?????? sa tsy mahita havaly intsony fa mafy lotra le tenin'ny soratra masina nalefako de aleo mananihany sisa ?ambarako anao anefa fa zah de hanambara foana aminao izay voasoratra ao anaty baiboly ka na hambanimbanianao sy rabirabianao aza aho tsy maninona fa zakaiko ,fa ny soratra masina mba araho sao hanenenana (l) :D de ampy e

39. sonwin
(
13/03/2005 15:39)
Dadabe :-D :D za tsy mandrabiraby sy manambanimbany ka, mifanakalo hevitra ange ny ataotsika e, fa isika na oviana na oviana anefa tsy hitovy hevitra satria samy mahita ny lalana hitany mahasoa azy eo amin'ny fiainana. Ny soratra masina araho sao hanenenana..marina zany fa za indray miteny aminao hoe ny didin'Andriamanitra no arahina, ny soratra masina tsy manambara didy hisintomana lesona.Ny Tompo tsy mitady izay mpivavaka marina fa tonga dia fantany ny mpivavaka marina dia izay manao ny sitrapon'ny Ray. Refa samy any isika indray andro any ts hifankahita ka :-D :-D isika tsy mifankafantatra tarehy knou hi hi ..fa mety hoe hifankaheno angamba..toa hitako ianao hiaky ny voalazako amin'izany andro izany :lol: :lol:
40. dadabe
(
13/03/2005 15:52)
hhhmmmm hoy sonwin "Ny soratra masina araho sao hanenenana..marina zany fa za indray miteny aminao hoe ny didin'Andriamanitra no arahina, ny soratra masina tsy manambara didy hisintomana lesona."
de araho ary ny didy,misy 10 izy angamba raha tsy diso aho sa ny anareo efa 1 sisa le hoe " MIFANKATIAVA " de vita???????
andao ary isika lahy hanaraka io didy 10 io ohatra "...aza manao sarinjavatra voasikotra ...." :D de ampy a
"