L'importance du Pape pour les catholiques...

81. sonwin ( 18/03/2005 13:48)
tena nahazo tompoko za klé :lol: mmhh manaja be haingo an.
Raha hisy sipa vaovao hiaraka amiko an..hisy mihitsy angamba ato ho ato ka :wink: zahay hifankatia nge , hiraka foana izany e, dia avy eo hivady, dia avy eo hiteraka..mmhh tsy mampiasa kapoty zany fa tonga de vavany :oops: Ka raha hitandrina ihany!!! tsy ny fanentanana hampiasa kapoty mihitsy no atao hoe fitandremana amiko aloha e.izaho aloha dia manentana ny olona foana hoe aza mijangajanga zareo an..kapoaty natao ho an'i olona tsy ampy sipa...fampiasa ireny refa hividy ilay zavatra (asa-ndevoly izany!)...aza ampianarina mividy entana zany ny gasy fa ny efa mividy aza tsy fidiny.Hatrizay nisy foana ny fomba malagasy tsy mifanaraka amin filazantsara , fa tsy nisy mihitsy ny sida an! ny gasy nge ka hendry na tsy nahalala an'i kristy aza e!! fe refa tonga ny kapoaty an..dia tafiditra koa ny sida? fa nahoana aza no niara-niditra ireo ??
82. Mifenty ( 18/03/2005 14:39)
ary be lainga ity frere sonwin ty ah

Atsy ambadika milaza fa frera ho mopera de eto ndray milaza fa hisy sipa hiaraka aminy.

de aveo bingoina ndray ary tsy valiana tsara le fanontaniako oe fa maninona no ny mompera sy masera no tena betsaka ary mifototra amin'ny fikarakarana ny zaza kamboty???,


Lazao ny marina eh, frera sa tsia?
83. sonwin ( 18/03/2005 14:47)
mifenty> ary manaraka resaka be mihitsy an :lol:
frera za ka, efa novaliako tsara daholo ny fanontanian'ise. ohatra fotsiny ilay sipa satria i Haingo nandray ohatra hoe manana sipa
84. dadabe ( 18/03/2005 17:10)
AHAN !sonwin :wink: :wink:
85. welie ( 18/03/2005 17:44)
ahan sonwin!!! :-p
86. Mifenty ( 18/03/2005 18:09)
ahan sonwin :) :idea: :cry: :wink: :twisted: :!:
87. sonwin ( 18/03/2005 19:33)
ahan za ve? :?: :roll:
88. xxx ( 18/03/2005 22:42)
ny ahy ny tena manahirana ahy sy mahasosotra ahy dia ireto gasy mbola manao rakitra ho an'ny vatican ireto, nefa ny tena efa tsy ihinankanina, sady izay amin'io le olona ao vatican ao manana palais 8 ny pôpy hatrany angabone vita volamena. tena tssss
89. Narilala ( 19/03/2005 08:05)
ny katolika manao ny rakitra aza tsy mitaraina koa i xxx koa no mivonto fo @ izany. Ary i xxx izany koa anie mahitahita ao Vatican ao matoa mahita hoe vita volamena hatrany angabone ny popy e! efa nangery tao @ kabonen-dry zareo angaha ianao no mahita izany?
90. Mifenty ( 19/03/2005 09:00)
hihihihi be fantasme le xxxx io kle hihihi

aza hanina ambolony less le izy ozy i sonwin ahan zay le. hihii
91. dadabe ( 19/03/2005 15:34)
posons x=6==> ca fait xxx=??? hehehe mety efa tao vatika koussa angamba lery kou,io ra sonwin peho kely ao fa mitady ho fetsepr a
heheh :D de ampy a
92. sonwin ( 19/03/2005 15:35)
x=6 => xxx=666, tsy mahagaga raha miteniteny foana
93. welie ( 19/03/2005 17:08)
Narilala... hihihi tena misy mahamarina azy io hoe vita volamena io ny Coupole ka! Zany aloha no nihanaranay tany am-pianarana e! Sa ahoan sonwin?
94. sonwin ( 19/03/2005 19:21)
Ilay vita volamena ve no tian'i welie anontanina?..raha welie no mila hanazavana amin'io de havazaiko tsara fa raha ilay 666 (xxx) iry dia ts miteny aloha za fa ileiry aza manao firesaky ny kanosa dia miafina ao ambadiky satana.
95. Mifenty ( 19/03/2005 19:25)
sonwin hihihi

ny tinla tenenina ve oe tonga eto am serasera kou i satana? hihihi*

Autrement dit, navelan'ny serasera hiasa satana. hihi gaigy ndray iny kle.
96. Narilala ( 19/03/2005 19:26)
Welie! za tena eto Roma no mipetraka, efa taona maromaro izay, ary efa in-dimy niakatra teny @ coupole, fa azon'ny olona rehatra iakarana eny. Fa za aloha tsy nahita mihitsy hoe volamena le izy e. Dia azonao jerena daholo na ny ao anatin'ny coupole na ny ety ivelany. Ary tsy mifidy io na tsy mpino ianao na silamo na inona na inona finoanao dia afaka mijery izany eny fa na dia hatrany @ musée aza no tianao ho visité-na. Mety hahita karazana fanaka vita @ volamena ihany ianao fa raha ny hoe coupole sy gabone aloha dia resaky ny te hanitatra sy miaina @ honohono izany. Raha vonona i Welie dia tongàva aty Roma dia izaho mihitsy no hitarika an'i Welie hahita ny zavatra tian'i Welie ho hita. Mety ho sarotra ho an'ny tsy mahita angamban ny mino raha ilazana fa ao Vatican no tena ihariharian'ny maha Universelle ny fiangonana satria ahitana ny olona avy @ lafivalon'ny tany tonga mivavaka ao, ary tsy katolika ihany ireo na kristianina akory aza ny sasany fa religion hafa mihitsy. Raha afaka manaraka tsara vaovao aza dia hahita matetika @ haino aman-jery ny Pape mandray ireo filoha-na karazam-pivavahana ao Vatican.
97. sonwin ( 19/03/2005 19:33)
Narilala> 20/20
98. Mifenty ( 20/03/2005 09:39)
Narilala fa za kou ve afaka miaraka am welie mankany roma?


raha azoko tsara zany de ny ao vatican ndray no lasa église universelle du royaume de dieu ve sa aona?
99. sonwin ( 20/03/2005 14:42)
mifenty> refa mahita soratra hoa aza mandray ambolony, io mandray ara-bakiteny io ihany no ....
100. sonwin ( 20/03/2005 14:44)
mifenty> saika hadinoko fa tsy mahazo miaraka amin'i welie ela mankany roma fa za sy izy no miaraka refa misy dia aleha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2064