L'importance du Pape pour les catholiques...
101. dadabe
(
20/03/2005 14:54)
sonwin>ary lety fetsepr mihitsy le ,eo lery milaza frera nefa zao indray welie e welie e!
tena bandinanakivy ty ry zalahy fa elao a
narilala> elah zany koa mahitahita kle tena lidinakika koa elah zany raha izany no fandehany
welie>tanjemo ihany ranabavy le kofy eto @serasera fa tsy milay a hafa tsy i dadabe :wink:

102. Narilala
(
20/03/2005 16:07)
dadabe, olona mba miseho ho mpivavaka ianao, mpitanisa soratra masina nefa toa manompa olona. Fa angaha heverinao fa tsy misy saina ny olona no tsy hahalala ny ompa ataonao. Izany no atao hoe fariseo mpihatsaraivelantsihy. Jiolahimbonto antitra ity dadabe tsy mahalala menatra.
103. Mifenty
(
20/03/2005 16:30)
>>>Narilala
Aiza kosa zao izy zé manompa eo?
tsy mahazatra ny masonao fotsiny fa tsy hoe ompa kou.
>>sonwin
nareo kousa rangà mandiso fanantenana mitsy ah. Za efa faly be oe avany am rainiboto zany de makany am rital kle.tssss
Mba ijerevo fika any ry sonwin ny bandy ah. letya.

104. dadabe
(
20/03/2005 16:35)
narilala>okay lesy e,mety ho lasa mompera angamba i toi aoriana kely ao sady efa mahitahita any vatika ,sa havan'laisany mou i Papa ??
106. sonwin
(
20/03/2005 16:46)
mifenty> vao mihetsika nge za e :lol:, dia tsy tiako ela manelingelina aloha
narilala> kalama toi fa io ilay hoe aza miady hevitra amin'olona adala, sao lazain'i olona fa ianao eo indray no adala vao...nefa ianao matotra be mihitsy. Fa zany hoe ny fahitako ilay soratra aloha, satria za frera dia mahitsy fijery be, tsy teny ratsy ilay izy fa ilay dadabe io efa antitra dia tsy de mahita tsara ny voasoratra.Kiaka izay mpihira ao Mada ao ka mety izay no tiany ho tenenina.
Dadabe> kanefa an, azavao kely aloha ny tena hevitrio teny io hoe bandinanakivy io , misy raharaha eto androany raha tsy mazava tsara io :evil:

107. dadabe
(
20/03/2005 16:54)
sonwin>le bandinanakivy lesy alao i mifenty no hanazava azy fa lery no nolaza azy a
fnarilala>le fetsepr de teny sovietika ,fototeny fetsy ary misy fanatsarampeo epr ,de nilatsaka ny y teo @fetsy de zay,izany hoe raha miteny aho hoe fetsepr i narilala de midika izany fa olona fetsy ise
ary ny hoe lindinakika de teny avy any senegal ,fototeny lindi=lundi =alatsinainy ,ary ny kiaka =mpihira
de tsy hitako r;ise zay teny ratsy amizany
MANAOVA SOLOMASO RY ZANDRY REHEFA TSY MAHITA A :twisted: :twisted: :twisted:

108. xxx
(
20/03/2005 17:17)
satana nymaman'ialahy, mety hoe 111,fa tsy 666. katolika afaka aho satria mahalala izay misy ao. ary rehefa dondrona dia akombony ny vava.
109. Narilala
(
20/03/2005 19:25)
aleo ialana fa toa miha midina ambany foana izany resaka izany, mirefarefa @ tany.
110. dadabe
(
21/03/2005 07:22)
narilala>kalma lesy fa resaka anie no atao ato e,resaka tiana hatavy lesy izany zandry a
toray tsiky fotsiny le namana de milay e :D

111. sonwin
(
21/03/2005 07:32)
xxx< ialahy leity 666 a. Niala tamin'ny katolika ialahy satria tsy mety amin fisainana satana ny fahamarinana sy ny fitiavana.Ny kristianina indray de sahy misaho sy mijoro hatrany fy ny 666 miafina ao ambadiky ny xxx.
Zoky Narilala> misy fahamarinany ny teninao , kanefa entina miakatra e, aleo ahitsy ireo olona mirefarefa amin'ny tany ireo.
dadabe> aza atao matavy loatra an, sao lasa obese

112. dadabe
(
21/03/2005 13:48)
sonwin> :wink:
narilala> :wink:
xxx> :wink:
mifenty > :wink: + (l)
welie> :wink: + (l) + :-*
tsiky de ampy hoa
narilala> :wink:
xxx> :wink:
mifenty > :wink: + (l)
welie> :wink: + (l) + :-*
tsiky de ampy hoa
113. welie
(
21/03/2005 20:42)
Fa inona daholo ary izao hifamaliana izao e! Raha izaho alou ny hifamalian'lisany eto dé heheheh.... aleko mitsaoka... Hihi....
Fa resakresaka ihany....
dadabe> aza atao intsony mou io teny tsy fantra io e! Zà kou zao dé nieritreritra hoe nanopa toi! Oki?!
sonwin> avelao ny olona rehefa mba te hiaraka maiko hiaraka fa aza fefena...ok?!
Narilala> misaotra anao @ io invitation io fa ho avy aho ka! Fa mety entiko any daholo reto namana miresaka eto reto ve tsy maninn? ;-)
Nefa zany no nianaranay hoe vita volamena ny coupole ary t@ ilay vola ilay famelan-keloka no nahavitana ilay izy.... tsy aiko ny anran'ilay vola contre ticket famelan-keloka @ teny gasy....

114. welie
(
21/03/2005 20:44)
Dia aleo mba tsy hisy hifanompa ry reto fa inona aza ty a!!! Tsss....
115. cynthia4
(
22/03/2005 03:57)
Il faut apprendre la doctrine Catholique.
Le Pape représente tous les catholiques, comme Bush qui représente tous les américains, comme Ravalomanana qui représente tous les Malagasy.
On suppose qu'il a une grande sagesse, donc on lui accepte. Sûrement, il ne va pas abandonner ses brebis comme Jésus aussi. Il n'est pas comme les autres petits prêtres malins qui chiffonnent sa décision ou la société une fois qu'ils arrivent à leur but de soutirer leur intérêt dans sa congrégation ...
Pape n'est pas Dieu,
Pape n'est pas Jésus Le Christ,
Pape est une simple personne ... comme toi et moi mais seulement il est plein de sagesse, il est miséricordieux ... Il imite ce que Dieu lui a dit par le bias de Jésus Le Christ.
Apilisy

116. sonwin
(
22/03/2005 13:55)
mmhhh mahafinaritra cynthia izany...20/20. Namako be njy eto.
welie>ary ianao zany toa masiaka be?
mifenty>araho hono leisy izy zany an :wink: , hiatakataka aho fa olon-dehibe :lol:
dadabe> dia ahona frera an? aiza ny matavy e?

117. welie
(
22/03/2005 17:45)
sonwin> masiaka zà satria nareo manome sakay ho ahy teo kou! :-P
cynthia4> ahan??? Tsara le fanazavana ka!

118. dadabe
(
23/03/2005 16:08)
welie> :wink: aza matahotsa fa tsy misy ompa tsony eo :-*
sonwin>de inn no malaza any frera a?
cynthia4>bjr chrie!hihihihi c quand le \"mirifatra?\" :wink:

119. hery
(
23/03/2005 16:49)
:-) mivoaka ny vala (euh... lohahevitra) indray dadabe
cynthia4> tsy mahafoy ihany nefa manao vava ambadika an :-p ny any Renirano Telo an tsss.. be sinemà mihitsy
mifenty> Eglise Universelle tokoa ny Fiangonana Katolika... hmmm totologie izany satria ny dikan'ny teny hoe Eglise dia fiangonana ary ny dikan'ny teny hoe Katolika dia Universelle. Ary tsy ny katolika irery no mihambo ho universelle (na hoe katolika) fa ny Fiangonana izay mahatsapa fa iray ihany ny Lohany dia i Kristy... (Ao amin'ny fiekem-pinoana io na ho an'ny katolika na ho an'ny protestanta... ilay hoe Izaho mino ny Fiangonana manerana ny tany - Eglise Universelle - Fiangonana - katolika)

120. welie
(
23/03/2005 17:42)
hery> ary zà marina gaga be t@ ilay fanekem-pinoana an! Nandeha nivavaka zà t@ alahady teo tany @ fiangonana Katolika... dia amin'ilay fanekem-pinoana misy hoe "IZaho mino ny fiangonana katolika..."... Gaga be zà hoe oudry.... fa maninona no hoe katolika ilay izy? Dia zà zany protestante dia nieritreritra hoe tokony hiteny ve zà we "Izaho mino ny Fiangonana protestants..." ??? Mba azavao tsara hoe io Hery azafady... Dia bizz elà...