L'importance du Pape pour les catholiques...

181. Mifenty ( 04/04/2005 18:01)
ny ahy lesy radada ny mampalahelo ahy de lery tsy mba nanan-janaka handova kle


de aona fotsiny zany reo harena be an lery reo le.
182. fijo ( 04/04/2005 21:44)
efa lasa izy izay ka havadio ny pejy e
183. haingo23 ( 05/04/2005 08:43)
Mbola tsy lasa izy ry fijo a! mbola ao Vatikan aloha hatr@ izao.
184. dadabe ( 05/04/2005 09:02)
eee io lehilahy io no lasa fa ny papa misy foana ,io papa ioanie ka faha 266 eme ny papa nifandimby e
185. Mifenty ( 05/04/2005 13:19)
zany v radada

lasa iany ny saiko am le resakareo eto kle

tam voaloan x= 6

taty aoriana ndray novaina x= 2

de nefa oe faha 266 eme izy kou

tsy hay tsony kle.

inona no tena marina radada a
186. sonwin ( 05/04/2005 16:34)
fa raha faha 266eme de maninona?de raha faha 666eme koa de maninona? fa misy olana nga io resaka chiffre io?..ny ahy iza ny numero phoneko asiko 666 foana ny farany mba ho mora tadidy..euh porte bonheur ny nombre 6 ankehitriny, natao fanoharana zavatra hafa izy fahiny.
187. welie ( 05/04/2005 18:04)
Ary rehefa miresaka Pape anie tsy hoe i Pape Jean-Paul II fona akory ry fijo e! ;-)
188. dadabe ( 06/04/2005 03:54)
welie >zay anie hoa e
sonwin>fa tena resaka marina anie izany lazaiko amise izany e,fa tsy haiko klou raha 266 na 267 e,fa zah tsy nieritreritra an'izany chiffre 666 izany kle ,fifanandrifinjavatra angamba izany a :wink:
189. sonwin ( 06/04/2005 11:33)
264 eme leisy izy a
190. Mifenty ( 06/04/2005 13:20)
otrany oe fifanandrifian-javatra ngamba le enina amby enimplo sy eninjato kle.

sa oe inn?
191. dadabe ( 06/04/2005 16:08)
sonwin>merci e,ary zah kounkou diso foana(264 kay fa tsy 266 hhmmm)
mifenty >de iza marina lety no handova an'i papa a?important marina izany a
192. Mifenty ( 06/04/2005 20:34)
ka ny tena tsy fantatra anie lty d izao eh

niteraka ve sa tsy niteraka izy.

asa,?

fa angamba d atao ho fanohanana ny zaza kamboty lesy kou. Normale iany klou zay eh. kopy elah e
193. fijo ( 07/04/2005 23:10)
welie ka lery io no mba nalaza tsara ko.
mety niteraka marina anie lery io e.
194. dadabe ( 08/04/2005 05:46)
hhmm :wink:
195. Mifenty ( 08/04/2005 12:37)


d tsy hay tsony lesy ry fijo na niteraka i lery na tsia fa de ny fitaizana zaza kamboty klou de ny masera sy mopera no tena specialiste ami nio e
196. dadabe ( 08/04/2005 13:07)
tafiditra aoa anatin'ny importance du pape pour les catholiques ve zany resaka fitaizana zaza kamboty izany le ?hazavao lesy ny antony a :wink:
197. annie ( 08/04/2005 14:50)
weeeeeeeee welie!
sonwin!Iza t@ izy 11 lahy apostôly kay no nanome fahefana a'i pape? ipape mantsy 4avril 1978 no naha pape azy? ka iza t@ izy 11 lahy no mbola velona t@ io?Ary raha lazainao fa tena nahazo fahefana tokoa izy naninn no tsy mba nahavita nanangana t@ maty? nefa ny apostôly nahavita satria inn ny antony? nomen'Aa fahefana izy!
namana
198. dadabe ( 08/04/2005 16:22)
hhmm tsara petraka indray izany fanontaniana izany a,
sonwin>io lesy mba valio frera a (l)
199. sonwin ( 08/04/2005 17:12)
dadabe> 265 eme no tena izy e
annie> fa ahona koa aza izany fandraisanao ny atao hoa fahefana izany? fa amin'ny fomba ahona ny fampitana fahefana aminao?
Tsiranana no filoham-pirenena malagasy voalohany...izy nga kay nanao famindram-pahefana tamin'ny Ravalomanana?
Rangita no anisan'ny mpanjaka voalohany teto Madagasikara...izy nga nametra-tanana sa nanome fahefana mivantana an'i Ranavalona III?
Ary hono hoa iza no nanome fahefana ny pasiteranareo hitondra ny fiangonana misy anao io?
raha tena kristianina koa ianao ka nahazo ny fanahy masina naninona no tsy manangana ny maty?
Dia aminao ve izany ny apostoly ihany ny olona nomen'Andriamanitra fahefana? de ahona izany ireo mpitondra fivavahana rehetra ireo? na katolika na mpanohitra?
Hatreto aloha ry annie kely fa raha tsy mazava mbola azo tohizana an
200. dadabe ( 09/04/2005 04:05)
sonwin>merci =265eme
fa zao klou e,ilay ianareo manizingizina hoe dimbin'i masinday piera i papa anie no tena mahalasa saina ny namna e,sady amizay lazainareo fa i piera ihany koa dia papa????? :roll: maizina fa azavao tsara e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1985