Bandy manao ranomanitra
83. xxx
(
11/12/2004 20:59)
nga raha hoe be mpanao de tsara.. vilgera izy rehefa be mpanao
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 11/12/2004 21:28
84. mumu
(
12/12/2004 11:35)
ie matetika alou refa be mpanao de tsara zany e!
betsaka ny olona manao kiraro na akanjo de marka vilgera zany reny olona reny???
samy manana ny tiany io ry xxx a!!
(aza mataotsa manisy ps re e!!)
betsaka ny olona manao kiraro na akanjo de marka vilgera zany reny olona reny???
samy manana ny tiany io ry xxx a!!
(aza mataotsa manisy ps re e!!)
85. ikaretsaka
(
12/12/2004 14:20)
fa tsara jerena koa ilay hoe satria i anoana manoa dia manao koa aho na amaody be aza. Io ilay hoe mitomany randrana tsy hanendrika
mampatsiaro ilay any Bira tamin\'ny hoe lamaodim-behivavay hono ny \'zistankor\" dia manao aby na ilay sipa matavy ne ireny aza dia tsy mahalala menatra intsony..
izay no ratsy
mampatsiaro ilay any Bira tamin\'ny hoe lamaodim-behivavay hono ny \'zistankor\" dia manao aby na ilay sipa matavy ne ireny aza dia tsy mahalala menatra intsony..
izay no ratsy
88. ikaretsaka
(
12/12/2004 17:27)
pitchou> ka izay ange no noteneniko an\'i mumu io e hoe tsy voatery ho rehefa manao azy aby ny olona de hanao koa fa misy ny mety sy nytsy mety aminao
89. mumu
(
12/12/2004 20:26)
ikaretsaka fa nga za niteny an\'zany!! :evil:
za niteny fotsiny hoe tiako be ilay booster an\'ny lacoste iny!! tsy ilay izy hoe be mpanao de tiako fa ny fofony no hitaivako azy!!
za niteny fotsiny hoe tiako be ilay booster an\'ny lacoste iny!! tsy ilay izy hoe be mpanao de tiako fa ny fofony no hitaivako azy!!
94. mumu
(
13/12/2004 10:10)
chipie1 ie 2 iany de aza mivanitika eo njy an!
mihanta fofompofiny iany kalou de ho hita eo ny manaraka hihihihih
mihanta fofompofiny iany kalou de ho hita eo ny manaraka hihihihih
95. kinaoly
(
13/12/2004 12:05)
hihihi, hita wa akia sao de mijabaka ao ka mifandona am-poirô mangotsaka aveou :^) , ny parfum-ny ol kou mankony dia mety ahalalany no toetoetrany (hono) :idea: