Bandy manao ranomanitra
146. mihanta
(
29/12/2004 09:27)
chipie mitongilana mankaiza le sori bilana sao mangalatsa gauche na droite avokoa le izy lol.
148. pitchou
(
30/12/2004 18:51)
azonao kaolina postiche ka! :-D :-D :-D
sady iny tsy marary na voasintona aza
sady iny tsy marary na voasintona aza
152. pitchou
(
31/12/2004 18:15)
sambasamba tokoa tsy lasa kaly e?
fa raha voakiky kosa alou, maninn raha osorana menaka manitra ary e!
fa raha voakiky kosa alou, maninn raha osorana menaka manitra ary e!
153. ikaretsaka
(
02/01/2005 03:57)
ary i pitchou ity tia mihosotrsosotra an :-P
ny anay ilay mifitsitra ftsitra no tianay aloha e
ny anay ilay mifitsitra ftsitra no tianay aloha e
154. pitchou
(
04/01/2005 18:41)
:-D :-D :-D ! kou fitezana ny hoditra ihany izany kou! fa inona zani mifitsitra ftsitra zany alou?
155. welieoelee
(
05/01/2005 14:22)
chipie1
:-D :-D :-D soro-bilana kiraro tongilana hihihi Soa fa kiraro no hitongilana fa tsy zavatra hafa kou! :^)
mihanta
nahazo sopapa be eto mintsy zao fijo io an! Hoho tànana madio.....lava volo (milay klou bandy lava volo e!!!)......sa aona fijo? :lol:

156. fijo
(
05/01/2005 22:41)
welieoelee,an hoy dadanay izay hoe ny sipa no natao holava volo fa ny bandy natao hikiky volo.ary ny bandy matanjaka rehetra dia mikiky aby ny ankamaroany
158. sahary
(
06/01/2005 10:51)
andao ndray mba ranomanitra atao @ volo no resahana eh de @ zay mitohy fôna le resaka
159. xxx
(
06/01/2005 15:44)
volon\'inona aloha io?
misy zao ranomanitra atao @ volonkelika= deodorant ny anarany!
misy zao ranomanitra atao @ volonkelika= deodorant ny anarany!
160. pitchou
(
06/01/2005 18:08)
fijo> poika! steven seagal manao queue de cheval nefa bokony tsara! i jackie chan kou! d zembla kou! d blek le roc kou! tssssss!