Bandy manao ranomanitra

101. chipie1 ( 13/12/2004 13:11)
tssss!! :-D
102. mihanta ( 13/12/2004 13:20)
mivoaka avy ao tsy ranomanitra fa frôm
103. nikopol ( 13/12/2004 17:28)
tsssssssssss
104. mumu ( 13/12/2004 20:26)
de iza amin\'ireo no tian\'ny ramaso? fofom-p... inona???
105. mumu ( 13/12/2004 20:44)
ramaso inona ilay sakafo?
106. mihanta ( 13/12/2004 22:41)
tanjeno fotsiny sao sakafo pourri(lo)
107. fijo ( 14/12/2004 00:08)
mumu an,kay efa misy roa izany.ny ahy alamo mba tsy hitovizako amindry zalahy roalahy ireo ka.
108. pitchou ( 15/12/2004 07:28)
:-D :-D :-D
109. mumu ( 15/12/2004 08:53)
fijo refa tsy masiso fotsiny elà de ça va na Alamo aza e!!
ramaso mahita tenenina!! ary inona nenao?
110. mihanta ( 15/12/2004 19:48)
mumu rofy tsara aza sao d mamofona ihany an hihihih
111. fijo ( 15/12/2004 21:28)
mumu aza manahy ndry e.sasako tsara vao hentiko any. :-D :-D :-D
112. pitchou ( 16/12/2004 06:03)
hihihi! gain ela fijo raha vao manimanitra kely!
113. ikaretsaka ( 17/12/2004 04:44)
ary ny fofon-toaka ve mikoty koa? :-P
iny koa ange misy fofony e
114. pitchou ( 17/12/2004 06:16)
ko efa ranomanitra zany ko! rehefa misotro toaka ange d atao we manimanitra e! fa tsy tiako raha za io parfum io ka!
115. mumu ( 17/12/2004 08:12)
tsy mamely kosa ilay fofon-toaka ka! 8-)

ramaso tsy mbola rehako ny fofonin\'io fa ho jereko any amin\'ny parfumerie!
116. ikaretsaka ( 17/12/2004 18:58)
milay ko io ranomanitr\'i Ramaso io.
ary izy kay klassika be mihitsy an
117. pitchou ( 18/12/2004 06:14)
d ho jerevana zany le ranomanitrao ramaso an!
118. dezy ( 18/12/2004 10:50)
nena ploum-ploum tapohana vanila sy kanel
119. welieoelee ( 18/12/2004 11:10)
dezy :-D

izaho aloha dia tena tia bandy manao ranomanitra e! Tsy voatery hoe ny bandy-ko io akory an! :-P
Amiko tsy ny sipa ihany no tokony hi entretenir ny vatany fa na ny bandy koa ary. Un mec qui sent bon...hummmmmm (mumu :lol: )
Misy zavatra ho lazaiko ity fa aza mitsara ahy an! :/
Izaho rehefa mahita bandy dia tsy maintsy ny apparence-ny aloha. Tsy midika io akory hoe inona ny marque akanjony na kirarony (sao misy milaza eo indray hoe maté kay i welie io :x ), fa raha hoe mitaratra madio ilay bandy na non. Hita foana io (izaho aloha mahita e :-P ). Par exemple.....akanjo madio sy tsara pasoka :lol: , hoho tànana madio (io anisan\'ny critères-ko an! :-D ) etc.... Hisy hilaza izao hoe \"raha avy niasa izy ka maloto ny tànany izany?\" Fantatra foana hoy aho. Mba diniho anie e! Miavaka foana hoe \"mi-/makarakara vatana kosa zany bandy izany an!\"

Ka maika ary moa ilay hoe bandy manitra...hummmmmmmmmmmm

120. ikaretsaka ( 18/12/2004 18:54)
wellie>fa zao ange misy lamaody manao jeans malotoloto sy volo asaritadritaka be sy volombava tsy miaratra e :-D
saingy manitra \"alamo de fijo\" ohatra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8941