Bandy manao ranomanitra

61. kinaoly ( 09/12/2004 14:08)
ramaso> aza mampanambotra ol lety fa tonga de manamboara elà jerevana :wink:
62. nikopol ( 09/12/2004 18:47)
ramaso ty ranomanitra be hono i mumu io
63. fijo ( 09/12/2004 22:21)
dia inona hono ny ranomaniny?
64. ikaretsaka ( 10/12/2004 00:03)
eny tokao hoa
65. mumu ( 10/12/2004 09:48)
nikopol iza no nilaza an\'là an\'zany,

ramaso anjaso eo pôly de izy amboarina!

raha ranomanitra ho an\'ny lehilahy wa de booster lacoste fa nareo ve tsy mamaky ry fijo sy ikaretsaka e???
66. nikopol ( 10/12/2004 10:00)
mumu ohatran\'ny efa henoko le izy hihihi
67. mumu ( 10/12/2004 12:00)
nikopol milay be io!!
68. chipie1 ( 10/12/2004 12:37)
mumu i annn no manao anio e? :-P
69. mumu ( 10/12/2004 12:50)
chipie1 ie hummm manitsa be ery!!
70. ikaretsaka ( 11/12/2004 02:25)
lacoste ve le... neveriko fa mba hoe le liksa be hoe Dolce, na armani na hermes le! :roll:
71. mumu ( 11/12/2004 10:47)
fa nga refa luxe vao tsara!!
72. mihanta ( 11/12/2004 11:27)
mumu manana resety hafa nga njy?mba meo za
73. ikaretsaka ( 11/12/2004 14:16)
mumu> normaly yeah.
2cv sy Roll\'s io. Damy mandeha fa manaitra kokoa ilay mandeha Roll\'s
74. mumu ( 11/12/2004 18:01)
ikaretsaka ranomanitra ve de ampitovina amin\'ny tômôbil e!!
nena kalou refa tiako ny fofony de zay e tsy rarahiko na lacoste na dior na armani na hugo boss na jp gauthier e!!!

mihanta refa mahita za de omeko sopapa njy!
75. ikaretsaka ( 11/12/2004 18:07)
dia izany ny anaovako kenzo nge e :wink:
76. mumu ( 11/12/2004 18:16)
ilay fofony no hitiavanao azy sa ilay marque?
77. ikaretsaka ( 11/12/2004 18:18)
izy 2 mitambatra
78. mumu ( 11/12/2004 18:29)
fa inona no jerenao aloha?
fa entre pas tsara klou kenzo e!
79. ikaretsaka ( 11/12/2004 18:36)
Ny ahy aloha ny fijereko ny zavatra anaovako matetika de
ny presentE-ny aloha .. dia ny fofony (raha ranomanitra) .... dia placen\'ny olona manao azy eo @ societe , ny asany , sy ny karazan\'olona manao azy (le rappeur be ireny ve, le bezesta be reny ve..)
dia ny discretion-ny.. tsy ilay tampitra manao azy aby ny olona rehetra satria manao azy ilay vedety ots zao sy zao
80. mumu ( 11/12/2004 19:47)
hihihi
io ranomanitra io kalou de tiako be!! doux be sady discret!
ok ok ny mpanao azy de ny bandy be zesta be reny sady djiuoulambout reny matetika! :x
ka matoa izy io be mpanao de tsara zany!! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2566