Bandy manao ranomanitra

21. pitchou ( 29/11/2004 18:38)
zà kou alou d tia lehilahy manao ranomanitra raha toa ka hainy ny mifidy izay ety aminy ary hainy ny mampiasa azy! ny ranomanitra koa amiko tokony ampifanarahana @ tenua anaovana fa tsy dia hoe ranomanitra d izay!
22. fijo ( 29/11/2004 22:44)
kally>fa inona no natao tao aminy tao?ih,ih,ih
za aloha tsy manohitra izay tia fa za manokana dia tsy mahazaka an\'io zavatra io.
23. ikaretsaka ( 30/11/2004 03:56)
ilaina fahaizana koa ange ny mifidy ranomanitra mety @ tena e... na an-dahy io na am-bavy
24. kally ( 30/11/2004 08:07)
fijo>inona moa no natao tao fa dia nivory e!
marina e!misy ny sasany tahaky ny matahotra ny ho maimbo!
25. nikopol ( 30/11/2004 10:27)
kally marina zany saingy le finesse ange no tena mety e !
26. sechat ( 30/11/2004 10:41)
fa naninona an\'i nikopol koa i nesy? :-D :-D :-D
27. chipie1 ( 30/11/2004 11:39)
mumu> nena le gorgio armani iny kou humm
28. ravatorano ( 30/11/2004 11:48)
za tsy contre ary ombako ilay teny hoe ranomanitra mba tena an ny lehilahy sy tsy manitra b.nenah aloha deodorant ireny no mba ampesaiko fa le ranomanitra tsy d zakako loatra fa na izany aza inn moa no olana amin izany , tsara ny manimanitra ffa ny manitra b manimba orona sy fanamboloana tsy andrenesana vary manitra dray :-D :-D :-D
29. sechat ( 30/11/2004 12:41)
ravatorano> arakaraka kosa angamba hoe ffna inona le izy e!
30. ikaretsaka ( 30/11/2004 14:04)
nena zao kenzo... de ahoana?
31. sechat ( 30/11/2004 14:28)
ikaretsaka> tena saika izy.... fa tsy izy ndray :-D :-D :-D
32. chipie1 ( 30/11/2004 14:33)
:-D :-D
33. ikaretsaka ( 30/11/2004 14:37)
Chipie>. le \"enz\" fotsiny no tsy izy fa aza kmeme ratsy eo eee
34. chipie1 ( 30/11/2004 14:40)
kefa tsy izy zany!
35. ikaretsaka ( 30/11/2004 15:08)
ka le \"enz\"e ange \"ange\" e d \"ange\" no mameno ny banga :-D
fa andramo ihany aloha ko

Izy de tsy izy ahoana??
io nga manaikitra orona izany?
36. chipie1 ( 30/11/2004 17:24)
tsy manaikitra orona fa manaikitra inn?, :-D :-D
37. fijo ( 30/11/2004 22:06)
ny ahy alamo no ampiasaiko dia ok tsara.
38. pitchou ( 01/12/2004 03:39)
karetsaka> kenzo inona? l\'eau?
39. ikaretsaka ( 01/12/2004 03:39)
ramaso ty letsy tsss. akipio io maso io fa mahita loatra ka!
40. betty ( 01/12/2004 08:50)
Ary tsisy tia anle \"Amor Amor\" ngah :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4905