Bandy manao ranomanitra
181. pitchou
(
14/01/2005 08:51)
vidio kambony fijo a! d isaky ny mifanena @ karetsaka enao dia dia ashoy azy! hihihi
na irony patalou malalak b irony anaovana d miborotsaka fona d hitan\'ny olona :-D
na irony patalou malalak b irony anaovana d miborotsaka fona d hitan\'ny olona :-D
184. ralambo
(
25/03/2005 06:57)
Ny anao kosa dia tena hevitra maloto e! dia ireny sipa be dia be manao ranomanitra ireny izany dia matahotra ny ho maimbo koa? :-D dia aza mora tezitra an! ;-)
