Misy sahy ve?

141. dadabe ( 16/02/2005 04:56)
hery>io lety fa mivoaka tsikelikely ihany na dia miafina aza,yonikasy methode heu heu heu heu ,de i karetsaka sy i.....,de i ranaso sy i maitresss,de i fijo sy poupou de ,i dadabe sy bebe milay e,
manom,boka sahy indirect lety reo fa mody fanina fotsiny a 8O
142. Ramaso ( 16/02/2005 19:56)
zay nge wa e//
de hery sy iza de bichette sy iza ??
143. dadabe ( 17/02/2005 10:21)
ramaso>hery sy??? de bichette sy???enga anie ka tsy ho lasakovavany
144. bichette ( 17/02/2005 10:45)
ttssss !!! aza mifanonontonona anarany moa e ! indrindra raha zavatra tsy fantatra moa ry reto a ! dadabe an ! mahazo fessé eo an :roll: 8) :D :-D :-D
145. bichette ( 17/02/2005 10:46)
dadabe, bichette sy i bichette ihany
146. methode ( 17/02/2005 10:47)
Hihihi!! Misy diso methode ao!!! Hihihi
147. dadabe ( 17/02/2005 13:08)
diso methode satria bibi+bibi hono zany ve dembo mety le sipa+sipa=lesbienne kle
148. bichette ( 17/02/2005 13:50)
ilay hoe bibi aloha tsy i bichette mihitsy
i bichette + bichette = bichette wa e !
149. Ramaso ( 17/02/2005 14:33)
tsy mety kosa zany bibiche an! leeeetie e.. ao tantarao fa tssss.. tsy gafiako nge e
150. dadabe ( 18/02/2005 04:03)
ramaso>milay zandry e
bichette>miandry anjy hitantara aho :(
151. mumu ( 18/02/2005 09:58)
dadabe tsy miaraka mintsy ny maitresse sy ny mpianatra!
152. dadabe ( 18/02/2005 10:24)
atansion nao maitress fa mety ho possibl zany a hhmmmmm 8O
153. chipie1 ( 18/02/2005 13:08)
:-@ :-@
154. mumu ( 18/02/2005 13:16)
dadabe tsy possible aminay zany!
155. bichette ( 18/02/2005 15:46)
ny tantara ve ?
raha nitsangatsangana tao an'ala aho indray mandeha dia nahita amboadia ratsy be izay, dia niseho namitapitaka teo ilay amboadia, soa aho fa efa nahazo anatra maro dia maro tao amin'ny serasera raha nifampitafa sy nijery ny forum dia efa mailo ka tsy azony.
vita tompoko
156. chipie1 ( 18/02/2005 15:58)
sotsa any i bichette aniza njay zao !
157. yonikafopl ( 18/02/2005 17:30)
tsara kosa le tantara bichette an, merci =D>
158. booboo ( 18/02/2005 18:08)
bien fait pour le méssant grand loup
159. Ramaso ( 18/02/2005 18:37)
io ndray koa i bichette fa be vava nefa rehefa tour-ny dfe tsy sahy akory... meko eo ko ndry fa
160. yonikafopl ( 18/02/2005 22:37)
ramaso oujiiiiiii
efa nitantara ange i bichette io eee!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6506