Misy sahy ve?

121. cutie ( 04/02/2005 23:03)
yonika
io efa voalazan-dramaso io ny anay :*
122. methode ( 05/02/2005 00:09)
yonikafopl> Rehefa misy ny antsika de izay za vao manana halefa eto!! Hihihi :roll:
123. yonikafopl ( 05/02/2005 00:41)
methode inn ary ty mivadibadika ty e!!!
Tokou za efa navoakanjy ny varavarana fa tsy manome hafanana isa-maraina??. Sa hasiana ndray ve??? :-w
124. dadabe ( 05/02/2005 08:49)
ramaso:miandry ny tohiny lety zahay a,sa elah tsy ampy methode de tsy tafavokan'ial;ahy ilay izy hihihihi :D
atomboy ry yonika
125. methode ( 06/02/2005 22:02)
yonikafopl> De miandry an'i yonikafopl indray hono izany ny olona koa! tSy za no nivadika fa ny andro! Le andro mihitsy izany no tsy mety amintsika!!! Hihihi
126. yonikafopl ( 06/02/2005 22:02)
dadabe ka efa we zany kou, tsy lany match tany @ methode za fa tsy nahafeno fepetra de navoakany ny varavarana, f aaleo izy no hilaza raha toa ka tiany haverina injay ilay lasanay :-P :-@
127. Ramaso ( 07/02/2005 03:54)
hidio karetsaka ry yonika zany varavarana iznay fa courandera be a
128. Ramaso ( 07/02/2005 05:05)
antseeeeeeaaaaaaay e..
be methode be ngamba de tsy narahan'i nenfara tsara ko :-*
129. booboo ( 07/02/2005 10:45)
kay lasa nenfara yonika ? s'lut nenfara
130. Ramaso ( 07/02/2005 20:11)
ieee. nenifarany io fa aokanao.. de pitchou nenitoanay!
131. booboo ( 09/02/2005 15:29)
:-D :-D :-D
132. ikaretsaka ( 10/02/2005 01:00)
zara ny hevitro manokana aloha de aleo mihitsy ela zay e.. manana maitresse .. manana nenifara sy nenitoa .. dia mba henoy izy ireny!
133. methode ( 10/02/2005 09:15)
yonikafopl> Mbola tsy nanomboka akory le tantara de tapitra! Hihihi!!! Mety simba angamba ny film!!!
Ho lasa bebe sy dadabe eto daholo ihany mbola tsy misy manomboka!!!
134. yonikafopl ( 10/02/2005 15:23)
ramaso hiiihih mora mahazo nenifara kosa kou!!!!
methode hihihihihih @ herintaona toa izao za mampanantena anareo fa hametraka tantara amzay . :-w :-@
135. ikaretsaka ( 10/02/2005 15:35)
eeeenganie enganie...
yonika.. etsy zato izy !! tsofiko rano tsara mihitsy!
136. methode ( 11/02/2005 21:10)
yonika> Izany ve? De miandry izany za ko!!
137. Ramaso ( 12/02/2005 07:38)
atao mariazy i nenifara yonika sy methode??? oueeeeeeeee
hinana gato ihany ny tary le!!
138. methode ( 13/02/2005 11:49)
Ramaso< Efa gaté ny gato amin'zany heritaona izany!!! hihihi
139. yonikafopl ( 13/02/2005 23:34)
Ramaso hihhihihihi mbola tsy confirmer fa mbola vao hanontany an'ilay future dadafara sao misy fefy tsy azo hihoarana ao ka tsy afaka mitsambikina izy kou :-w
methode hihhihihi le gateau tsy mety simba reny no atao ka
140. Ramaso ( 14/02/2005 13:35)
wesh wesh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0945