Misy sahy ve?

221. yonikafopl ( 14/04/2005 22:17)
tena androany za vao naheno anzany njay kle,
222. pitchou ( 17/04/2005 17:45)
eny wa! le mahita volana alohan'ny biby dia tena marina ara-tsiansa sy natiora manko!
223. methode ( 18/04/2005 21:53)
De atôvy izay ifanarahanareo ao fa mety daholo na biby na abib na abobo!!! Hihihi :lol: :lol:
224. yonikafopl ( 19/04/2005 00:02)
tssss tena tsy hita tsony le akitera am le tantara kleeeeee :(
225. kitjo ( 20/04/2005 06:38)
oadray

dadabe ngah maika hitelina akondro sa ahoana ary zany?
kalou dadabe fa tena mbola lafo b ny vidim-bary zao nefa tsy maintsy asiana vary fa tsy vitan gato fts
226. yonikafopl ( 20/04/2005 10:20)
kitjo tsssssssssss za nanantena we nitondra le tohin'ny tantara njy kleeee
:( :(
227. methode ( 20/04/2005 22:18)
kitjo:

oadray

dadabe ngah maika hitelina akondro sa ahoana ary zany?
kalou dadabe fa tena mbola lafo b ny vidim-bary zao nefa tsy maintsy asiana vary fa tsy vitan gato fts


Kijo> Ka efa fararano kosa any amitsika izao ko!!! Hihihi!!! Sao kenda eo io dadabe io manoa teli-moka
228. kitjo ( 02/05/2005 15:35)
tena tsy mahatratra an' ity ririnina ity ilay izy raha izao no atao ry methode fa aleo ividianan akondro amin' izao aloha i dadabe fa manaraka ndray asiana an' ilay izy...hahha
229. yonikafopl ( 02/05/2005 19:23)
raha kenda dadabe za eto hipepeka ny lamosiny methode a!!

kitjo tssss leee aiza ihany azany eee
230. methode ( 04/05/2005 22:25)
Mbola samy miandry zany ko! Mety tonga de lehibe le zaza!! Hihi
231. methode ( 07/05/2005 10:14)
yonikafopl> Efa heritaona izay nefa mbola tsyhita foana!! Hihihi
232. bichette ( 09/05/2005 13:59)
inn ono zany resaka izayny ry zoky methode fa tena tsy araka intsony :snif:
233. methode ( 10/05/2005 00:44)
bichette> Njy oa aza be konetaka oahtran'io fa mahamenatrolona!!! :oops:
234. kitjo ( 14/06/2005 21:12)
methode> firy taona le hitan Methode t@ fihaonana iny? hihihi
235. yonikafopl ( 16/06/2005 07:05)
kitjo aiza amzay le tohinyyyyyy:(:-w
236. booboo ( 16/06/2005 11:12)
adinon'i kitjo ndray oe nampanantena tohiny izy lé
237. yonikafopl ( 17/06/2005 06:39)
f'hita wa ry booboo, ary njy kou vetivety de hita de vetivety de tsy hita njay ann:-w
238. fijo ( 22/06/2005 21:00)
le fomba fiteny no asiako resaka kely.samy fiteny izy roa ireo.na "
mahita volana alohan'i abiba"na"mahita volana alohan'ny biby"
abiba dia efa nisy nanazava tery ambony ary marina io fanazavana io.fa ilay hoe alohan'ny biby koa dia marina satria ny BIBY dia mahita io volana io alohan'ny ahitantsika azy.
io toa ny tsunami e.isikambola mizesta ery amorondrano ny biby efa lasa rifatra nitsoaka.
239. dadabe ( 25/06/2005 18:08)
ary ahiko ho zah ihany no hijoro vavolombelona eto raha izao no mitohy kle .

aiza ianao rahery a,tsy ho ela e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101