Misy sahy ve?

181. methode ( 06/03/2005 14:41)
Mbola mananona... zay. Manamboatra programa!!
182. ikaretsaka ( 07/03/2005 05:41)
mbola mikandra be zahay sy kitjo fa tohizana fa aza manahy e
183. bichette ( 07/03/2005 09:49)
ika > tsy manana fijorona vavolombenona ve ianao par hazar ? :°)
184. yonikafopl ( 07/03/2005 14:46)
miara mitsikombakomba ao njay kijto sy Ika an, tantaran\'i kijto hono fa i Ika no hiara miasa aminy ao :P :-@
185. methode ( 07/03/2005 21:28)
Ikaretsaka> Tandremo sao asan'ny maizina no atao ao an!
186. yonikafopl ( 07/03/2005 22:09)
oupssss, mbolamankafy le 2eme episode zareo de tsy manana fotoana hitantarana, miandry fona zahay eee!!
187. kitjo ( 08/03/2005 08:44)
hahaha
kouklou reto an
mbola mandamindamina kalou d sahirana
fa misaotra antsika namana rht teto aloha d miandry ny manaraka koa. Aza afenimpenina refa raikitra fa mba teneno koa...hiihhi
188. chipie1 ( 08/03/2005 08:49)
kitjo > misy ilay tia miafina nge :-D , alamino tsara klou aza e :-*
189. methode ( 10/03/2005 23:51)
8O :-P
190. dadabe ( 11/03/2005 17:01)
fa le tohiny ve misy idiran'i karetsaka sa le kozy mihitsy no mivadika de lasa tsy i kitjo sy le joba no teny @aeroport fa lasa kitjo sy ikaretsaka no niaraka sy mifandamindamina sady sahirana hehe =))
191. yonikafopl ( 12/03/2005 11:34)
dadabe hihihih kitjo sy le joba??? non kosa satria tsy resaka lesbo le izy e hihihih
aleo miandry ilay tohin'ny tantara ngamba no mety e!
192. dadabe ( 12/03/2005 16:03)
yonika>hhmm efa antitra marina zah zany kle :D :D :D (l)
193. yonikafopl ( 12/03/2005 19:33)
dadabe hihihihihih
194. dadabe ( 13/03/2005 16:42)
yonika> :wink: :wink: :wink: :wink: (l)
195. kitjo ( 15/03/2005 07:10)
tena efa antitra dadabe tsy mahay manavaka lahy sy vavy tsn v? hhihhhihi
:-D :-D
196. Ramaso ( 15/03/2005 07:39)
:lol: =)) :-$
197. yonikafopl ( 15/03/2005 16:57)
:-D
198. methode ( 17/03/2005 00:53)
Mbol
199. dadabe ( 17/03/2005 10:56)
le size atonareo sarotsa de tsy arak'i dadabe le izy
sady le size ane toa hafa fa ovanareo e,nareo koa ane fetsepr mitsy e :roll:
200. methode ( 18/03/2005 23:42)
dadabefetsepr>Tsara atao fanampin'anaran'i dadabe mihitsy angamba le fetsepr!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1034