Misy sahy ve?

161. ikaretsaka ( 19/02/2005 00:08)
aiza le?
162. methode ( 19/02/2005 00:16)
:twisted: Mety ny zafikely sisa no hamaky ny tantara eto fa toa samy miandry miandry fotsiny!!!
163. dadabe ( 20/02/2005 09:52)
methode>kalm fa efa manomboka izy izao,saingy mbola be no tsy ampy methode
bichette>misotsa fa zah tsy misy madinika,menatsa be aho fa kay indry mahay be :cry:
164. bichette ( 21/02/2005 10:45)
ramso > tandremo sa izah ivelan'ny vala
165. Ramaso ( 22/02/2005 04:36)
ooo zafady ky bibi a.. fona za fa tsy koboko le izy!
166. dadabe ( 23/02/2005 13:55)
aleo anjaran'i methode ary ee,de mba enaranay ny methode fitantaran'i methode heheheh milay e (l)
167. methode ( 23/02/2005 22:57)
dadabe> Sao de efa misy lehibe aloha ny zafikelin'ingah de misy tantaraina amin'izay!!! Hihihi
168. dadabe ( 28/02/2005 13:07)
ie maromaro ihany izy ato @serasera kah ,afaka mifidy ianao leiroa heuheuheu :D
169. kitjo ( 03/03/2005 15:36)
avy aiza ka hatraiza no tantaraina fa ny anay lava be? hahhaha

2eme episoden le Tantara tsy adino tary @ Fitiavana :P :-*
170. cutie ( 03/03/2005 16:51)
kitjo
Ny 1 akia de ny eo antenantenany de ny aty aoriana. :)
171. booboo ( 03/03/2005 17:04)
kitjo>hitako no 100 taona tsy hitahita, kay mbola nisy 2ème épisode hotantaraina kouh ! hihihihi
172. methode ( 03/03/2005 20:54)
Manahirana izany dadabe raha be loatra indray a!!
173. kitjo ( 04/03/2005 08:11)
Ho an'zay nanaraka le 1ere episode d mitohy ilay izy izao
Sady tsy @internet tsn na phone fa direct...hhihi
Efa 1 semaine izay.

Ny teny @aeroport no somary samy nangovitra kely t@voalohany...hhihihi

Avant- 1ere izay fa aleo manaraka tantaraina... :P (l)
174. methode ( 04/03/2005 10:03)
kitjo< Rahoviana indray ny manaraka de aiza? Hihihi :lol:
175. booboo ( 04/03/2005 10:09)
hihihihihihi
176. yonikafopl ( 04/03/2005 20:32)
oupsss saika tara marina!!!
kijto hummmmmmmmmmmmm miandry le tantara ary oooo!!
177. dadabe ( 05/03/2005 08:58)
haindry zalahy mihitsy ity omeko tsy homeko ity a,lasa lamaody eto @serasera io raha izao no mitohy kle,rehefa mitantara de atoovy hatramin'ny farany fa omeko loka Vomadilo hihihi :lol:
178. booboo ( 05/03/2005 09:56)
dadabe>ise aza atsy ambadika atsy manao mbola hitohy koa kouh :twisted: :-D :-D :-D
179. methode ( 05/03/2005 20:48)
De mbola hiandry ny zafin'ny zafikely koa izany ko!!!
180. yonikafopl ( 05/03/2005 21:57)
mbola variana maninn ary ry kijto sy ilay notsenainy teny am aeroport no mbola tsy tonga manohy ny tantara kleeee :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0879