Misy sahy ve?

101. bichette ( 28/01/2005 07:53)
ramaso > ny vitantsika sy ianao ve ? pas grand chose encore
dadabe > temoignage avy aminao izao no andrasana koh
102. yonikafopl ( 29/01/2005 13:17)
Ikaretsaka ooooooooo
aiza eeee
dadabe alefaso ary ilay tantara
103. chipie1 ( 29/01/2005 13:35)
indray andro hono ... :-D
104. yonikafopl ( 31/01/2005 13:30)
ramaso za mbola tsy manana ho tantaraina kou, :-P
105. ikaretsaka ( 31/01/2005 19:35)
ao tantarao fa tssss
106. yonikafopl ( 31/01/2005 21:08)
tantarao kaloui le tohiny ry Ika a!! :-P
107. ikaretsaka ( 31/01/2005 21:48)
mbola eo am-panaovana le tohiny zahay zao ka :wink:
108. fatsoraly ( 31/01/2005 22:20)
ahahaha! manja e! :wink:
ary ramaso ity mahitahita an! :)
109. cutie ( 01/02/2005 02:37)
ze nahita ny sahaza ihany anga ny mahazo mijoro vavolombelona sa ny nahita namana koa mahazo . ??? :wink: :wink: :wink:
110. cutie ( 01/02/2005 21:05)
hihihi ramaso voaray 100/100 :-*
111. fatsoraly ( 02/02/2005 22:20)
tena mahitahita mihitsy ramaso ka. tsy mandainga ny anarana :wink:
112. yonikafopl ( 03/02/2005 20:49)
de tantaraina ange le izy ry ramaso sy cutie fa tsy ny titre fotsiny no ampiderainareo eto eeee :lol:
113. ikaretsaka ( 03/02/2005 20:51)
eny tokao hoa!
114. fatsoraly ( 03/02/2005 22:45)
aokanareo kosa ramaso e! fa ra mijery film ry zareo de maninn fa cutie angah tsy mahazo mijery? hihihi
115. cutie ( 04/02/2005 18:10)
nareo ve tsy mahalala we top secret io e .lollllllllllll
116. cutie ( 04/02/2005 19:23)
ika sy yonika njay io miombokombon-kevitra io . :-*
117. ikaretsaka ( 04/02/2005 19:43)
tssssssss :-*
118. methode ( 04/02/2005 22:21)
Ny spectateurs daholo no présents ato izany fa tsy mbola misy mpilalao ko!!! :D :-P
119. cutie ( 04/02/2005 22:26)
methode
ka i hery tsy mety manomboka kou , iza ary ny hanomboka eo .lolllllllllllllll
Sa alefaso miatomboka @ methode aza e. lollllllllllllllll
120. yonikafopl ( 04/02/2005 23:00)
cutie de ho secret fona ve tsssssssss
methode alefaso ny anao kalou ary ee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1805