Misy sahy ve?

61. vegas ( 14/12/2004 12:29)
sao dé elah no vaovao?
62. chipie1 ( 14/12/2004 13:08)
methode< ie mbola mifono sachet io :-P
63. fijo ( 14/12/2004 21:00)
mihanta za tia vao.
64. damaopa ( 15/12/2004 06:32)
teto hono i Landivola no nahita an\'i masina Maria raha tsy diso aho fa tsy tsaroako intsony
65. admin ( 15/12/2004 17:01)
very amin\'ity resak\'i damaopa ity indray aho...
66. mihanta ( 15/12/2004 18:30)
teto am forum nahita damaopa
67. fijo ( 15/12/2004 20:44)
fa ahoana ry admin.ko zara aza misy damaopa ko
68. yonikafopl ( 15/12/2004 21:00)
mba le tena resaka rey olona alefa a!! zahay mba efa tena te hahita vaovao azon\'ny namana kleee :-P
69. methode ( 15/12/2004 22:00)
yonikafopl> Ka tsy mahita lazaina ry zareo de mirediredy sisa! Hihihi
70. yonikafopl ( 17/12/2004 19:24)
tss de hamaky rediredy eto zany kou :roll:
71. methode ( 19/12/2004 12:07)
yonikfopl> De lasa mirediredy koa amin\'izay!
72. cutie ( 26/12/2004 21:07)
in tokoa le ijorona vavolombelona fa tsy arako intsony . :(
73. lanto ( 26/12/2004 22:01)
loll cutie
ny valiny voalohandohany ihany no izy, ny sisa dia efa resaka halavaina fotsiny.
74. cutie ( 28/12/2004 15:03)
manin mou raha tsy atomboka @ hery le izy de avy eo manaraka daholo ny pokona lolllllllllllll
75. booboo ( 28/12/2004 15:45)
bonne idée ! mdr
76. methode ( 28/12/2004 22:26)
Ze manana lazaina manomboka fa za aloha mbola tsy manana lazaina hatramin\'zao!! Sady tsy te-hirediredy!
77. yonikafopl ( 30/12/2004 12:28)
cutie zay angamba no mety, sady hery no nandroso ny hevitra de izy atao fitaratra zany , arahan\'ny namana rehetra. :-P
78. fijo ( 30/12/2004 21:44)
lasa izany rahery annsady vaovao izao ny taona
79. ikaretsaka ( 30/12/2004 22:26)
zay ny bonane angatahin\'ny pokona @ ndrahery ary :wink:
80. fijo ( 30/12/2004 23:13)
izay mihintsy,tarito rahery an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.35