Misy sahy ve?

21. ikaretsaka ( 15/11/2004 01:06)
-misy namana 4 dahy zahay dia mizara teknika ana gitara sy basse ato ambadika ato dia mitady partitions sy notes dia mifampizara.. ary manampy tokoa ilay izy

-ny ankizy hatrany antanana sy lehibe tany (Bira) ka mpikambana namana de lasa nifankafantatra aby.. tao ro nahalalana fa misy kay ato namana niray kilasy, niara nipetraka , mitovy mpampianatra sns.. 9zay hatrany ka liana te hiaraka aminay dia http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewtopic&topid=t40f2f4a3de2d8

22. fijo ( 15/11/2004 22:44)
ny ahy izany dia izao e.nahitako namana tena nanampy ahy be tato.(tamin\'ny resaka guitara ohatra dia manome fanazavana be ahy ny namana)
ary nahitako ny fifampatokisana koa tato satria ohatra misy avy dia manome N° tel ahy satria misy havana mety handalo any aminy.
raha tsoriko izany dia nahitako namana azoko nitokisana tato.ary ampy ahy izay.
23. ikaretsaka ( 16/11/2004 04:02)
nahafinaritar aby na ny nihanihany na ny fianarana traikefa etsy sy eroa (kabary, recettes-ntsakafo,fikam-pitiavana rehetra...)
ny namohafoha ny fahiny tany Bira fony fahakely.
ny fianarana sy fampianarana mozika anay ao ambadika ato (fitadiavana partitions.. figafiana hira masina! euh tsy hoe gafy angamba fa manao rearrangement hira masina izany e)
Ny fijerena ny firehan\'ny namana na ara-pivavahana na ara politika...
24. bichette ( 16/11/2004 07:38)
za koa nahita namana azoko hizarana ny mahazo ahy rehefa tena tsy tantiko. Nahita namana patients hi hi hi hih i !!!!! nahita blague maro, nianatra zavatra maro dia maro ..... nahafantatra an\'i hery.
25. angie ( 16/11/2004 09:49)
za tena faly mihintsy fa nahita fanalana andro aty ampiasana, sady mba miteny gasy foana, manoratra mantsy e. Ankoatry zay dia nahita namana virtualy be dia be fa kou tena misy tena namana, tsara feo, mbola tsy hitako mivantana fa antarobia sy antsary, tena mihaino hira gasy foana, tapatsinahy mahita dikanteny malagasy ....(visa a) hiiihhi

Misaotra ny namana rehetra dia ho ela velona ange ity site ity e
:-*
26. bichette ( 16/11/2004 09:57)
misy virtoaly misy ny reel kosany e !
27. six ( 16/11/2004 09:57)
za kou!
28. six ( 16/11/2004 10:05)
oups! ny tiako tenenina we nahita fanalàna azy, saingy am le resaka 1 zay hotran\'ny ts nety, ngamba ts serieux !!!!
29. wawawa ( 16/11/2004 17:34)
Za niditra tao @ le forum \"Anay hatrany Bira\" de hitako hoe kay mifankafantatra ny be sy ny maro ao!!!
30. kitjo ( 16/11/2004 18:15)
Mahafinaritra e!

Za zany mpiresaka @ wawawa @ hafatra fts....kanjo hitany sariko dia kay olona mpifanena amiko isan\' andro sady tonga izy dia nitsatoka be any @ zavatra tsy azo nolavina mihitsy...hiihihihihih

Ato ny ahitana adalana , anihany, fahendrena, anatra sns
31. chipie1 ( 16/11/2004 18:38)
za zao niditra tato de nahalala oe kay tato nisy oul avy any betongolo tany aminay fahiny e hihihi :lol:
32. fijo ( 16/11/2004 23:55)
kitjo sy wawawa indray io mifosa io an.
bichette sy hery io tsy mazava an.hummm
maro ny zavatra tsapa sy hita tato fa ny tena tsara satria efa hita izay dia ny hiezaka ny mba hitoizany sy hanatsarana azy.
33. bichette ( 17/11/2004 08:13)
fijo > avelao wa lay hoe bichette. maninn indray zay sy Hery ?
mahafinaritra ny serasera e ! mahatezitra indraindray ny voasoratra ato kanefa mahasoa, mampianatra ny ho tony, sns. Mihomehy foana koa satria tsy takatry ny saina indraindray ny voasoratry ny namana.
34. yonikafopl ( 17/11/2004 21:24)
mahafinaritra ny serasera ka, za zao nahazo namana mahafinaritra be, misy ny tena namana ao kou ny namanamana de , ny mody namana :-P
Za zao ohatra nihinana sokola singaporian na dia narary nify aza hihihihh
Ho ela velona anie ny serasera, za ta miha tanora njay fa mimeme foana raha vao eto.
35. wawawa ( 17/11/2004 22:03)
fijo> Mifosa awona koa zay sy kitjo????
36. fijo ( 17/11/2004 22:38)
wawawa sy kitjo>hita ko,nifanena tao bira dia resabe ndray.
bichette>koa navahana manokana mihintsy i hery ko. :-D :-D :-D
yonik>sokola singan\'inona?
37. methode ( 17/11/2004 23:14)
Ny ahy aloha dia tsy voaisako mihitsy ny namana hitako tato e, ankoatran\'ny namana efa taloha! Tato no nahafahana niresaka ny hadalana sy ny fahendrena rehetra! Kisendrasendra ihany aloha no nahitana ity site ity e! Fa amin\'izao manana olona ivantanana aho na aiza na aiza eran\'izao tontolo izao noho ny fidirako tato! Na dia virtoaly aza dia mifampatoky! Efa nisy namana sasantsasany nihaona tamiko fa saingy tsy azo lazaina eto!!! Hihihihi!
Bichette> Efa tokony niova ny statut marital ko tato fa saingy za no tsy tia manova!! Hihihihi
38. bichette ( 18/11/2004 07:19)
tena misy mialona an\'i hery indray ato izany marina mafy ! :-D
ramaso > tsy misy miafonafona e ! indray andro hono i hery sy i bichette sy ny namana nifanena dia niaraka nihinana pate, i hery no nahandro azy .....
fijo > aza mialona wa
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

aoka izay sao bedin\'i hery eto ka !
39. ikaretsaka ( 18/11/2004 15:25)
bichette .. hay kosa??? ary hitako i fijo sy ramaso no maikamaika be kay resaka sakafo ko (pates)
:-D
nga i hery mibedy ry bichette?
de ataony ahoana? mahazo fessee? hihihiahahahahaha
40. yonikafopl ( 18/11/2004 19:58)
fijo wa aza ratsy saina, tsssss
sokola avy any singapore azany e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.095