Misy sahy ve?

81. xxx ( 01/01/2005 15:53)
zay zany éééééééééééééééééééééééééééééééééé
82. methode ( 02/01/2005 22:49)
De samy miandry eto izany!!! De samy ho tratry ny 2006 daholo indray! Hihihihi! Fa mirary ny rehetra hahazo ny iriny aloha mandritra ny 2005!
83. xxx ( 03/01/2005 17:41)
de mba aza adino zay aty fa nareo iany no lazainy eto fa teneno zay é,zany mahatonga le namna é,tsy mandino é.
84. dadabe ( 06/01/2005 05:56)
(l) raha io lohahevitra io r\'ise de angamba izaho no hijoro atsy ho atsy satria de tena misy zavatra tsy takatry ny saina ny zavatra miseho.Tato no nahitako ilay olona iray\" ???\" izay,mbola tsy teneniko ny anarany,fa afaka kelikely de mety andefasako invitation enareo . Merci :-*
85. chipie1 ( 06/01/2005 08:53)
ahan ! nenibe zao zany :-D
86. watafon ( 06/01/2005 09:42)
d za koa v mety invité kay ry dadabe ? aza mba adino ny namana e! efa azoko antsainale izy !
87. bichette ( 06/01/2005 09:54)
dadabe > hum hum hum !!!!!
88. hery ( 07/01/2005 07:58)
Mivoaka tsikelikely ny hoe Iza i Hery (Version 2: ilay mba maivamaivana tsy mampivika ny sasany :-) izany hoe pour tout public...) nisy mantsy teo fa torana daholo ze namaky azy hihihi.
http://vetso.free.fr/wiki/doku.php?id=namana:fampidirana

89. ikaretsaka ( 07/01/2005 15:26)
za tsy torana aloha fa tena nijanona kely tsy nikaretsaka fotsiny namakafaka azy.. hi hihihihi
kivazivazy ny ahy e! :-D
90. methode ( 08/01/2005 22:54)
Hery> ZA aloah de tsy maharaka ny tantara fa de aty amin\'ny dezaka marina e! Hihihi! Sady tsy manana ticket hidirana ao amin\'ilay resaka!
91. ikaretsaka ( 09/01/2005 03:52)
hery> asio famintsinana tsotsotra izany e!
(te hanao aminy eo hanokatra ity adihevitra ity koa hihihi)
92. booboo ( 20/01/2005 15:16)
ity hafa koa : misy avy any ananona hifindra any anona
:-D :-D
93. bichette ( 20/01/2005 16:58)
hery > :-D mampihomehy ianao an fa ilay sary wa somary maizina e, alefaso ilay mazava :wink:
94. bichette ( 21/01/2005 14:45)
ramaso > ny temoignage ko dia hoe mahafinaritra ny namana
95. dadabe ( 27/01/2005 03:34)
(l) :D tairo ny fijoroana ry zareo a,zahay kou ane mba te hihaino e heu heu heu ,io less ramaso a,elah mitsy zao no tokony hijoro de eo kou bichette hihihihihi..........oay tsy adino karetsaka kle ,tairo lesy fa aza afenina a hahaha (l)
96. yonikafopl ( 27/01/2005 23:08)
alefaso le resaka tena resaka reto a!!!! Ika eo mba honette amzay de tantarao le fandehany ao :roll: :-P
97. methode ( 27/01/2005 23:28)
Mety tratran\'ny 2010 eto isika mbola tsy manomboka!! hihihi
98. ikaretsaka ( 28/01/2005 03:20)
ny ahy letsy efa voatatara t@ andron-dranavalona an
99. booboo ( 28/01/2005 07:05)
hé hé tratra ingahy r\'ikaretsaka @ honesty fitenin\'ingahy !!
100. bebe ( 28/01/2005 07:10)
izahay sy i dadabe mbola tsy nandre fa tantarao ikaretsaka a. mba ny tanora indray no mitantara fiainana aminay antitra e.
dadabe> sa tsy izany rainy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2077